fankalazana ny 26 jona

21. mamps ( 25/06/2006 17:54)
faiz lou le ambanivohitrareo e!!
22. era ( 25/06/2006 17:56)
raha mazoto sy misy fotoana azo asiana tsakitsaky : bonbon voanjo sy coco ireo mantsy tsy mora simba,diaefa mahazatra ny sambos sns
23. Fiffi ( 25/06/2006 18:35)
:miam::miam::miam:
24. adidy ( 25/06/2006 18:44)
era: tsy azo asiana sakafo akia ilay izy an! Efa nanontany mihintsy aho!
mamps: efa voavaly ho'aho ny @ iny:^):^)
25. Fiffi ( 25/06/2006 19:02)
domazy :(
26. miantra ( 26/06/2006 06:32)
Azonao atao koa ny mampiseho saritanin'i Madagasikara miaraka amin'ny karazana instruments de musique mampalaza ny faritra tsirairay,sady mandefa ireny hira gasy mapalaza antsika ireny amin'ny valihy sy ny sodina...;

Misy tableau malagasy koa tsara hitako mampiseho ny any an-tanana, ny dihy isan-karazany, ny fomba fitafy isam-paritra sns...

Izay fa mahavita be e!

Tsara be ilay hevitra!!!
27. Fiffi ( 26/06/2006 06:44)
adidy: ao @ ireny boky "Géo" ireny efa nahitako poster-n'i Madagasikara fa asa raha mbola misy ?
28. adidy ( 26/06/2006 06:56)
Tratry ny fetim-pirenena malagasy daholo isika rehetra! Dia ny firarian-tsoa angamba dia ho an'ny vahoaka mba hiala @ fahantrana, moa homen'ny Tompo mpitondra hendry!. Dia misaotra @ firarain-tsoa rehetra!
Izaho tsy manana géo fa miezaka mitady site misy info aho izao, dia nakao @ google aho dia nanao hoe image dia nalaiko par thèmes ilay izy ka efa nahavita simpression sary maromaro aho, ny sasany natao format 21x27 , ny sasany carte postale etc...!
Miantra tsara ilay hevitra carte misy instrument ao anatiny fa hitady aho. Tsy manana mozika sodina sy valiha aho fa kalon'ny fahiny ireny no ananako!
29. Samoana ( 26/06/2006 11:48)
Ny "adidy" tsy an'olon-dratsy fa mahavità be e !
30. Mifenty ( 26/06/2006 14:51)
cutie, adidy:-D:-D

proud ra am frantsay zany d oe fier eh , le mirehareha manko otraotran hummm d zay no sadaikatra an adidy ngamba
31. Fiffi ( 26/06/2006 15:14)
adidy: misy "tsihy" ireny de ao anatiny ao misy ny karazana instruments de musika fa miniature ilay izy.
32. era ( 26/06/2006 17:45)
arabaina tratry ny 26 e, efa hitako ery ny fasahiranana ho amin'ny rahampitso. Mirary soa !
33. cutie ( 26/06/2006 18:03)
Mifenty
izy daholo zany na fier na mirehareha e :-D
34. Fiffi ( 27/06/2006 06:10)
era: misaotra anao de torak'izany koa na de somary tara aza vao namaly hihihihi
35. adidy ( 27/06/2006 13:51)
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra i adidy rehefa nahavita adidy fa dia tontosa soa aman-tsara ny androany! Faly! Betsaka ireo nanoina ny antso, teo ny nividy, nijerijery , niresadresaka!Ny tena nahafaly an-dry zareo vazaha dia ny nappe, ny satroka , ny harona. Dia variana ry zareo nijery sary satria efa nisy panneau paravent teo dia nasiako lohahevitra: carte, situation géo, baobab, gidro , orchidée, dia vie quotidienne: tanimbary, omby sarety, posy, dia asa tanana: manao papier antaimoro, mandrarymanao sikotra, dia tsena amoron-dalàna mpivarotra lasary manga, tsena miaraka ny seza, voasary, satroka! Dia mamporisika antsika namana mazoto hampahafantatra ny tanintsika! ny tena raharaha be dia ny niposaka nappes halina hatr@ 12 alina mba hoe présentable, nefa izay ny raharaha tsy tiako indrindra:°):°):°). Hany ka hoy ramose hoe rehefa mba vita ireo dia mba pasohy ny antsika efa misavovona be etsy:-P:-P:-P
36. fijo ( 27/06/2006 20:21)
he he he mahazotoa mipasoka e
37. cutie ( 27/06/2006 20:29)
za zay efa aman-taona tsy nipasoka:-D
38. miantra ( 28/06/2006 05:31)
Adidy: Bravo!!!=D=D=D

Cutie, adidy: io koa ny ahy mba tena tsy tiako io mipasoka io fa tsy ianareo irery e!

39. Fiffi ( 28/06/2006 05:45)
de iza no mipasoka ao an-trano raha izany ?
40. mandrindra ( 28/06/2006 07:52)
ilay mbala tsy mila pasohina ireny vidina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2748