Allah = God= Andriamanitra
21. soanja
(
17/06/2006 04:47)
Ka io identite nomeny indrindra tompoko no nahatonga ahy nino fa iray ihany ireo voalaza etsy ambony satria nampitaha tamin'i torah sy coran aho ary nahita fa nanazava momba an'Andriamanitra daholo ireo mpanoratra nitovy ny fahitako azy.
Ny hevitra fonosin'ny tsi-1-1 manoratra mba hampitany izay tiany ampitaina kosa dia miovaova.
Vakio ny coran sy ny torah vao miresaka isika fa tsy io website nomenao io no coran sy torah akory.

22. LazaRandri
(
17/06/2006 04:54)
hahaha! zavatra roa ihany no azoko lazaina:
1- Na "baiboly sandoka" ny novakianao
2- Na ianao no tsy namaky sy tsy nandanjalanja izay voasoratra.

23. Fiffi
(
17/06/2006 05:24)
iray hiany ireo amiko aloha an! tahakan'ny hoe : "epoux , mari , husband , sns.....fa samy manana ny fihantsohiny azy fotsiny .
24. xxx
(
17/06/2006 05:51)
Fiffi:
iray hiany ireo amiko aloha an! tahakan'ny hoe : "epoux , mari , husband , sns.....fa samy manana ny fihantsohiny azy fotsiny .
Fiffi:
Na ianao no tsy namaky sy tsy nandanjalanja izay voasoratra.
25. LazaRandri
(
17/06/2006 06:29)
hahaha! Ahoana ary izany fomba famakiantsika teny izany rey olona ah! hahaha!
1- araka ny Koran dia tsy manan-janaka Allah. Misy anaran'i allah 99 ao amin'ny Koran ary tsy misy ao na iray aza hoe "Ray"
Andriamanitra kosa dia RAY (izay fametavetana io amin'ny islam)
2- Andriamanitra dia antsoina ihany koa hoe Andriamanitry ny Jiosy, tsy Allah Izy fa Allah aza mankahala ny Jiosy ;-) (Vakio Surah 5:51)

26. booboo
(
17/06/2006 07:07)
Amiko indray tsisy ifandraisany mitsy Jesoa sy Allah ary ny andriamanitra isan-karazany. Tsy hoe samy andriamanitra reo dia atao anaty " harona " iraika aby fa samy manana ny maha izy azy zareo reo : ny fahendreny, fomba fihaiany ny zanak'olombelona sns. Izaho manokana, mino an'A/tra ray tsitoha mpanao lanitra sy tany, ary mino an'i Jesoa kristy zanany lahy tokana ....
28. soanja
(
17/06/2006 12:51)
LazaRandri:
hahaha! Ahoana ary izany fomba famakiantsika teny izany rey olona ah! hahaha!
1- araka ny Koran dia tsy manan-janaka Allah. Misy anaran'i allah 99 ao amin'ny Koran ary tsy misy ao na iray aza hoe "Ray"
Andriamanitra kosa dia RAY (izay fametavetana io amin'ny islam)
2- Andriamanitra dia antsoina ihany koa hoe Andriamanitry ny Jiosy, tsy Allah Izy fa Allah aza mankahala ny Jiosy ;-) (Vakio Surah 5:51)
LazaRandri misaotra anao nanazava. Io soratrao farany io no nandrasako taminao hatramin'izay. Rehefa misy zavatra hitanao fa tsy ekenao dia omeo eo ny antony milaza ny tsy hanekenao azy. Indrindra raha milaza ianao fa fact ny zavatra iray. Mila support tanteraka mihitsy.
Soa izany fa misy an'io mba hovakian'ny olona hahafantarany fa tsy mitovy i Allah sy Jesoa. ^:^^:^^:^^:^^:^:-*:-*:-*:-*
29. xxx
(
18/06/2006 11:58)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 17-06-2006 11:29:35
Lohateny : Re : Allah = God= Andriamanitra
hahaha! Ahoana ary izany fomba famakiantsika teny izany rey olona ah! hahaha!
1- araka ny Koran dia tsy manan-janaka Allah. Misy anaran'i allah 99 ao amin'ny Koran ary tsy misy ao na iray aza hoe "Ray"
Andriamanitra kosa dia RAY (izay fametavetana io amin'ny islam)
yee ,dia tsy misy hoe ataovy Ray ihany koa ny olombelona ety antany, donk diso be le hoe PAPA
30. xxx
(
18/06/2006 12:59)
xxx:
yee ,dia tsy misy hoe ataovy Ray ihany koa ny olombelona ety antany, donk diso be le hoe PAPA
Sali xxx, elaela tsy hita an :wink:
Tsy misy manao ny Pape hoe Andriamanitra Ray eto an-tany. Zavatra tsy mitovy mihitsy no ampitahainao.
Ny Pape dia "chef spirituel". Izany hoe mikatsaka ny hahasoa ny vahoakan'Andriamanitra no andraikiny voalohany indrindra. Dia ampitahao amin'ny mpampianatra any ampianarana, izay sokajiana ho isan'ny "Raiamandreny" ny Pape. Dia inona no mahadiso be ny fiantsoana hoe Papa amin'izany?
31. prime
(
19/06/2006 11:12)
Isaka : zanaky ny teny fikasana
Ismaela : zanaky ny nofo
Jesosy Kristy : Zanak'Andriamanitra
Mohamet : Mpaminany lehibe
Jehovah : Andriamanitra voalazan'ny baiboly sy ny Torah (antsoiny koa hoe "Yaveh")
Allah : (voalazan'ny "coran" fa anaran'Andriamanitra nanosotra an'i Mohamet ho Mpaminany no sady anarana nentin'i Ismaela nanondroana an'Andriamanitra)
32. jajaf401
(
20/06/2006 03:47)
Ady an-trano teo @ Isaac sy Ismael zany no nahatonga ni fizarazarana raha zany ny fandehany!
Ary tsy afaka hiaraka intsony eny an-dalana ; zaho mino!

34. prime
(
20/06/2006 09:10)
Miala tsiny fa voatsindry tsinahy ilay zavatra... hi!hi!hi!
Tena samy tian'Andriamanitra avokoa na Isaka na Ismaela ary samy nomeny tso-drano araka ny azy avy...
Fa Isaka tena voatondron'ny teny fikasàna mihitsy ka avy amin'ny taranany mihitsy no ihavian'ny Mpamonjy izao tontolo izao (taranaka Mpanjaka avy amin'i Sara)... Fa ny an'i Ismaela dia avy aminy no itahiana firenena maro ka ahatonga azy ho mpitari-tafika mahery ary avy amin'ny taranany no hisy mpiady sy ny miaramila tena mafy indrindra (taranaka mpanompo avy amin'i Agara)
... (vakio ny genesisy)

35. Zina
(
20/06/2006 13:37)
Hoy i Prime
Za kosa rangaha tsymba manaiky an'io ho mpaminany a..
Empire ny Ottoman no nisy an'i Mohamed...
Ni-inventer ny finoana islamo io bandy io Jereo ao Apok. 9 dia milaza ny fanjakan' ny ottoman nanomboka t@ 27/07/1299 ka hatramin'ny 27/07/1449. Jereo ny encyclopedia anie e...
Mi-correspondre an'izay lazain'i Apokalypse faha 9.. mila etudes approfondie mihitsy.. lava be io ka tsy voasoratro eto daholo...
Ary izay rehetra mi-inventer finoana hafa dia Anti-Christ doholo jereo ao @ Isaia 8:20

36. prime
(
21/06/2006 11:00)
Zina:Mitovy hevitra aminao aho raha ny tena finoako no tianao ho fantatra... Fa ny silamo matetika mampitaha an'i Mohamet @ Jesosy hoe samy Mpaminany lehibe (ka izay farany no tokony arahina) dia te-hampiavaka azy fotsiny aho hoe ny iray indraindraina ho Mpaminany, tsy maninona izany fa finoany io fa ny iray tena Andriamanitra mihitsy ka tsy mitovy, izay ihany no tena tiako notsipihina... :)
Za kosa rangaha tsymba manaiky an'io ho mpaminany a..
39. marozevo
(
26/06/2006 16:49)
xxx1 > Marina ny fanazavana entin'i xxx2. Ny hanampiako azy fotsiny dia ity. Ny teny hoe Papa dia avy amin'ny hoe Pontifex-- Mpampifandray no dikan'izany. Jereo ny ataony ankehitriny dia ho hitanao fa tsy misy zavatra diso be izany eo.