antsom pitiavana daba

1. xxx ( 15/06/2006 09:32)
hono wa re ol,5 taona zao no taty an dafy za,mba mila namana am zay za io ,te hanambady ,te hanana daba,te hiaina otran ol rehetra e,te hividy daba za nefa tsisy paps,inn no mbo toro hevitra azo atao,be lotra le sosiko ato ka sao lanin volavo eo,aleo mbo mividy daba e,mila fanapina am hevitra ra mbo misy afaka manoro,misaotra mialoha eeeeeeeeeee
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 13:35
2. andry08 ( 15/06/2006 10:44)
Fa inona no antony tsy hanaovanao paps?
Ny olana lehibe dia io aminao.
Hataovy izay i--regulariser-na an'io, ny rehetra avy eo dia kilalaon'olon-dehibe.Raha eto frantsa ianao dia tsy misy vaha-olana afatsy ny paps en règle
3. Herimiafina ( 15/06/2006 10:56)
Mandehana any amin'ny avocat de tambatambazo amin'ny volabe izy hanampy anao hi-regulariser ny taratasy aloha dia avy eo vao mividy daba sy mitady vady. :wink:
4. patrick2002 ( 15/06/2006 13:33)
vady aloha tadiavina manana papier:wink:
5. ja ( 15/06/2006 13:55)
andray koa ity patrick tssss
6. patrick2002 ( 15/06/2006 15:15)
ka mitady papier ary izy kou???????
7. Fiffi ( 15/06/2006 16:21)
raha tsy misy paps zany aloha heu...asa raha mety hahita vady ? nefa asa aloha an!
Régularizeo aloha ny paps fa tsy hahazo daba raha tsy vita io . De rehefa vita io de mitady vady.
8. fasaly ( 15/06/2006 16:35)
possible izy hahita vady ka!:wink: raha mahay manjono,de afaka mividy daba kounkou fa mandeha anjambany eny foana tsy paps kou ny daba amin'io:wink: ka anajaranao no mieirtreritra, fa hatao inona daba raha vitan'ny RER na METRO e!:?
9. Herimiafina ( 15/06/2006 16:49)
Azony atao kou anie ny manjono mialoha dai sady mikarakara paps ihany e! Rehefa vita ny paps vao mi-consomme an'ilay vady e! :wink:
10. vivi ( 15/06/2006 18:08)
ssssy mora b zany , mitadiava sipa vazaha d tiavo izy , d raikitra io !, sady @ iazay anie ianao mahazo metis gasy kely rehefa avy eo e!
ahoana koa zany tsy mahita vady zany? na za sipa aza raha mitady d mahita fa mahagaga ndray zany !rehefa mitady d mahita fa mila hampiasana kely fotsiny ny coco d zay , mahereza e!
11. fasaly ( 16/06/2006 04:05)
ié vazà kou rehefa tia gasy zay ange de tena tia beuh mitry e! mitonatona kely mitsy ry zareo
tsy hoe forte karaktera dooly akory ny vazà fa ao ny douce sy azo iarahana miaina mahitsy!:wink:
12. Fiffi ( 16/06/2006 09:01)
fa ny tsara fantarina kosa angamba de zao ry zareo an! hitady vady ? ok ! vazaha ? ok ! saingy fantaro fa raha hanambady de maintsy mandalo mairie ! ka raha mandalo mairie , midika inona zany ? midika fa tsy maintsy mampiseho paps , ary tsy maintsy paps en règle ! Raha tsy en règle ve ny paps ka hekeny ny any @ mairie tsotr'izao , tsy ho efa vita daholo ny paps n'ireo olona rehetra mitady paps ?
Efa nahita cas tahaka an'io manko aho ary novaliany fotsiny hoe regularizeo aloha ny paps-nao . Mety hahazo olana koh ilay vazaha satria hanambady olona tsy en règle an! de lasa koa ny enkety satria raisina toy ny mariage blanc le fanambadiana.
13. fasaly ( 16/06/2006 10:39)
ehhhhh! domazy zany ry fifi raha ny vadyefa hita njay de lavina noho ny paps tsy en règle.....
ny eto aminay kalouy mbola avotra ihany ilay cas otrzay satria misy ohatra sipa efa ni traine un an teny sans papier de nahita vady tampoka de vita mariazy ihany somantsara tsisy arakakraka....
ary mbola efikasy angaha lay maha bevohoka sipa manana pas na vazà manana pas de afaka mivady sns...
efa nisy cas otran'io mantsy fatako de tafajanona izy fa asa amzao tany mikorotana zao:roll:
14. Fiffi ( 16/06/2006 11:02)
fasaly: raha ohatra ka hoe lany daty le paps heu..juste 3 volana , tsy de misy olana io , nefa indray an ! efa sur pied de geurre zao @ io ka de asa aloha an!
Fa raha toa kosa aloha ka efa lany daty efa ela be zany heu....tsy ho havotra @ io an!
Ny hoe bevohoka indray aloha , arakin'ny fahafantaraoko azy de tokony tsy hisy olana mihintsy , indrindra raha efa mahatratra 6 volana le kibo. Io indray de tsy azo kasaihina intsony.
15. Samoana ( 16/06/2006 12:06)
xxx/ raha mbola be ny saosy dia mialà eto andafy ary mankanesa any @ firenena tsy mbola masiaka loatra ( belgika, Italie,..); mitadiava sipa tiana manana daba:D ary vadio izy raha izay no sitrakareo.
Raha mafy loatra ho anareo ny mandao an'andafy de ny poizim-boalavo angamba sisa no tsara atao maherihery tsy hamotika ny saosy:lol:
16. fasaly ( 16/06/2006 13:09)
:-D:-D:-Dmahita sy mahay milaza kou ange i samoana e!
zany hono ry xxx a! tandremo sao atsipy eny ambaravarakely ny saosy e!è! mahaiza mitsinjo ny any aoriana ihany ampitomboy ny efa misy eo ampelatanana e!
na sanatria ka voadàka mody de mba misy anzay soasy izay hi depanner an'isé any madà:wink:
17. booboo ( 16/06/2006 13:10)
:-D
18. Fiffi ( 16/06/2006 14:28)
:-D
19. xxx ( 18/06/2006 08:26)
misaotra anareo rehetra am torohevitra ,za alo tsy hody na tsisy paps aza e, ny asako ko milay na de noir aza,1000 eu no karamako,efa manan tahiry be ihany za we afaka mividy daba am zay,fa ny blem de we tsisy paps e, azo soratana am ol misy paps ve ,ny ol ko nefa tsy misy mety fa we manahirana hono zany,ra ol misy paps any am firenena hafa ve afaka mividy daba am firenena hafa ,misaotra mialoha am toro hevitra o,mbo ampio za ry reto fa te hanana daba mafy za io a,ela zay nijalina zay kle
20. Fiffi ( 18/06/2006 09:34)
afaka mividy daba aloha izy raha manana paps an! Fa de tandremo fotsiny sao tratra fa heu...
Manahira kosa aloha ny hahitana olona manana paps de hanaiky an'io an! Raha mba fara-fahakeliny ohatra hoe vao haingana no lany le paps mety ho possible hiany. Ny tena olana manko de raha manaiky le olona hanambady mety ho voagidragitra koh hoe olona tsy manana paps no ...fa de mahereza eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1576