FISAORANA

41. arson ( 22/06/2006 05:51)
misotratsika isika e! sady tena mahavarina no mahalina ity site ity.H@ nidirako tato zay de hitako fa nahafinaritra ahy ny miforum ato.=D=D=D
42. naughtyboy ( 24/06/2006 09:06)
misaotra any Hery tko fa tsara ny zvbita ary mankahery ko,honera be ny lany de ela velona ny serasera
43. boubounezy ( 24/06/2006 17:41)
za kou alou dé mba misotra ny sre2 fa na nisy aza ny ady sy fitsikerana anah teto dé nazahoko lesona sy fahatokisana ny tenako ary maika nampahery ahy t@ tsara zany retra zany ka dé faly aho milaza @nareo fa i boubounezy dé lasa natoky tena bé no ny forum sera2 sy ny tsikera ary ny tchat sy ny fametrahana hafatra sns... bdb zay tsy ho votanisa retra. ny namana zé azoko teto kou zay nahafa(l) ahy ny namana tsy azoko sy ny tsy ty anah dé tena anisany nanmpahery ahy. misôtra ny retra zany e!
44. booboo ( 24/06/2006 17:46)
taiza zany ady zany lé ! taraiky ndray zany zà sy ny pop corn-ko :°)







boubounezy > hanihany io a :-*
45. boubounezy ( 25/06/2006 09:05)
hihihihi efa fantatso zany ka vô novakiko dé nampimé anah.:-D:-D:-D:-D ary efa mba nisôtsa kou ve alou i booboo io e!=))=))=)) kinga miteny hoe sôtsa tompok'ô!
46. booboo ( 25/06/2006 12:27)
:°)efa vita t@ ela beeeeeeeeeeeeeeeeeeee t@ lé sizé vôlohany ôtra ito nenà ny fisaorana kah :°):°)
47. boubounezy ( 29/06/2006 18:52)
ay ka efa enjibé mintsy booboo an! mahay misôtsa!;-)
48. booboo ( 29/06/2006 18:58)
:°)
49. arson ( 12/07/2006 11:48)
tena mahafinaritra mitsy ity site ity,indrindra eo @ ireo lohahevitra kely be2 izay mahasintona tokoa.
misotratsika isika e!
50. sarobidy ( 17/07/2006 09:28)
de sanatria ve noho izao zavatra izao no tsy ahitana firy an'i sasa tsony :snif:
51. methode ( 19/07/2006 19:24)
sarobidy:?::?::?:
52. cutie ( 20/07/2006 01:18)
methode:?::?::?:
53. sarobidy ( 20/07/2006 08:13)
ka i sasa tsy hita tsony , i diam manao fisaorana tsy fantatra oe veloma ve zany sa inna :(
54. cutie ( 20/07/2006 10:01)
sarobidy ka ty fisaorana nataony ty anie efa ela be e, tsy misy ifandraisany @sasa mitsy .
55. majinikakely ( 26/07/2006 09:58)
hihihihihi
ka ity fisaoran ity dia nataoni diam ho mariky ny fifaliany nahazahoany namana bobaka teo ary za zao mandinika fa mbola izy rery no nahatsapa an izay sa efa nisy v fa za sady maji no kely d tsy mahita sy tsy maaraka .
Fa nankaiza i sasa zany eh
avohay i sasa e
56. methode ( 27/07/2006 17:08)
Mbola matory sasa sady mety mbola mitaiza ngamba! lol
57. diamondra27 ( 19/08/2006 08:27)
majinikakely: njy mihitsy no mahazo le tiako lazaina akia a:-*:-*:-*=D=D=D^:^^:^


efa nandalo teo ihany izay tary ambadika tary fa tsy hita matetika intsony


de misaotra an'i sersera ko izany hono fa nahitana tany ity serasera ity(ho andry zareo lasa tany italie) fa tsy namana ihany.


bravo et encore merci
58. methode ( 19/08/2006 10:29)
Misaotra an'le mpandray anjara ami'ny forum sy ny karajia koa aloha fa raha tsy izany tsy nisy ny serasera!
59. cutie ( 19/08/2006 21:25)
methode:lol::lol::lol::lol:
60. diamondra27 ( 22/09/2006 21:11)
methode: marina tokoa zany, tena adinoko io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1248