Mivoaha i Lahiniriako e
21. Fiffi
(
26/06/2006 09:25)
ka zay ange le mahavoa an'le olona eh! mametraka dinika izy de iny izy no manjavona , rehefa tahak'ireny de tsy mendrika ny valiana akory fa fandrebirebena fotsiny ny tena tanjona.
22. marozevo
(
26/06/2006 14:38)
Ka ny olana ange ry Fiffi dia izao eh... Misokatra eo ilay sujet... iza moa no hahafantatra mialoha fa tsy hiverina ilay nanokatra azy...
Fa na izany na tsy izany dia azo hamantarana fa olona "lache" (Ny aty Italie tsy misy accent surconflexe fa azafady) ilay olona. Iza angaha no mba ho sahy hiantehitra amin'ny olona toy izany.
Ny olona tena tompon'andraikitra dia tompon'andraikitra amin'ny loha hevitra sokafany koa fa tsy manao valalan'alika.

23. Mifenty
(
26/06/2006 14:42)
Ka ny olana ange ry Fiffi dia izao eh... Misokatra eo ilay sujet... iza moa no hahafantatra mialoha fa tsy hiverina ilay nanokatra azy...
27. mamzelkely
(
28/06/2006 06:55)
Mifenty:
Merci Mamz fa nji iany no nahazo ny tiako tenenina a
de rien izay anie le mahampinamana ee :wink::-*:-*