Sa reraka ?
22. marozevo
(
18/06/2006 22:57)
Misaotra betsaka Fiffi ah....
Iza amin'ireo roa ireo no halehanao ?
Iza amin'ireo roa ireo no halehanao ?
23. Fiffi
(
19/06/2006 04:59)
marozevo: heu...ny any Italie aloha tena tsy lasa satria tena mianjera @ week hiahasako io . Le iray indray heu..tena mbola tsy fantatro hatramin'izao satria tsy nahita namana hiharahana ho any .
30. prime
(
22/06/2006 10:01)
Fiffi, mandrindra, marozevo> Dia mahereza daholo @izany hetsika any izany fa mampiresaka fotsiny ny tenanay fa ny tongotray aza izao ety analakely ety...:-D:-D:-D
31. marozevo
(
22/06/2006 14:00)
prime... Mandeha an-tongotra ve nareo eny Analakely sa mandeha taxi ? Tandremo sao reraka anh...
Mandreraka ihany tokoa ilay resaka Politika oh ?
Mandreraka ihany tokoa ilay resaka Politika oh ?
32. prime
(
22/06/2006 14:03)
marozevo> efa aty an-trano indray izao... mandreraka fa dia hoe "raisina moramora eo e" ...:)
33. marozevo
(
22/06/2006 23:13)
prime > Mba te hiverina amin'ilay loha hevitra fotsiny ange aho no nahatonga ahy nametraka io resaka kely eo ambony io eh ! Hitanao fa nataoko gras ilay hoe reraka ... Sa ?
34. prime
(
23/06/2006 05:47)
Marozevo> eny tokoa, dia misaotra anao mampatsiahy... ilaina kosa aloha ry marozevo ny fisian'ny fifandanjan-kery ka mba anoheran'ny ampahany ny hevitra aroso fa raha tsy izany tsy misy vaingan-kevitra matotra an!!!! mandreraka hoy ianao? izany ve no politika? eny tokoa... izany ve....?:°)
35. prime
(
23/06/2006 05:48)

36. marozevo
(
24/06/2006 08:46)
Inoa tokoa re no mety ho antony nanaovan'i Sareraka (ilay tena izy mpihira) ny anaran'artistany hoe Sareraka eh? sa ve tena anarany io?
Mba eritreritra tsy tana
Mba eritreritra tsy tana