INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY ?

21. prime ( 23/06/2006 08:56)
Fiffi:
-O ! ry zareo an! t@ andron'i ratsiraka dia namoaka hira maro i SARERAKA TENA MARINA fa tsy i sareraka fopla eto !

-Ireo hira ireo dia nihentiny t@ tolona t@ fitondran'i ratsiraka tsy rariny!!!

-Zao indray de ho hentin'i sareraka hanakorotana sy hitabatabaina eto ireo hira ireo nefa tsy azy akory!
izaho indray mahita fa tena sareraka mpihira io... indray mandeha iry moa dia nasehony mihitsy ny sariny... raha tsaroanao nataony hoe jereo ato...
22. Fiffi ( 24/06/2006 07:25)
prime: :-D:-D ka raha hasehoko anao sary 1 de lazaiko hoe tena zah io de mino ve enao ? Ny zavatra tena tsara angamba de ny mba hilazany tsotra fotsiny hoe "ENY na TSIA" de manga ny lanitra! sa ahoana hoy ianao ?
23. rapala ( 26/06/2006 09:27)
sareraka: ny solution-nao dia ny hoe hanangana ny haute cours de justice, dia iza no hitsara azy eo? ny opposition rehetra ve? Ireo mpitondra fahiny sy ny mpanaraka azy ve? Inona kou no dikan'izany. Tsy solution mihintsy izany.

Ny vahoka no nifidy/mifidy/hifidy, ka manantena ny fahendran'ny vahoka malagasy isika.

Tadidio fotsiny ny toetra ara-politika any zimbabwe, tsy misy demokrasy mihintsy fa i mogabe no mandatsaka ny tenany ary vonony daholo izay manohitra azy. Tianao kou ve i madagascar hiafara toy izany? Isika mbola manana choix, ary ny vahoka manerana ny madagascar de feo iray, na foko ino izy ireo na foko ino.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1113