Nivoaka ny site web ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

21. sarobidy ( 29/06/2006 09:02)
marozevo
22. Fiffi ( 29/06/2006 20:53)
tena somary ela hiany aloha vao misokatra tanteraka ilay izy an!
23. marozevo ( 01/07/2006 21:46)
Mety antony inona re no mahatonga azy ho ela fisokatra eh...
24. prime ( 04/07/2006 08:03)
Izay tokoa vao nisokatra... dia misaotra an'Andriamanitra no mankasitraka anareo nanoro azy koa... ny sary no mavesatra be mahatonga an'io ela fisokafana raha ny fahafantarako azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1216