antsom pitiavana daba

21. xxx ( 19/06/2006 06:56)
misaotra an fiffi, za manana permis tsara ka ,sady mahay mitondra be mintsy,efa mangalangalatra daban fianakams fona,efa te hanana ana am zay za fa tsitako zay atao,le ol miala pa daol ra vo we mba atao amin anarany le izy,ary mety ve ra atao amin anaran fiffi,ary mety ve oh ra vidina paris nefa entina espagne oh na belgika,misaotra mialoha o
22. xxx ( 19/06/2006 07:14)

za alou dia miteny hoe tsy mety zany mitondra fiara tsy misy paps zany e raha sendra voasakana ange ianao ka tonga dia mody e, ary raha sendra manao accident tsy avy @ nao fa @ adalan'ny olona aty andafy mitrifatrifana ity dia migadra avy hatrany e.

23. xxx ( 19/06/2006 07:16)

Aleo ihany mandeha metro sy bus ireny no sur fa tsy hahaitna loza aleo aza manao abbonement dia zay. Tsisio ny vola fa raha any belgique ianao na Italie dia toa efa ho avy ny lalana vaovao hanamboarana papier fa mila mitady mpampiasa vonona hanao papier-nao fotsiny.

Dia mahereza e fa aza miadaladala fotsiny fa sao hanenenanao
24. Fiffi ( 19/06/2006 09:12)
xxx:
efa te hanana ana am zay za fa tsitako zay atao,le ol miala pa daol ra vo we mba atao amin anarany le izy,ary mety ve ra atao amin anaran fiffi,ary mety ve oh ra vidina paris nefa entina espagne oh na belgika,misaotra mialoha o
xxx: ka sarotra kosa aloha no andehanana hoe hanaiky an'i satria mbola hisy paps administratifs rehetra miaraka aminy an!
Fa zao koh an! na de tsy hanao ratsy toetra aza zah , aza mba manana confience @ olona tsy fantatra zany hoe andeha hatao @ anaran'le olona ny hividianana an'io fiara io satria isika olombelona de sy lavitra antsika ny fakam-panahy.
Aza matokitoky olona tsy fantatrao zany , indrindra fa mbola tsy nihaona akory ianareo.
Tsy milaza velively akory zany hoe zah koa andeha hanao toetra ratsy tahak'izany fa mitandrema hiany. Ary tsy midika hoe miala-pà koh zah fa ianao aloha zao dia namana tsy fantatro akory ary tsy fantatrao zah , enao aza io miafina @ xxx fa de eto fotsiny isika mba mifanoro hevitra .
Raha tena namana indray aloha de tsy hitako izay antony handavana an'le izy satria à part ny hoe misy paps admin hatao , heu...satria ianao daholo hiany no mi-payé ny carte grise sns....


25. xxx ( 19/06/2006 09:57)

Ny ahy aoha ny sosokevitro kou dia hoe leo alohamiafy kely ihany fa sao mba mety ho vita ihany ny papier zay vao manao an'izany. Fa io mantsy manjary misy effet ò olona maro avy eo raha sanatria misy loza.

Aza maika fa hangony aloha ny vola.

26. Fiffi ( 19/06/2006 11:04)
hevitra mety koh iny.
Fa de hataovy aloha zay handaminana an'le paps fa rehefa azonao io an! libre be enao hanao izay tianao hatao rehetra.
27. xxx ( 20/06/2006 05:48)

ZA kosa alou tena ohatra an'i Fiffi sarotr be ny hanaiky hanoratra vam amiko zany nefa ve lay olona mitondra tsy manana paps tsss zany dia tena mamono tena. rha tsy hoe angaha efa kala be koa ka dia tena maka chauffeur mihintsy. Fa na izany aza e tsy aleo ve angonina foana aloha ny sosy dia avy eo refa mahazo paps atao milamina ny fiainana e.

28. Fiffi ( 20/06/2006 06:18)
xxx: zany misy azo hatao hiany aloha raha ohatra hoe hanaiky hatao @ anarako ohatra io an! ilay fiara fa..

-Vao voavidy ilay fiara tonga de manao taratasy eo no eo hoe namidiko t@ i xxx indray io fiara io ka tsy miditra @ le hoe manana paps ve i xxx na tsia . Satria manko raha hividy fiara enao ka (liquide) no handohavana azy fa tsy CB na chèque de tsy mila ny fijerevana ny paps-ny .
Heu...nefa aloha misy riska be hiany io an! satria raha voasavan'ny polisy i xxx mitondra an'io fiara io de tsy ho hafa-maina indray zah satria tahakan'ny mpanao trafika zany @ zay @ olona tsy misy paps! Tsy mety!
29. xxx ( 20/06/2006 07:51)
ny paps, sejour za no tsy manana fa ny permis international sy ny permis gasy za manana, ary efa mitondra fona wa za eto, fa zany we te hanana ana am zay za fa tsy ny an ol fona no entiko sy angalariko eo,tssssssssss,fa misotra fona alo am toro hevitra e,tsy maintsy we zany vizaky ny metro sy bus fona njay,snif snif snif,wooooooooooooooo
30. Fiffi ( 20/06/2006 07:58)
xxx: andefaso hafatra akia zah an! de lazaiko andry.
31. xxx ( 20/06/2006 11:52)

Aza miditra @za ny marina fa be ny ho voa eo
32. Fiffi ( 20/06/2006 14:36)
marina izany an!
33. xxx ( 21/06/2006 08:05)
ary maninn le ol manakana no tsy sahy miseho e,tssssssssssssssss, ny ol vonona hanampy njay no pepona ny lohany, mampalahelo ihany ny toetsaina ra zany an, ory hava manana ve zany sa .....,io ndray de tsy maintsy mahazo daba za no fantatro e,hihihihih
34. xxx ( 21/06/2006 08:07)
ny sosokevitrizay afaka manampy no ilaiko fa tsy an zay tsy hanao,misaotra ooooooooooo,
35. Fiffi ( 21/06/2006 08:33)
xxx: aza manao an'izany kosa eh! mba samy mba te-hanampy anao daholo kosa ange eh!
De ohatra hoe zah zao tsy afaka manampy anao de tsy ilainao izay mba zavatra lazaiko ve ?
36. lemaitre ( 22/06/2006 09:45)
Hello no idea please but your opinion is good
37. Fiffi ( 22/06/2006 12:14)
:roll::roll::roll:
38. xxx ( 23/06/2006 07:43)
to le hevitri vivi no milay kty,ahahahahhha,merci e
39. xxx ( 23/06/2006 08:55)

za kou mahita fa lay hevitry vivi no tena masaka, sady mbo manadrana sipa vozongo ngahy.
40. toovs ( 23/06/2006 09:07)
Herimiafina:

Azony atao kou anie ny manjono mialoha dai sady mikarakara paps ihany e! Rehefa vita ny paps vao mi-consomme an'ilay vady e! :wink:



mivanitika be zah mahita an'ity hevitrao ity ry herimiafina. tsra le izy kah.
Nefa moa raha sanatria ka ela vao vita ny paps de hanao saka banga miondankena eo izany ve. aleo consommé-na de ny vao mbola frais ny sakafo raherimiafina an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3039