Misy mazoto hamaky ve?

21. Rafotsy ( 20/06/2006 05:34)
Salut daholo !
Izaho tsy dia namaky ny hevitrareo rehetra , fa izaho dia tsy mazoto mihintsy ny hamaky izany ! Tsy hitondra n'inoninona eo @ fiainako mihintsy satria izao mino tanteraka an'i Jesosy Kristy ! Ka tsy ho laniko handinika ny silamo ny fotoana nomenan'Atra ahy , aleoko mitsangatsangana , izay mahazo rivotra !
Bà betsaka daholo !
22. boubounezy ( 20/06/2006 07:32)
za kou alou dé tsy andany rondo @ zany fa za kou ra manampotona @zany dé aleoko manamafy ny finoko any JESOSY sô very any @ afo bé any za kou!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D^:^^:^^:^^:^^:^
23. xxx ( 20/06/2006 07:43)
Misy mazoto hamaky ve?

boubounezy:
sô very any @ afo bé any za kou!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D^:^^:^^:^^:^^:^
=)) =)) =)) =)) =))


24. little ( 20/06/2006 08:28)
aLEFASO KY FA ZAVATRA HOENTINA HIFAMPIZARANA ANIE NY ETO E! ALAO HAHALALA NY OLONA DE ANJARANY NO MISAFIDY FA ZAY FOANA NY ANTSIKA MALAGASY MANAO KELY FIJERY MASOSOTRA KELY, NA NY MORMON KOA AZA ALEFASO NA NY BOUDHISTE, NA NY ANIMISTA, NA NY REHETRA E, ALEFA!!!! GO, GO
25. ravatorano ( 21/06/2006 05:54)
:-*za manokana aloha dia vonona hamaky sy hijery arybhandinika izay lazainao eto momba ny hoe fivavahana silamo izany satria araky ny efa voalazan i hery tery ambony ihany io na dia hoe connaissance generale fotsiny aza.
Ny fahalalako sy fahafantarako ny finoana silamo dia tsy hampiova ahy ho mpino silamo miitsy fa dia katolika mandrakizay ihany aho.
Misaotra an i soanja
26. xxx ( 21/06/2006 15:42)
Tandremo sao tsy tena katolika fa katolikalika fotsiny...
27. bekiboo ( 22/06/2006 04:46)
xxx
28. marozevo ( 22/06/2006 23:52)
Ho an'i hery sy ny mpikarakara kosa indray ary....

Sao dia mba tsara kokoa raha avahana tsara hatrany am-potony mihitsy ity resaka finoana ity, mba tsy hifangaro be tahaka izao... Ny tiako hambara, raha mety, dia izao. Foano ny lohahevitra "fivavahana, finoana", fa soloy lohahevitra maromaro : Ohatra, Kristianisma, Islamisma, Judaisme (Satria mbola hosokafan'i Soanja koa hono io any aoriana), animisma sns... amin'izay miavaka tsara, ka sady ho voasongadina ny tsirairay amin'ireo amin'izay, no tsy hifangaro voraka eto.

Soso-kebitra ihany aloha ny ahy, fa jereo izay tena mahasoa ny serasera sy ny fifanakalozan-kevitra.
29. LazaRandri ( 23/06/2006 00:02)
Avelao hijanona amin'izao ihany Marozevo ah!:wink: Misy lafitsarany lehibe mihitsy io amin'ny fampielezana ny fahamarinan'ilay Teny tonga nofo izay tsy iza fa i Jesoa Kristy :)
30. prime ( 23/06/2006 04:51)
LazaRandri> mitovy hevitra aminao aho...:)
31. xxx ( 27/06/2006 17:36)
soanja ,
fanga ela silamo sa 5lamo?
zavatra tsy hay aza idirana lalina fa mety hampidi-doza
32. soanja ( 27/06/2006 18:14)
Zah tsy mba matahotra loza. Andriamanitra ihany no atahorako.
33. marozevo ( 27/06/2006 21:15)
1 -
fa manin no we hitsikera??
hoy i cutie ao ambony ao. Ko inona no maha forum azy no tsy hotsikeraina?

2 - Type-na xxx iray no miseho eto. Mba ivereno vakiana ange rey olona izay rehetra lazain'i xxx eto amin'ity lohahevitra ity eh... Dia asa ianareo na mitovy hevitra amiko, fa amiko tena olona maivan-tsaina i xxx. Azafady raha mahitsy be fa izany no fiheverako azy. Afaka milaza ny mifanohitra amin'izany ianareo raha matahotra an'i xxx.
34. soanja ( 27/06/2006 22:26)
LazaRandri:

Avelao hijanona amin'izao ihany Marozevo ah!:wink: Misy lafitsarany lehibe mihitsy io amin'ny fampielezana ny fahamarinan'ilay Teny tonga nofo izay tsy iza fa i Jesoa Kristy :)


Zah koa aloha miombon-kevitra satria amin'izany satria tena fampitahana mihitsy ny zavatra atao eto saingy iray fotsiny no asiako fanazavana satria isika rehetra efa samy mahazo tsara ny hinoantsika dia i Jesoa Kristy.

Ny hevitro ity :amin' ireo fanazavana ireo dia miseho ny antony mahatonga ny olona iray ho voasarika ary rehefa asesika ao an-dohany ny hevitra iray. Niteny tokoa mantsy ny Quaran hoe "ny hiran'ny Quran no henon'ny zazamenavava iray voateraka ary io ihany koa ny henony alohan'ny hikipian'ny masony."

35. marozevo ( 28/06/2006 21:34)
Soanja ah > Soso-kevitra... nahoana raha raisina isan-doha hevitra indray eh... Azavaiko ny tiako hambara : mandray thème iray ianao, ohatra hoe "vehivavy", izay efa loha hevitra ao ambony ao, dia hadihadiana ny hevitry ny Silamo mikasika iny.

Dia mandray thème iray dia iny no dinihina. Asa na mety izany na tsia.
36. soanja ( 28/06/2006 22:18)
Ok.
37. marozevo ( 03/07/2006 08:00)
Arosoy ary
38. soanja ( 03/07/2006 12:01)
Rehefa miverina aho dia hotohizako izany ny Islam satria i Marovezo tena mbola te hamaky be.
Io anie ilay efa noteneniko anao e. Tokony omena petapetaka foana ianao satria zah faly aminao e. Ianao moa tsy mety dia aleo izany angata-dalana kely aloha aho. Zah kosa aloha mbola tsy nanome ilay kimolomolotra iry an. Sao de mba ataon'i Radama-ko fehiranao ato aho.
39. marozevo ( 07/07/2006 19:08)
Rehefa i Ranavalona no manao fehirano no tena grave.

Eny ary fa dia miandry anao eh...
40. soanja ( 07/07/2006 22:28)
Ity ary ny zava-dehibe rehetra manan-danja fototry ny finoana Silamo ka tafiditra ao ilay tranon'Andriamanitra iry fa any amin'ny Pelerinage ary izy no antosina hoe Haj.

AUTHORITY AND TRADITION IN ISLAM

QUR'AN
- Message to Muhammad from Allh through Angel Gabriel
- Major reaveled books in the Qur'an
- Zabu(Psalm of David) Tawrat (Torah of Moses)
- Injil (Gospel of Jesus)

HADITH

- Saying and deeds of Muhammad

SUNNAH

- Guidelines of Muslim life

WORLD VIEW

- Monotheism: One God
-Prophets: Muhammad is the last prophet in line with other including Abraham, Moses, Jesus
-Revealed books: Qur'an is the last
- Angels
- Last Day and Judgment
- Heaven and Hell

PRACTICES

-Confession: Only one God and Muhammad is the last prophet
-Prayers: Five daily
-Percentages of one's wealth
-Fasting: Following Muslim lunar calendar
-Pilgrimage to Mecca (Haj)
-Jihad: Spiritual struggle and on mission
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3049