CALCUL
1. diamondra27
(
20/06/2006 12:31)
indray mande hono izany dia nisy ramatoa voan'ny calcul de nakany @ dokotera.
De hita tokoa izany le izy fa oe: tena calcul no mahazo azy.
De hoy le madama oe: fa inona radoko no mahatonga ny calcul?
De namaly le radoko: voan'ny ny calcul ny olona raha be loatra ny calcium haniny
Ka raha ny tokony ho izy de hita ao ankibo izy io.
Tandremo anefa sao de miakatra any andoha an!
De hoy le madama: fa ahoana?
De namaly radoko: lasa calcul mental re madama
:wink:

novalian'i dadabe ny 10/07/2006 07:36
3. Simpona
(
20/06/2006 13:33)
:-D:-D:-D:-D:-D Ary fehefa be mony izy de lasa machie à calculer :lol::lol:
12. diamondra27
(
21/06/2006 04:07)
dadabe: fa inon no maha:evil: @izany?
fiffi: gaga @ dadabe ve njy sa gaga t@ fiakaran'ny le calcul any andoha?:-D:-D
vale: fita oa akia koa
MTN :iza izany mpihra izany
sasa: tjrs:-D:-D:-D:wink:
fiffi: gaga @ dadabe ve njy sa gaga t@ fiakaran'ny le calcul any andoha?:-D:-D
vale: fita oa akia koa
MTN :iza izany mpihra izany
sasa: tjrs:-D:-D:-D:wink:
15. diamondra27
(
21/06/2006 07:59)
mandrindra sy totofy: izany anie oa fa tsy mety milaza izy oe: iza le be mony e!
le machine à cakculer mba hay ihany
simpona::-D:-D:-D
le machine à cakculer mba hay ihany
simpona::-D:-D:-D