FISAORANA

21. vale ( 16/06/2006 09:38)
diamondra27:

cutie: ié raha tsy misy ny mpandray anjara sy ny spekta dia tsy misy ny ambiance e!:P

de aza misalasala koa ianareo ze nahita tombotsoa @ bizna izany mba hijoro vavolombelona e!nefa manan-,tsafidiny ny tsirairay.
De hisy injay 'zao ny tsy faly hoe: inona koa ny hijoroko vavolombelona eo raha nahita tombotsoa @ bizna 'za!sao de lasan'ny sasany eo ny bizna-ko:-D:-D:-D:-D


vale: parole de scout!:wink:
hatrany hatrany
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.

VONONA :-*:-*:-*
diamondra: manao indry dia ataovy mahafaly andry izay!!dia misy fomba maro koa ange hankasitrahana e, ary ny hevitra tsy azo mampiazoazo:x,mahay an'io koa sa? rah tsia dia mba mividiana ihany dikisionera malagasy fa ny VAHINY:-@ aza mividy! ary za efa nisaotra io ko in indray8O,ny tompon'andraikitra aza tsy sarotony koh!:x, ny fanohanana ara-bola koa antony mampateza sy hivoaran'ny site:x!!



22. vale ( 16/06/2006 09:41)
booboo:

ary booobaka kay ny scout ato fa tsary miteniteny aby !
booboo: ko arakarikiny hvt mandeha ihany ,fa tsy hoe tsary niteniteny kah!:D


23. vale ( 16/06/2006 09:45)
diamondra27:

vale:oui c'est important no ilazana fa nahita namàna satria injainjay tsy sahy miteny refa misy zavatra tsara fa refa misy tsy tiana de hay ery ny mimenomenona sy mitsikera.

sady ato le namana fantako aloha de mahery daholo e!:-*=D=D=D
euu, tsikera? hay ve eh, za loha tsy mbola nitsikera ny serasera , soa ihany!!8)8)


24. vale ( 16/06/2006 09:47)
diamondra: mahery aby marina:-D!,,,,:roll: fa tandremo fa misy ny mitsoaka an!:cry::cry:, zah ko te hitsoaka!:cry::cry::cry::cry:
25. vale ( 16/06/2006 09:50)
malahelo an'izay try tamàna teto!!!!:cry::cry:
26. diamondra27 ( 16/06/2006 10:50)
vale: aza mitsaoka matanjaka 'zany fa tssssss!
ianao 'zao no anisan'ny akanga sisa nanamborana tato kou! sady njy mba namana mampandroso sakafo ihany koa

nanamafy ange za le etsy ambony e!
tsika roa koa tsy mifankahazo resaka foana

27. booboo ( 16/06/2006 11:00)
:-D
28. diamondra27 ( 16/06/2006 14:31)
booboo: inona akia no mampime anjy?:-D
29. booboo ( 16/06/2006 16:11)
nareo roa kah hihihihihihi
30. cutie ( 16/06/2006 18:00)
Mpandefa : vale [ Valio ] 16-06-2006 14:28:25
Lohateny : Re : FISAORANA
Hoy i cutie:

ny mpandray anjara koa isaorana bdb.

hihihi

isaorana njy hihihihihi
31. diamondra27 ( 17/06/2006 06:56)
booboo:hihihi, hay ve e!
:-D:-D
32. vale ( 17/06/2006 16:44)
cutie: :-@lasa mpisolo vava njay ve njy @zao eh?:lol:!!!:P:P:P:P
33. vale ( 17/06/2006 16:45)
diamondra27:

booboo:hihihi, hay ve e!
:-D:-D
:roll:!!


34. vale ( 17/06/2006 16:52)
diamondra27:

vale: aza mitsaoka matanjaka 'zany fa tssssss!
ianao 'zao no anisan'ny akanga sisa nanamborana tato kou! sady njy mba namana mampandroso sakafo ihany koa

nanamafy ange za le etsy ambony e!
tsika roa koa tsy mifankahazo resaka foana


diam::-D:-D
,,euuu, tsy de matanjaka ihany klony fa "ze ty adala" ngamba;-)!!(hihi!), fa tsy mety mahafoy eto zany ky zah na de misy aza ny zvt mafy2 indray2 à;-)!:-*:-*


35. diamondra27 ( 17/06/2006 18:17)
vale: siora akia a!mifona 'za raha misy zavatra tsy nety nataoko
36. methode ( 17/06/2006 21:43)
Izao indray vao tafiditra fa mbola sempotry ny asa teo! Marina daholo ny voalaza rehetra teo! Hatramin'izao aloha ny virtuel mbola virtuel foana ho anay! lol! Efa vita taloha ny ahy ny vavolombelona!
37. cutie ( 18/06/2006 01:29)
Mpandefa : vale [ Valio ] 17-06-2006 21:44:53
Lohateny : Re : FISAORANA
cutie: lasa mpisolo vava njay ve njy @zao eh?!!!

fa manin,za aza mba misaotra an-jy koa:-D
38. vale ( 18/06/2006 07:56)
:-D:-D:-D:-D:wink::-*
39. vale ( 18/06/2006 07:57)
diamondra27:

vale: siora akia a!mifona 'za raha misy zavatra tsy nety nataoko
:roll::wink:


40. diamondra27 ( 18/06/2006 19:15)
methode: avereno fa tsy hitako izany vavolombelona nataonao izany?

vale::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646