21 jona

1. lapino ( 21/06/2006 15:44)
Hoe fotoana mahalava indrindra ny andro androany,
Dia fetin'ny mozika ihany koa (arahabaina izany ny mozika :)),

Fa raha tsy diso aho toa fetin'ny teny malagasy koa. Toa nisy an'izay manko hoe telo andron'ny teny malagasy manomboka 21 jona. Sa diso ve aho?
novalian'i vale ny 30/06/2006 13:20
2. vale ( 21/06/2006 16:21)
:oops:fetin'ny mozika ihany lou ny fantatro:) fa raha izany aza de harabaina koa ny fetin'ny teny malagasy eh:)!!
3. pissoa ( 21/06/2006 16:23)
Arahabaina ny teny Malagasy!
4. Herimiafina ( 21/06/2006 16:49)
Tena tsy haiko raha fetin'ny teny malagasy androany na tsia. Fa na dia izany aza dia arahina mozika. :-w
5. cutie ( 21/06/2006 17:12)
hihaino mozika bdb androany zany :P
6. vale ( 21/06/2006 18:23)
:D:D:Do^oo^oo^o:°)
7. Zina ( 21/06/2006 18:35)
Hoe fotoana mahalava indrindra ny andro androany,

dia hoe fotoana fohy indrindra any dago...
8. Fiffi ( 22/06/2006 03:35)
fetin'ny mozika hiany aloha no fantatro an! ary tena nahafinaritra tokoa! :)
9. vale ( 22/06/2006 09:45)
fiffi: iza avy ny artistes hitandry tany?:wink:
10. prime ( 23/06/2006 09:02)
11. vale ( 23/06/2006 10:27)
prime: maninona koa?!! k'hita fa ny artista mihira doly @io koa!! sa tsy azo tenenina eto ve??!mmmmhhh!!
12. prime ( 23/06/2006 12:34)
Teneno ary e!!!:lol:
13. vale ( 24/06/2006 23:13)
prime::-Dlasa hisolo vava an'i fiffi ve zaho @zany koh!!:P:P:P

prime: :lol:zà indray aloha de tsy afaka nivoaka t@ io eh :(, fa nalahelo beu zà fa misy groupe mpihira sy comédiens tiko be tonga taty france (avy ao espagne)nitsidika sy nihira tany @ hopitaly sasan-tsasany!mmmh!, ny efa hitako taloha indray tsy teneniko koa eh;-), manaraka an'i fiffi ah!:P:P
14. prime ( 28/06/2006 09:40)
vale> koa efa hoe mba teneno koa inona indray ary...8-):-D fa maninona no manaraka an'i Fiffi e??!!:wink: Fiffi ô! zah koa hanaraka anao...:-D:-D
15. vale ( 30/06/2006 13:20)
prime::-D:-D:-D:-D:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.304