mmhhh
11. diamondra27
(
21/06/2006 16:51)
kiali: bisous avy any @ kala, tsy manadino hono izy
fanja: les bleus koa zany afrikana:-D:-D:-D
fanja: les bleus koa zany afrikana:-D:-D:-D
14. vale
(
21/06/2006 18:26)
:roll:in ny mahatezitra ani dadabe anizany:-D,! k'hita fa -vazah maintry doly ny ekipa frantsay ko in ndray ary!:lol::lol::lol::-D:-D:oops:
15. sasa
(
22/06/2006 04:28)
F'angaha dadabe anisan'ny les bleus koa no tezitra be eo =))=))=))=))=))
izany mintsy le toe-tsaina frantsay tsy milay hoe rehefa maharesy d hoe les Français, fa rehefa resy d hoe les africains satria ve hoe mainty daholo le joueur tsssssssss:twisted::twisted:
Fa na izany aloha na tsy izany za tsy tia Frantsay d aleo resy any =))=))=))=))=))

16. majakely
(
22/06/2006 05:59)
sasa hahahahahaha,,,,nenah suisse,,allez la suisse,,na tsy mahay aza ,,lollllll
17. Fanja1
(
22/06/2006 06:29)
izany mintsy le toe-tsaina frantsay tsy milay hoe rehefa maharesy d hoe les Français, fa rehefa resy d hoe les africains satria ve hoe mainty daholo le joueur tsssssssss
Fa na izany aloha na tsy izany za tsy tia Frantsay d aleo resy any
Vale gazety gasy nahitako an'io fa tsy vaza an!
majakely ny ahy brésil na allemagne :)
18. mamzelkely
(
22/06/2006 06:55)
eh jereo kely ange le fôtsan le razoky miteny ee mivôka mampanaelo kely :°):-D:-D:-D
20. totofy
(
22/06/2006 07:14)
:-D:-D:-D:-D
dadany be koa le izy fa misy 'immigrés' telo ihany ao : Sagnol , Ribery ary Barthez
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
allez les bleus , manana carte de séjour ve ry zalahy ireny =))=))=))=))=))
dadany be koa le izy fa misy 'immigrés' telo ihany ao : Sagnol , Ribery ary Barthez
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
allez les bleus , manana carte de séjour ve ry zalahy ireny =))=))=))=))=))