Ny Fanjakana ity nasaina nisitaka nefa ny privé tsy ari-fomba dia tsy vonona, be tahotahotra.
Ny antony mahatonga ny tahotr'ireo privé mantsy na avy any andafy na ao Dago dia tsy manana moyen hi-amortir risque izy, izany hoe mahantra na mahatsapa tsy ampy compétence.
Tsy any mihintsy amiko ny solution satria raha mbola mihazona ny politika sectorielle foana isika dia tsy handroso, tokony hiroso bebe kokoa amin'ny politika territoriale amin'izay, ary tsy atao antaratasy fotsiny fa tena misy famindrampahefana marina sy mazava.
HM: Ny antony mahatonga ny tahotr'ireo privé mantsy na avy any andafy na ao Dago dia tsy manana moyen hi-amortir risque izy, izany hoe mahantra na mahatsapa tsy ampy compétence.
ny gasy tena betsaka compétent kanooohhh!!! ny hoe mahantra ka izay indrindra no tokony anamoràna ny findramam-bola mba ahafahan'ny manana tetik'asa mamorona sy mivelona...
HM: tokony hiroso bebe kokoa amin'ny politika territoriale amin'izay
Tsy mazava... décentralisation sa déconcentration sa délégation à quel niveau no tianao tsindriana? sa zavatra hafa mihitsy? fa raha politika no tianao amafisina, zavatra hafa izay raha ny fahitako azy fa ny an'i jajaf401 tena concret no tiany dinihina...