Un Malgache de 8 ans sera expulsé.
41. Maneva
(
21/06/2006 09:28)
Kally>Mba resaka fotsiny re zany orona mitambatra zany a ! Gasy be dia be ao dago ve ko inona no hanambadiana frantsay ?
42. Maneva
(
21/06/2006 09:31)
Fiffi> Ny gasy indrindra no tena hanisany mpanary zanaka,ny sasany aza mbola tsy mahita masoandro akory d efa harian'ny reniny ! Lasa resa-jaza ndray izy ity ko a:lol:
43. Fiffi
(
21/06/2006 15:26)
Maneva: fa le hoe reny malala manary zanaka aloha @ le raisina hoe la frantsa akia no tiako lazaina an! Satria zao manko: hoy ndry hoe isika malagasy de azy ary tsy afa-miala aminy , izy no reny malala ary ny gasy zanaka malala nefa zao expulseny zao de ahoana akia ?
45. Maneva
(
22/06/2006 07:07)
Fifi a reny ni-expulser-na ireny lé zanak maditra d tsy maintsy faizina kely aloha ,d rehefa vita ny sazy ,ka ara-dalana tsara zay vao raisin'ny reny malala ndray !
46. Maneva
(
22/06/2006 07:09)
Zina>enao nga mbola tsy nahita reny nanary zanaka ? Soa ihany enao tsy nahita fa tena mampalahelo tokoa a!
47. Fiffi
(
22/06/2006 11:38)
fa tsy izany le resaka fa le hoe frantsa reny malala sy ny gasyzanany malalany koh!
48. Maneva
(
22/06/2006 13:32)
Fiffi>ie azoko nge ny tian-dry tenenina e ,fa hoe ireny olona ni-expulser-n'ny reny malala ireny,izany hoe la Frantsa ,no zanaka maditra d tsy maintsy faizina
50. Maneva
(
24/06/2006 11:04)
Atao reny malala izy ,satria izay no tiany ko! Isika nge na te-hiala aminy aza d tsy avelany e ,satria efa an'azy.
52. kitjo
(
03/08/2006 13:56)
maneva>miandry valiny ny gasy.
amiko aloha le zaza no mampalahelo fa ra le lehibe aleo ho any, zatra gaboraraka ka any antanin'olona any koa no manala baraka firenena.
Miala fahantrana any Dago? fa any ngah izy miadana zany chambre 1 olona firy izany? Tsy haiko aloh afa raha ny fieritreretako azy tsy miadana koa izy any e, sady miaina anaty tebiteby lava.
Any Dago aza izy izany nanana asa tsara raha oharina am ol hafa.
Velona ihany izy na tany Dago aza fa mitady tany malemy hanorenam-pangady fts kanjo ....