Mivoaha i Lahiniriako e
1. Mifenty
(
21/06/2006 12:55)
Mba mivoaha ilay miseho ho lahiniriako namorona sujet ma krizy ao ambany io fa toa tady ampiady ol fotsin e
Mivoaha e
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:06
7. Ragadona
(
21/06/2006 13:53)
Tsy zonao kosa ry Mifenty ny handroaka olona noho ny firehan kevitra politikany. Tsy mety ny mampiady saingy io fihetsikao io amiko no tena fambolena ady. Ny forum eto koa tsy natao hoe ho voatokana hoan ny antokon olona manohana an izatsy na zaroa(raha tsy hoe anga hataon ny mpandrindra toy izay ...) Afaka miteny eto dhl na manohana an iza na manohana an iza fa aza atao mirefarefa toy ny fanao any amin ny wanadoo fotsiny ny resaka sy fiarovan kevitra fa mba resak olona tsy andevozim pironana
9. fijo
(
21/06/2006 20:11)
marina fa malalaka eto raha ny hevitra,fa mba ho fanajana ny namana,dia mba tsy tokony asiana ny resaka hampifanditra.aoka nefa halalaka ny hevitra fa tsy terenahanaraka ny firehana iray.
10. Fiffi
(
22/06/2006 06:28)
tsy fantatra akory ary zany olona lazain'i Mifenty zany hoe iza na aiza na ahoana.:roll:
11. arson
(
22/06/2006 06:46)
zany ko ka hahatezitra!sa ahona re olona.misotro rano mangatsika kely alo sao safotra eo e!
:-D:-D:-D:-D:-D
hita fefa miteny izy hoe mivoaha ilay lahy niriko.?????????????????????????????????????:miam::miam::miam:
:-D:-D:-D:-D:-D
hita fefa miteny izy hoe mivoaha ilay lahy niriko.?????????????????????????????????????:miam::miam::miam:
12. mamzelkely
(
22/06/2006 07:11)
ragadona aa ra ny fahazoko ny tin'i Mifenty lazaina anie de asainy mivôka mipotra miseho i lahiniriko fa nanao an le hvt iny izy de ts hita tsony eee sa ve ts zany ry Mifenty :roll: mivoaha ko alou enao eee de tohano io hevitro ra marina :-D:-D:-D
13. prime
(
22/06/2006 07:19)
Masiaka kosa aloha ilay fampiadiam-piaviana ataon'i "lahiniriko" (ilay anarany entin'ilay mpidinika ato io fa toa tsy ilay tena iz an!! sao harary fo eo ianareo) ao ambany ao e!!!!:miam:
15. rabaradaka
(
22/06/2006 11:17)
Zao dadatoa a, diso ny kajinareo mikasika an'i Lahiniriko, tena zero. Fa zao no atahorako an'i Lahiniriko : sao lasa silamo ny Gasy efa mafy ady ity raha lasa eo i radadatoa io
16. prime
(
22/06/2006 11:21)
rabaradaka> :-D:-D:-D koa efa hoe tsy izy io resahina ato io ka na -20 ary vao maika =))=))=))
17. marozevo
(
22/06/2006 13:35)
Marina kosa aloha ny an'i Mifenty eh... Misy efa mahazo ny tiany hambara, fa ny betsaka tsy mahazo. Nisy niseho ho "lahiniriko" teto amin'ny serasera. nanokatra lohahevitra iray io ranamana miseho ho lahiniriko io.... Lohahevitra feno fandrangitana adim-poko... Ka inona no tsinin'i Mifenty raha mamotsipotsitra izany ?
18. prime
(
22/06/2006 13:54)
marozevo:Tsy misy kah!!!
Ka inona no tsinin'i Mifenty raha mamotsipotsitra izany ?
Fa zah aloha mbola :-D:-D @ ilay zero be an'i rabaradaka ihany e!!!!:-D:-D
19. marozevo
(
22/06/2006 22:53)
SShhh !... Ny an-drabaradaka rediredy ireny eh... Zavatra tsy misy dikany mihitsy anie io lazainy io eh... fa tsara aloha rehefa hehy no asetry azy eh... Raha izaho no tahakan-drabaradaka io dia hiteny mihitsy aho hoe "mitresaha ry tany hilevenako, fa matin'ny henatra aho". Nefa moa rehefa tsy entin'ny feon'ny fieritreretany ve ny olona a....
20. Mifenty
(
26/06/2006 06:30)
hoy Ragadona
ilay hoe mivoaha tsy mandroaka azy velively akory fa hoe mba misehoa izany hoe mba tiako hanohana ny heviny izy fa tsymanolotra sujet de mifamaly ny oul d tsita lery.
Tena miombon-kevitra aminao mitsy aho am lay hoe samy mamoaka ny heviny satria forum ilay izy. Noho izany dia tsy hitako izay olany raha manohana ny heviny izy;
Merci Mamz fa nji iany no nahazo ny tiako tenenina a
Merci kou Marozevo a
Tsy zonao kosa ry Mifenty ny handroaka olona noho ny firehan kevitra politikany. Tsy mety ny mampiady saingy io fihetsikao io amiko no tena fambolena ady. Ny forum eto koa tsy natao hoe ho voatokana hoan ny antokon olona manohana an izatsy na zaroa(raha tsy hoe anga hataon ny mpandrindra toy izay ...) Afaka miteny eto dhl na manohana an iza na manohana an iza fa aza atao mirefarefa toy ny fanao any amin ny wanadoo fotsiny ny resaka sy fiarovan kevitra fa mba resak olona tsy andevozim pironana
ilay hoe mivoaha tsy mandroaka azy velively akory fa hoe mba misehoa izany hoe mba tiako hanohana ny heviny izy fa tsymanolotra sujet de mifamaly ny oul d tsita lery.
Tena miombon-kevitra aminao mitsy aho am lay hoe samy mamoaka ny heviny satria forum ilay izy. Noho izany dia tsy hitako izay olany raha manohana ny heviny izy;
ragadona aa ra ny fahazoko ny tin'i Mifenty lazaina anie de asainy mivôka mipotra miseho i lahiniriko fa nanao an le hvt iny izy de ts hita tsony eee sa ve ts zany ry Mifenty mivoaha ko alou enao eee de tohano io hevitro ra marina
Merci Mamz fa nji iany no nahazo ny tiako tenenina a
Merci kou Marozevo a
