ahoana no mba hevitrareo

21. diamondra27 ( 20/06/2006 11:52)
de refa vao mifoha iny koa
na le @ 00H iny nge d'efa azo atomboka ny fetinareo mitsam e! de refa tonga ny invités de mitondra sakafo ry zareo de mipetrapetraka fotsiny njy fa tsy any andakozia

sambatra akia njy kouuuuuuuuuu

raha 'za no,mba tahaka an'izany an!:-D:-D:-D8)8)
22. Fiffi ( 20/06/2006 14:59)
f'ita hoa eh ? raha mba zah no mahazo an'izao an! :D angamba de asa fotsiny :-D:-D:-D
23. sasa ( 21/06/2006 04:27)
xxx tonga d tsory aminy dieny mialoha ny zavatra tsy zakanao sy tsy tianao fa aza mihafy fotsiny eo fa sao hanimba zavatra betsaka, amiko mantsy rehefa ny havany no hiantoka ny lany avelao izy hifety, fa aza mila vaniny amzany.
24. xxx ( 21/06/2006 08:49)
mbola mamerina ny fisaorana fona ry namana a
fiffi :ilay hoe ampihavanana angamba efa tsy any intsony
pissoa : ny olana hafa ve , misy ka , ilay vady tsy haiko na ahoana fa ilay havany ireo zany no mampirisika azy e , ireo olona ireo anefa tsy misy mifete ny anniversairany izany , tsy misy kozy , tsy misy ninoninona fa izy ko moa be resaka kely zay dia zay e
totofy : ny mandreraka ahy dia eo imason'ny olona dia za fona no tsy maintsy mandefitra , leo za enfin
fiffi ; tena tsy eo @nao ilay toerana
sasa : efa nolazaiko azy fa za hoa tsy ho eo fa miala tsiny , efa fantany ilay izy ka , za anie tsy mila vaniny e , fa za tsy ho eo , tsy azoko ny aiko , dia aleoko tsy mijanona eo , za ko moa miasa dia ataoko hoe misy asa maika be dia tsy maintsy novitaina e
25. Fiffi ( 21/06/2006 15:09)
mba toro-hevitra ny anay fa de raha misy tsara hitanao raisina de raiso , raha toa moa ka tsy misy de hario fa ianao hiany no tompon-tsafidy farany.
26. xxx ( 21/06/2006 18:53)
fiffi : marina zany e , fa misy ho dinihina ko e
27. sasa ( 22/06/2006 05:04)
xxx raha izay no hitanao fa mety d ataovy fa miresaha tsara fotsiny anefa mba tsy hisy suite ratsy any aoriana any
28. xxx ( 22/06/2006 17:47)
misaotsa anreo rehetra namaly e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073