Ny fitiavana sy ny taona !!!!!!!!
22. pissoa
(
20/06/2006 15:17)
xxx:Taiza koa no nisy heo tsy informe nefa mahay manamboatra zazakely :roll:
Marina izany , tokony hijinja izay nafafiny ny tsirairay kanefa mety nisy olana koa hoe tsy mba informé momba ny sexualité izy roa kely ka dia tojo accident. Tsy mba nisy nanoro azy ny tokony hataony
23. naughtyboy
(
20/06/2006 15:23)
fa misy firy marina mo no mankany ampianarana ny zaza malagasy(ka afaka mamaky teny)?tsy misy mahalala zay isa marina,ny lalana velona aty @ tany mandroso rehetra de manery ny RAR ampianatra ny zanany raha tsy zany de mahazo famadrihantoerana any amponja. ny mety mandaitra ngamba dia ny teknolojia haino amanjery entina manatanteraka reny fanabeazana reny,
sady ny zv misy eto dia hoe kamboty ray+reny ,reo mpanabe eo anivony tontolo
sy ny fiarahamonina no banga ka manantena aho fa manoro hevitra sy manampy reo tompon'andraikitra isantsokajiny manoloana ny toy zao..

24. xxx
(
20/06/2006 17:37)
Zah ndray tsy navelan'ilay reniny hiaraka @ zanany vavy,norarany mafy mitsy,kay ilay reniny tia mafy dia mafy. Dah ny tena no menatsé :oops::oops:
25. xxx
(
20/06/2006 17:40)
Fanamarinana kely esty ambony!!
"kay ilay reniny tia ahy beuhh mitsy" Dah ny tena no menatsé :oops::oops:(l)
"kay ilay reniny tia ahy beuhh mitsy" Dah ny tena no menatsé :oops::oops:(l)
26. Fiffi
(
20/06/2006 17:53)
an ? ilay reniny tia be anao nefa tsy navelany mihintsy enao tsy hiaraka @ zanany ? sa tianao izy ho azy ? :roll:
27. xxx
(
20/06/2006 19:08)
pissoa:
xxx:Taiza koa no nisy heo tsy informe nefa mahay manamboatra zazakely :roll:
Marina izany , tokony hijinja izay nafafiny ny tsirairay kanefa mety nisy olana koa hoe tsy mba informé momba ny sexualité izy roa kely ka dia tojo accident. Tsy mba nisy nanoro azy ny tokony hataony
voajanahary (naturel) anie ny fananahana (fanamboarana zazakely raha tianao ) fa aza hadino e ? Tsy mila hoe olona nianatra vao mahay azy . Be dia be ny olona tsy mahay mamaky teny fa miteraka .
Fa ny mi gérer azy no mila information
28. sasa
(
21/06/2006 04:19)
Za manohana ny hevitry mandrindra, rehefa tsy mahay d tsy tokony atao io, tsy mahafaty anie io raha tsy atao e! tokony mba miandry ampy taona aloha farafaharatsiny izay vao miditra amzany, sady mbola tsy ampy taona daholo izy 2 nefa tia manandrakandrana.
Marina fa ny fitiavana tsy misy taona kanefa ny firaisana aran-nofo kosa d tokony mba hisy taona.Izao izao raha voatery hiasa le bandy kely ka tsy hanampy ireo ray amandreny d ho sahirana ry zareo satria mbola tsy ampy taona, rehefa tsy hanambady an'le sipa kely indray izany lery d miomana fa tsy maintsy hiditra any am zaza maditra, zavatra tsy voahevitra kely foana d hahapotika ny hoavy iray manontolo.

29. arson
(
21/06/2006 06:13)
Zany tokoe ve reto le oe"TSAPATSAPA NO NATAO,ZAZAMENA NO NIVOKA!"aza manody alo ny goavy manta e! fa zao fotsiny ihany,amiko a na firy taona enao na firy rehefa mahazaka ny atao hoe tokantrano de tsy olana amiko fa le mitsoka ADIDY fotsiny no tandremana.Sady zao koe!nga tsy mba misy fifanarahana ny eo @izy fnkvn 2 tonta e!
MTN:tsy oe adalana le izy fa vokatriny fitiavana kosa e! ireny olona bevoka be2 reny zany @nao adala avoko?
MTN:tsy oe adalana le izy fa vokatriny fitiavana kosa e! ireny olona bevoka be2 reny zany @nao adala avoko?
30. mandrindra
(
21/06/2006 06:38)
xxx:
mandrindra:
hoy i xxx:
Marina izany , tokony hijinja izay nafafiny ny tsirairay kanefa mety nisy olana koa hoe tsy mba informé momba ny sexualité izy roa kely ka dia tojo accident. Tsy mba nisy nanoro azy ny tokony hataony
aza miandry tolorana fa mitadiava info, rehefa tsy mahay dia tsy tokony hanao
Tsy nanana Rasipy (Fr Cyprien) nampianatra azy re izy ry mandrindra fa aza dia enjehina be ohatr'izany a
tsy i rasipy irery no mahay mampita an'io fahalalana io ka :P
ary tsy hoe manenjika aho fa ny mifanohitra amin'izay aza no tiako ho lazaina : izay eo dia eo, efa izay ny vokany fa dia mihetsika sy mikarakataka amin'izay.
31. xxx
(
21/06/2006 08:43)
Ny fiheverako azy dia ho antsika angamba évident be izany hoe mitady information, na misy olona manampy , na misy moyen hitadiavana info, fa misy sokajin'olona tsy afaka manana an'izany mihintsy .
Eto izao i Bebe ve hiresaka an'izany @ zafikeliny lahy ?
Eto izao i Bebe ve hiresaka an'izany @ zafikeliny lahy ?
32. naughtyboy
(
21/06/2006 09:46)
mety ho andraikitra ny rehetra manodidina zay mahalala koa no mifanoro ialana ny toy zao fa ny loza aza aretina samihafa zay miparitaka manimba ny firenena toy ny sida sns..olana kely aratsosialy otrizao aza adino fa mamotika ny hoaviny reo tovolahy sy tovovavy sendra ny tsy nety
33. rapala
(
21/06/2006 10:29)
naughtyboy: marina ny nolazainao fa ilay prob ange de ilay mentalité, enao indray no homendry zareo tsiny na kritikendry zalahy hoe miseoseo mahay na hoe'mind your own business', it's catch 22!!!
34. arson
(
21/06/2006 11:34)
ataovy teny gasy o!nga izy ity tsy site gasy e!sa tena efa vazaha kosa angamaba enao an! vazaha mainty kibo
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
35. lapino
(
21/06/2006 12:04)
pissoa:
Taiza koa no nisy heo tsy informe nefa mahay manamboatra zazakely :roll:
Ndremande zay za nahita hoe 40% (moa??) amin'ny mpivady philippins no tsy mahalala hoe ny fananovana *$£¤#~ no mahatonga ny fananan'anaka, fa mbola mino foana hoe fanomezana avy amin'Andriamanitra tonga ho azy :-w
36. pissoa
(
21/06/2006 13:45)
Zany kosa ve less hampino kle :-P Ngo de tsy te hahalala fotsiny :-D:-D:-D
37. lapino
(
21/06/2006 13:56)
Raha eritreretina ange ohatra, hoe manana blao no mahita ecrou, na dia tsy informe momba ny mekanika aza ... kanefa ny blao sy ny ecrou tsy mampisy zanany :wink::-D
38. rapala
(
21/06/2006 13:57)
arson:: aza mamely akaiky moa é, soa fa mbola mainty kibo an =))=))=))
39. pissoa
(
21/06/2006 14:12)
lapino:=))=))
Raha eritreretina ange ohatra, hoe manana blao no mahita ecrou, na dia tsy informe momba ny mekanika aza ... kanefa ny blao sy ny ecrou tsy mampisy zanany :wink::-D
Fa zah tsy mbola mino aloha hoe misy olona tsy mahafantatra an'zany e (hoe olona efa lehibe izany). Ny tokony atao mba tsy hananana zaza rehefa *$£¤#~ no mety tsy ho fantany.
40. lapino
(
21/06/2006 14:24)
Be loatra marina ilay 40% kle! Angamba tarehimarika ho an'ny couples tanora io :P
30% amin'ny couples philippins no tsy mahay hoe ahoana no mahatonga ny zaza http://dejagrand.infobebes.com/htm/actus/actus_jour.asp?id_art=4934 ,
http://lawrencedesrosiers.blogspot.com/2005/03/un-couple-philippin-sur-trois-ne.html ,
http://www.lunerouge.org/spip/breve.php3?id_breve=246 :)