Un Malgache de 8 ans sera expulsé.
21. lebatoto
(
16/06/2006 21:15)
ry maneva t@ ry zareo tonga tany @ tsika anie nanararaotra ka noho izany na lalana io na tsia dia tsy rariny.raha misy olona iray eto tokony expulsena dia ratsiraka sy ny equipany.fa raha ny tantara niraisan-ny malagasy sy frantsay dia tsy rariny.raha
ny harena ny frantsa no jerena dia arena azo t@ ra sy hatsemboan-ny zanatany.ka noho izany amiko ny rariny dia raha olona tonga eto ka ancien colonnie no niaviany dia tongasoa.revers de la medaille io ka tsy maintsy zakainy.
afatro ho an ireo mbola manana saina colonnisé dia mahaiza mifidy @2007 satria manomboka @ ireo tsy manana taratasy izy avy eo hiafara @nao manana
ho lazainy hoe avereno ny karatra vazaha nareo.
hitler koa anie nanaomboka toy io.
alors mobilisons nous face a une loi injuste et scandaleuse;surtout venant d'un pays du droit de l'homme qui abrite quelques dictateurs assassins.

22. tovolahy007
(
16/06/2006 22:11)
Manahoana daolo e!
Ity resaka ity de efa resaka lavabe nataonay sy patrick2002 ary @ hoe mety ve ra ny tsy ara-dalana no amboarina ho ara-dalana?Koa amiko de zao e,sarotra le fisehonjavatra @ zao,ary tsy misy hevitra tsoany mitsy zany fa de izay tsy ara-dalana rehetra de miverina mody any @ tany niaviany daolo.Koa amiko de ataoko fa zavatra efa fantatry ny mpiklandy io fa refa traingo izy de zay,tsy maintsy averina mody,fa de anjarany no misafidy zany,koa tratra zany izy ireo zao de zay e,mody no mety.Eto za de mba manao antso avo ho an'ireo namana sy tapaka ary fianakaviana ,sy mpiraitanindrazana,aoaka re mba ho atao anatra izao zavatra miseho izao ,marina fa rafahantrana de mahazaka maniraka,fa aleo lavitra mijaly any an-tanin'ny tena toy izay zavatra toy izao no miseho.Koa de zao e,refa hoe mba vacances le atao any an-dafy de refa vita le vacances de mba aoaka mba hiverina hody e,de torak'izany koa hoe,hanao stages no naleha tany de refa vita io stage io de aoaka mba hiverina hody koa e,dia rehefa tena tapakevitra ny hipetraka any an-dafy de mba manao fangatahana,ko refa tsy mahazo atao aona moa,tsy anjara zany le mandeha any raha mahazo kosa de arahaba soa zany.Ka amiko de nisy fahadisoana iany ny nataon'ny Ray sy Reny le ankizy e,na izy anome tsiny ahy @ zany na iza,farafaharatsiny mba hoe le rangahy rery no niklandy tany frantsa de mandefa zay vola azo ho any @ fianakaviany any Dago,aiza ve ka de nafarany daolo koa avy eo ny fianakams daolo nefa zavatra fantatra fa miklandy zao.de nihevitra ve io Rainy io hoe tsy hisy bleme mitsy ny fiainanizy ireo tao frantsa zany?
Koa de izao e,ra za manokna aloha de tsy hiklandy zany mitsy refa tsy mahazo paps ara-dalana aho de aleoko manamasaka ny eo @ Tanana e,ra mahazo kosa moa de avo lanitra ka tsy takatro.
De izay ndray aloha e!
Aiza enao rahalahy patrick2002 fa ity ndray le resaka e.

23. tovolahy007
(
16/06/2006 22:19)
lebatoto>marina io lazainao io hoe ny Frantsay dia nitsetsitra antsika foana koa tokony tsy hanao an'izao ry zareo.Nefa izao no tadidio fa ireo vazaha ireo de izay no maha vazaha azy,tsy miaina @ zavatra efa lasa zany ireo fa de ny zava-misy @ zao fotoana sy ny ho avy iany no ao an-dohany sy mahavaky ny lohany.Koa ra milaza enao hoe ka ry zareo nanjanaka antsika taloha ko,de ho reraka foana eo satria efa taloha zany taminy ka tsy misy ivakiny loha tsony.Izay no mbola maha tsara antsika Malagasy anie e,le mitodika ny lasa mba hibanjinana ny ho avy fa ra ny vazaha de tsy misy zany aminy.Ka aza sasatra ny miteny ny hoe ko ry zareo nitsentsitra antsika taloha ko,fa de tsy hisy hiaino anao ireo na 1 aza.
Ra za mihintsy aloha ra hoe Frantsay zany de tsy ataoko miditra ny tokonam-baravarako mitsy ra ireo ,marina e.

24. Maneva
(
17/06/2006 02:09)
Ny anareo zany kosa efa resaka racisme @ frantsay,kanefa tadidio tsy ho afaka @ ndry zareo isika na oviana na oviana.Ary aza mieritreritra an'izany colonisation zany tsony fa zavatra efa vita,tsy afaka hivoatra isika raha hanao an'izany.Tsy i Chirac na i korzy mintsiny nge no nanjanaka an'i dago e !Ka zao,na tiantsika na tsy tiantsika la loi c'est la loi,izay no sitrapon-dry zareo dé manaraka an'izay zany isika ! Hafa koa ny question n'ny clandéstin frantsay any dago izany.Anjaran'ny gouvernement-tsika ndray @ zay no mandray andraikitra,fa matoa ry zareo mbola tsy mandray a ,dé ao raha !
25. kally
(
17/06/2006 04:48)
Maneva:
Ny anareo zany kosa efa resaka racisme @ frantsay,kanefa tadidio tsy ho afaka @ ndry zareo isika na oviana na oviana.
Tsy ho afaka amin'ny frantsay ahoana moa ny gasy ry Maneva fa tsy azoko?
26. Fanja1
(
17/06/2006 07:56)
iza no tssy racisme klk part any e? iza sahy milaza fa tsy racisme izy?
29. Maneva
(
17/06/2006 12:39)
Za aloha ry Fanja tsy raciste e ,izay ahasoa ny fiainako ny a no ataoko indrindra fa @ ity vanin'andro sarotra ity.Samy manala kofehy @ tendany e .Isika a lany andro eo foana hitsikera hoe tsy mety ny nataon'ny gouvernement frantsay,fa tsy misy hivakiany loha @ zany.Ny azy rehefa zay d zay,anjaran'ny tsirairay sisa no mieritreritra. Ny any Frantsa aza mbola avelany mody ,fa raha any @ firenena sasany zany tena tsy afa-bela mintsiny,ny hiafarany d migadra.
30. Fiffi
(
17/06/2006 12:54)
Fa izao kosa aloha an! Marina fa mampalahelo ny zava-mitranga tahak'izao , saingy ny zavatra tokony hatao ao an-tsaina @ fo tsy miangatra an!
-Misy ny lalàna mifehy an'io
-Samy mahafantatra na zah na enao na ireo RAD-n'io ankizy io fa rehefa tonga ny fotoana nahavitan'ny le asa natao de tsy maintsy miverina any @ fireneny , na gasy io na olonkafa.
-Hafa indray ny hoe te-hijanona hi-klandy ?
-Noho izany , tokony tsy natao ambanin-javatra hoe rehefa vita ny fianarana , na stage , na asa dia tsy maintsy mody raha tsy hoe anga manao fangatahana hanohy ny asa ? ka raha mahazo moa de tsara , raha tsia kosa de io le tsy maintsy mody io hiany no hatao.
-Tsy ny gasy hiany anefa no tratran'izao @ zao fotoana izao fa izay vahiny rehetra eto aminy.
-Manadio tanàna hono i sarko @ zao fotoana izao ka izay tokony hody any @ fireneny de mody avoka , tolerance zéro @ zao fotoana izao.
-Zara aza aloha fa mbola misy ilay hoe fanampiana ho an'ny olona te-hody ary soahiany koh fa tsy gadraina ny olona tratra hoe tsy manana paps fa mba alefany mody fa arak'io lazain'i Maneva io an! ay tena marina io fa misy ny firenena tsy mandefa mody zany fa gadrainy mihintsy.

31. MTN
(
19/06/2006 11:34)
Maneva:
Ny anareo zany kosa efa resaka racisme @ frantsay,kanefa tadidio tsy ho afaka @ ndry zareo isika na oviana na oviana.
Za momba an'ilay hoe nandika lalana izy dia nalefa nody.
Maneva: tsy novalinao ilay hoe "tsy ho afaka @ ndry zareo isika na oviana na oviana", nahoana?
32. kally
(
19/06/2006 14:50)
MTN > Misaotra nanamafy ny fanontaniako :wink: fa mbola miandry ny valiny avy amin'i Maneva foana aho.
33. Zina
(
19/06/2006 18:33)
ka mafy anie ry reto zany oe mba te-hitovy amin'ny rehetra e... ny zanaka mba ho tafita ka mba mikendry ihany iza no mahita...
34. Fiffi
(
19/06/2006 18:55)
Zina:Zina: marina zany an! saingy hatao ahaona moa rehefa izay no lalàna ? nga afaka hanao na inona na inona ? de zay no nahatonga ny fitenenana hoe " nul n'est censé ignorer la loi"
ka mafy anie ry reto zany oe mba te-hitovy amin'ny rehetra e... ny zanaka mba ho tafita ka mba mikendry ihany iza no mahita...
35. Maneva
(
20/06/2006 12:07)
Ny mahatonga an'aha hiteny hoe tsy ho afaka @ frantsay isika dé zao,betsaka mantsy amintsika malagasy no tsy tia frantsay hatramin'ny tsinay maintiny,izany rehetra izany dé tsinona fa lé mbola hoe ry zareo ni-coloniser an'i dago,ny sasany aza miteny hoe ny antony mampanakarena azy dé nohon'ny fakany ny haren'ny ireo firenena izay nozanahany.Tsy asiko ady hevitra ny @ iny,fa ilay hoe tsy fitiavana frantsay kosa angamba dé tokony tsy atao an'izany na izany aza. Ry zareo reny malalatsika dé isika ndray zanany malala.Ka na hiodi-kavia na hiodi-kavanana ,dé eo ihany izy.Ary tsy afaka hiala aminy isika satria efa an'azy.Harenany ve ka hariany aiza?
36. kally
(
20/06/2006 12:26)
Maneva > Misaotra namaly aloha e!
Hay??! dia faly mahafantatra anareo zanaka malalan'ny frantsay koa ary e!
Izahay aloha tsy zanany, ny oronay aza petaka kely sady ny volonay mainty be ery.:-D:-D:-D

37. Maneva
(
20/06/2006 12:35)
Ka mifanentana tsara nge zany e ,ny frantsay somary lavalava oronga dé ny gasy ndray petak'orona ,dé raha atambatra izy roa a ,dé lasa normale e !:D
38. Fiffi
(
20/06/2006 15:39)
Maneva:anazy ahoana moh zany ? Harenany ka ho hariany aiza ???Nefa zao ni-expulseny io zaza vao 8 taona io ????
Ry zareo reny malalatsika dé isika ndray zanany malala.Ka na hiodi-kavia na hiodi-kavanana ,dé eo ihany izy.Ary tsy afaka hiala aminy isika satria efa an'azy.Harenany ve ka hariany aiza?
39. kally
(
20/06/2006 17:04)
Maneva:
Ka mifanentana tsara nge zany e ,ny frantsay somary lavalava oronga dé ny gasy ndray petak'orona ,dé raha atambatra izy roa a ,dé lasa normale e !:D
Izany hoe raha zohiko tsara ny lazain'i Maneva dia nanambady frantsay indray ianareo eto izany fa tsy zanaky ny frantsay akory?
Hazavao elaela mba ho azoko haingakaingana hoee!:roll:
40. Fiffi
(
20/06/2006 17:50)
Maneva:Maneva: fomban'iza aloha zany hoe manary zanaka zany ? Ny Malagasy ve ? Tsy ny renin'ny Malagasy kosa aloha no mpanary ny zanany malalany an! fa asa ny anao ?
Ry zareo reny malalatsika dé isika ndray zanany malala.Ka na hiodi-kavia na hiodi-kavanana ,dé eo ihany izy.Ary tsy afaka hiala aminy isika satria efa an'azy.