James Bond midera an-dRavalo?

21. arson ( 12/07/2006 12:21)
ok RAVALO aloa no fantatray e!be ny zava-bitany na de mety manitrika kely ihany ary izy.
22. sarobidy ( 12/07/2006 12:33)
Hay ve nisy an'zany fa zahay no tsy naharaka!
23. prime ( 18/07/2006 12:46)
Eh oui!!!!:°)
24. LazaDaddy ( 18/07/2006 22:25)
James Bond midera an-dRavalo
Hery> isika tsy mba mila dera sy sitraka avy amin'olombelona :wink:
25. prime ( 19/07/2006 13:09)
:):@
26. cutie ( 19/07/2006 13:21)
hafahafa fisainana:-D
27. LazaDaddy ( 19/07/2006 20:32)
cutie> tena miezaka ny ho hafa fisainana sy toe-po tokoa aho fa tsy dia ilaiko ny mitovy amin'izao tontolo izao, na ilay antsoina hoe ny besinimaro. hahaha! :wink:
28. cutie ( 19/07/2006 23:08)
lasa extra terrestre eo fa ataovy:-D:-D:-D:-D
29. prime ( 21/07/2006 09:57)
Misy alien ato @ farany...:-D:-D:-D
30. cutie ( 21/07/2006 17:51)
i Lazadaddy zany :-D:-D:-D
31. prime ( 17/08/2006 12:18)
:-D:-D:-D
32. cutie ( 17/08/2006 16:53)
:-D
33. prime ( 29/08/2006 13:49)
Izay ny anao ry laza fa sahin'i cutie...:-D:-D:-D
34. frrr ( 08/09/2006 13:39)
ny tena milay zaoi dia hoe le 3 dec ve tsisy gidraka sa ahoana . fa ra8 minkandra fa nofa b.efa kian'ny bank mondial
35. prime ( 13/09/2006 15:11)
ka hoe valalan'amboa ve ny nahavita zavatra e...:lol:
36. vakiniadiana ( 09/10/2006 13:12)
Iza y te hanakiana anie misy azo kianina foana e, ny fandrosoan'ny zavatra sy ny zava-bita no jerena, tsisy fanaperana izany eto ambonin'ny tany
37. prime ( 25/10/2006 14:56)
Ny fandrosoana koa nefa misy lafiratsiny avokoa fa sao diso hevitra ny vahoaka...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3273