CALCUL
22. sasa
(
22/06/2006 04:37)
diams hi hihi ye za tjrs :-D:-D:-D
dadabe izany vao tonga d tezitra foana :-D:-D:-D mba mitsikia wa :D
dadabe izany vao tonga d tezitra foana :-D:-D:-D mba mitsikia wa :D
26. sasa
(
23/06/2006 03:21)
diams mba teneno akia io dadabe io fa tena io devoly kely io foana ve no ampiasainy efa hoe ity wa no izy :-D:-D:-D
27. diamondra27
(
23/06/2006 03:43)
sasa: njy koa akia mampimé kou
lazao izy oe: alazako @ papanay sy mamanay ianao anio... 'zay moa le hira?
lazao izy oe: alazako @ papanay sy mamanay ianao anio... 'zay moa le hira?
28. dadabe
(
26/06/2006 09:43)
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
30. sasa
(
27/06/2006 03:53)
dadabe alazako am papanay sy mamanay hono elah raha mbola manao an'io :-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. dadabe
(
28/06/2006 14:34)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 27-06-2006 08:53:45
Lohateny : Re : CALCUL
dadabe alazako am papanay sy mamanay hono elah raha mbola manao an'io
alazao :Dfa tonga dia fisehoana vita kle , tiko be izany a=D=D
35. sasa
(
29/06/2006 04:03)
dadabe hi hi hi hi hi aleo tsy alazako am Papa sy Maman indray raha izany fa aleo am zokinay lahy, d amzay tonga d raikita ny kombaka :-D:-D:-D:-D:-D
36. dadabe
(
29/06/2006 06:20)
sasa kiii zah nagah matahotra azy , efa koboko anie lery e, t@ FILM :-D:-D
39. sasa
(
04/07/2006 04:04)
dadabe ha ha ha ha mafy be iny sady bokona be fa tandremo, tsy hitan'lah hoe i mifenty aza ve nitondra faisana mintsy :-D:-D:-D:-D