Ny fitiavana sy ny taona !!!!!!!!
43. sasa
(
22/06/2006 04:57)
matoa manao d mahazaka ny vokany izay koa, ny manodidina indray aloha tena tsy hiditra amzany e! tokony ho ny ray amandreny aloha no handray andraikitra voalohany, nefa koa misy ny ankizy mafy loha, ka izay mamafy rivotra d tsy maintsy hijinja tadio koa :D
44. rapala
(
22/06/2006 07:16)
sasa: ié, marina izany - homendry zala paké eo enao miteniteny azy eo!
45. Aino
(
22/06/2006 19:53)
izay ary ilay tsy mety @ tsy de fitandremana indrindra moa fa ny tena aza mbola kely taona!!
tena tsy hitako izay lazaina @ izy izany fa de ny lohako sisa no nagihidihidy!! fa dia mampalahelo indray raha bandy kley @ izany, tao tsy afaka mifidy izay tokony mba mety mety, raha hajanona ny fianarana ande hiasa mety asa tsy de azona vola ankory no azo raha mahazo aza, raha hajanona indray ny fianarana nefa io no mety hanampy anizy roa kely any ahoriana any.