PRIVATISATION

1. jajaf401 ( 19/06/2006 09:19)
Miarahaba antsika jiaby aloha eh!
Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana;
Ny antony manko tsotra fotsiny, Mpandraharaha ny Filohantsika de manana traikefa @ mety hampiroborobo kokoa ny orinasa maventy; ary amizay de mba hoantsika en totalité ny rendement sy ny avantage jiaby.
Fa toy ny mionona @ tsy halehany fotsiny isika Malagasy raha io no tazonina!
novalian'i prime ny 28/06/2006 13:11
2. Fiffi ( 19/06/2006 10:35)
fa inona le no-privatizena ?
3. Fiffi ( 19/06/2006 11:25)
jajaf401:
Miarahaba antsika jiaby aloha eh!
Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana;
ary iza no afaka manapak'hevitra @ io hoe aleo halana ny privatisation ?


4. jajaf401 ( 19/06/2006 11:45)
Ri fiffi a, iza indray moa ni-decider an'io raha tsy ny fanjakana ihany eh!!!!!!!!
De izy koa mamaha azy, ary efa maro ny orin'asa ni-privatiser-na!!
5. Robert ( 19/06/2006 12:20)
Voatery manao privatisation ny fanjakana satria anisany condition ny Banque mondiale io.
Raha hiveri-dalana @ io isika de mety hotapaka ny vola avy any @ dry zareo.
De ahoana ny tohiny....??????
6. jajaf401 ( 19/06/2006 13:27)
Ka fepetra taloha iny; satria t@ andron\'ny tsy fahaiza-mitantana, fa zao tokony mba efa mahay amizay!
Refa tsy ekeny dia mamorona vaovao!
7. Herimiafina ( 19/06/2006 14:08)
jajaf401:

Miarahaba antsika jiaby aloha eh!
Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana;
Ny antony manko tsotra fotsiny, Mpandraharaha ny Filohantsika de manana traikefa @ mety hampiroborobo kokoa ny orinasa maventy; ary amizay de mba hoantsika en totalité ny rendement sy ny avantage jiaby.
Fa toy ny mionona @ tsy halehany fotsiny isika Malagasy raha io no tazonina!

Ny tena olana goavana dia ny Privé, na ny société civile na ny orinäsa dia mbola tena tsy vonona tsara no tsy dia mahay loatra milalao anatin
8. Herimiafina ( 19/06/2006 16:37)
Tsy mipetraka aty ilay principe hoe "tsy mety ny sady juge et parti".;-)
9. jajaf401 ( 20/06/2006 03:20)
Raha azoko ny fandehany dia tsy credible ve isika hitantana izay zavatra ajoro eto amintsika?
Ary ny ministres koa ve tena politika no ilana azy fa tsy technika ??
Efa tokony ho zakantsika aimzay eh;
Lasa mangetaheta ambony lakana foana isika raha mbola zao ny système eh!!
10. jajaf401 ( 21/06/2006 09:19)
=))=))=))=))=))
11. Herimiafina ( 21/06/2006 13:24)
Ary inona indray ity mampikakaka an'í jajaf401 e? :-D

Ny danger amin'ío privatisation io anie dia tsotra e! Ny fahatongavan'ny multinationale rehetra avy aty ivelany ary ny fihozongozonan'ny tsena anaty sy ny famokarana anaty. Misy lafy tsarany izay fa misy lafy ratsiny ihany koa.

Ny fanjakana any Afrika sub-saharienne dia enjehina ho mpanodikodimbola avokoa, ary lazaina fa nahatonga ny crise de léndettement sy ny faillite de lÉtat taminízany fotoana izany (80-90). Mitovy avokoa ny bilan nataon'ny Banque mondiale taminízany fotoana izany mikasika ireo firenena afrikana rehetra.

Nohalemeny tanteraka ny antsoina hoe puissance publique.

Ny tsy fantany anefa dai raha ohatra ka tsy mandeha mafy ny fiara iray dai tsy ny fiara foana no tokony ho soloina fa ny mpitondra azy.

Misy olona avokoa izany ao ambadik
12. Fiffi ( 22/06/2006 03:33)
jajaf401:
Ka fepetra taloha iny; satria t@ andron\'ny tsy fahaiza-mitantana, amizay!
heu....tsy sur @ io aloha zah hoe ny ty fahaizana mitantana no mahatonga ny fanaovana privatisatio'ny orinasy iray an!


13. jajaf401 ( 22/06/2006 09:37)
Fiffi:

jajaf401:
Ka fepetra taloha iny; satria t@ andron\'ny tsy fahaiza-mitantana, amizay!
heu....tsy sur @ io aloha zah hoe ny ty fahaizana mitantana no mahatonga ny fanaovana privatisatio'ny orinasy iray an!






Fa inona no tena izy?
14. prime ( 22/06/2006 10:43)
Robert:
Voatery manao privatisation ny fanjakana satria anisany condition ny Banque mondiale io.
Raha hiveri-dalana @ io isika de mety hotapaka ny vola avy any @ dry zareo.
De ahoana ny tohiny....??????
ampiako kely fa azfd Robert a, ny fanjakàna ankehitriny tsy mahazaka intsony ao @ teti-bolany hampitombo ny "investissements publics" ary koa mampisokatra ny tsena rehetra hoan'ireo mpanam-bola hampiasa ny volany... Antony lehibe miteraka "inflation" mantsy ireo... izany nefa tsy ho zakan'ny sarambaben'ny vahoaka intsony... dia vahaolana iray aloha ny "privatisation".
jajaf401> sady miverin-dalana mihitsy anie izany averina @ fanjakàna izany e!!! sa hiverina "nationalisation" sy ny "socialisme" sy ny "communisme" nampahantra antsika nandritra ny fotoana maro???!!!:lol:
15. jajaf401 ( 22/06/2006 11:29)
De rahoviana ary antsika vao afaka miala amin'io?
16. prime ( 23/06/2006 08:15)
jaja401> raha ny fahitako azy tsy afa-miala amin'io intsony isika satria io ihany aloha no vahaolana mahomby indrindra miaraka @ "libéralisation des secteurs clés de l'économie". Safidy rahateo natao koa ny zava-misy ankehitriny satria tena "ultra-libéral" mihitsy no politika ekonomika miseho ankehitriny... Ny fiatrehana ny "mondialisation" manginy fotsiny... Fa raha ny hevitro rehefa tsy maintsy hatao ihany izany dia tokony arahina fepetra (filet de sécurité) maro mba tsy ny vahoaka no iharan'ny vokany ratsy rehetra ary indrindra mba hivaingana kokoa ny tombotsoam-bahoaka... Etsy ankilany koa tokony mba omen-danja ny mpandraharaha malagasy manoloana ny tolo-barotra @ izy ireny... Amboarina ny lalàna mba ahafahan'ny besinimaro mahazo anjara @ findramam-bola ahafahana manangana orinasa madinika sy salantsalany... heverina manokana ny tanora @ fahitàna sy indrindra fantsaràna ny asa... Maro e!!! ambarao aloha ny hevitrareo...
17. fijo ( 23/06/2006 19:54)
jajaf an,sarotra be ny miverina amin'ilay fepetra nataon'ny mpampindrana vola io.raha tsy hoe efa mandeha tsara ngaha ilay fiharinkarena.nefa na mandeha aza io,dia mbola hanahirana ny handrombaka ny fananana eo ampelatananan'ny nampandroso azy.raha tsy ny solika angaha ,raha misy isika????
18. jajaf401 ( 24/06/2006 09:47)
Marina zany , fa reha mba mandroso kosa ny efa natao de mba azo envisager-na amizay ny fananganana ny antsika manokana eh! par suite de nos propres efforts! :-D
19. prime ( 28/06/2006 08:16)
jaja401> hambom-po ohatry ny anao izay no anisany mety hahatafavoaka antsika...:D
20. jajaf401 ( 28/06/2006 11:51)
prime, ok! fa isika rehetra efa samy maniry daholo;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1775