ahoana no mba hevitrareo
1. xxx
(
18/06/2006 17:42)
anniversairany ato ho ato , nadeha tany @ havany tany izy dia niverina avy any , dia hoy izy , ho avy aty hono ry zareo hifety ny anniversairako , izy hono no hitondra sakafo , dia gaga aho , ahoana koa zany , ra ny fahitako azy dia toa ny olona ve no midemande hoe andao fetena , talohan'io anefa tsy nisy resaka , mihevitra za fa tsy ho eo , hoatran'ny mandreraka ahy ilay izy , ahoana ny hevitrareo
répondu par xxx le 22/06/2006 17:47
3. booboo
(
18/06/2006 18:03)
inona no mandreraka @ zany ? hoe tsy nanontany ny hevitrao mialoha ve izy ? mahafaty sa tena tsy zakanao mihitsy raha mba manao effort kely hampatsara kokoa ilay fetiny aza ianao ?
4. pissoa
(
18/06/2006 18:27)
Inona no mandreraka anao amin'izany. Izay izany no cadeau mba tian'ny havany omena azy kou maninona. Ary inona no cadeau heverinao omena azy? Hiapa amin'ny fetiny :{:{
5. Fiffi
(
18/06/2006 19:32)
xxx: anjekaky ooooo :{:{:{ fa inona ary ity saro-tiavina ity ? tsy hitako izay mandreraka anao an'izany ! tsy fampisehoana fitiavana daholo ve zany ? hummm ! aza de manasarotra ny fiainana fa mandalo fotsiny ange izy ity eh!
6. sakaizakely
(
18/06/2006 22:56)
tsy azoko loatra ny tena olana. Tsy mifankahazo nga nareo sy ny havany ?
7. Fiffi
(
19/06/2006 05:28)
heu...na mifankahazo na tsia , tsy hitako aloha zay olana hoe ry zareo no mikarakara sy hitondra ny sakafo eh! hihihihi zarako aza !!! @ zay tsy zah no hisahirana hihihi
8. totofy
(
19/06/2006 06:25)
ahan , tsy misy blem zany tsy misy fety ary mitady nefa misy tampoka tsy ho revena klé ....mifalia mifalia ry ry xxx aza sarotiny amin' izany cool cool cool
9. MTN
(
19/06/2006 10:14)
Mba anniversairany kosa ko, mba ovaovaina kely eh. Ianao koa izany ohatra ny mora tezitra kely izany koa. Mifalia miaraka amin'izay mifaly letsy eh.
10. Fiffi
(
19/06/2006 11:49)
raha mba zah zao no misy manao an'izany an! hummm ! je ne demande pas mieux hihihihihi tonga de raikitra ! tsy misy adi-varotra !!!:D cool be hoa!:)
12. Herimiafina
(
19/06/2006 14:47)
xxx:
anniversairany ato ho ato , nadeha tany @ havany tany izy dia niverina avy any , dia hoy izy , ho avy aty hono ry zareo hifety ny anniversairako , izy hono no hitondra sakafo , dia gaga aho , ahoana koa zany , ra ny fahitako azy dia toa ny olona ve no midemande hoe andao fetena , talohan'io anefa tsy nisy resaka , mihevitra za fa tsy ho eo , hoatran'ny mandreraka ahy ilay izy , ahoana ny hevitrareo
Norma izany kah, norma be mihintys, ny anniversera-ko ttoko toy izany foana. ahummm ahummm :-w
13. diamondra27
(
19/06/2006 15:32)
nareo koa mba maha be problème fa refa hitondra izy de maninona e!
de raha te hanao surprise njy de asio koa
surtout refa @ alina , refa anareo roa irery de @zay tsy itambaranjy @ hafa
aza asiana olana zany ny fiainana fa zaranjy aza mba mipetrapotsiny njy de ny hafa no mihetsika , de @zay njy afaka mipetraka eo anilan'ny ramose foana fa tsy any @ cuisine any
il fo voir les choses de bon côté e!:wink:
de za zany ve tsy invité-ny akory?:(:(

14. Zina
(
19/06/2006 18:16)
ka mety mba tiany celebrena irery kosa ry reto angamba a.. juste oe izy mitsam fotsiny...
15. xxx
(
19/06/2006 18:24)
misaotra anareo rehetra namaly
marina daholo ny voalazanareo , fa zao angamba no adinoko , za anie tsy maninona @ ilay izy e , fa ilay fomba entina anaovana azy no toa tsy azoko sy mahagaga ahy , mety hoe surprise ilay izy ,fa ny tena marina dia zao , ilay olona no te anao fety dia izy no ampirisihana ,zay manko zao tsy mifankahazo fa misy olana ko
pissoa ; za angamba tsy hijanona ao akia a ,

17. pissoa
(
19/06/2006 18:39)
xxx:Raha hoe misy olana hafa dia resaka hafa mihitsy indray ka; indry ihany no mahafantatra ilay olana mantsy, dia indry ihany no mahalala izay mety atao. Fa raha toa ka io nolazain-jy voalohany fotsiny io dia tsssss, tsy mety raha tsy hijanona indry :-*
pissoa ; za angamba tsy hijanona ao akia a ,
18. totofy
(
19/06/2006 19:29)
betsaka ngé ny manao ohatran' io owé ndao hanao fety dé lasa é .... mety lé olona miara mifaly zany no tsy tianao sy tsy azoazonao (zany owé misy olana zany) fa raha olona hafa mety ??? reveo fôna é ... ataovy zé mety ...
19. diamondra27
(
20/06/2006 09:36)
zina: ka refa lasa ny olona de la vie est belle ho anjy zareo 2 irery koa