SARY

21. tisera ( 14/06/2006 16:01)
tsy fitiavana mandoka io fa tena tsara tarrehy kely njy sady mahay mipôzy maka sary an :-*:-* T@ vaovaon'ny France bourgogne io resaka sary sandoka io t@ herintaona : nisy sipa metisy maizina nisandoka sarin'olona dia tratra : niakatra fitsarana sns....
22. fasaly ( 14/06/2006 17:28)
zany veuh ky!??????lasa lavitsa njay zany ny tantara raha izany ka! ary tsy hitako zany an! fa nisandoka nataony inona hono ????
mciiiii an!:wink:
23. Fiffi ( 15/06/2006 05:37)
24. mamzelkely ( 15/06/2006 05:49)
fasaly hihi zay mitry hay ve za zao eeee :-D

tisera ny ahy alou de ampy io maso io ee io maso de efa ampy ahitana ny tarehako ;)
25. tisera ( 15/06/2006 07:39)
:)tsara maso koa aloha indry é! tsy haricots akory an! aleo atao hoe : tsara fijery !:-*:-*:-*
fasaly :Mety hita any @ archives -n'ny l'Est Républicain na France 3 Bourgogne/franche Comté ny antsipiriany momba lé mpisandoka sary fa raha fintinina dé nanao annonces mitady lélà na couple hanao échangisme ilay vehivavy métisse fa sarin'olon-kafa no nampiasainy ; izy koa anefa milaza fa tsy izy no nametraka ilay sariny tao @ ilay site fa mety ho ny agent - ny hono ... toa mbola mitohy ny afera fa any @ mangingina fa tsy haiko intsony aloha izay tena niafarany é! Rehefa tena miakatra fitsarana indray angamba vao hahenom-baovao : na ny anaran'ny olona aza tsy tsaroako intsony fa raha vao henoko aloha dia miverina ato an-dohakeliko é!
26. Fiffi ( 15/06/2006 08:17)
le misandoka kosa aloha tsy lasa eh! ny marina marina hiany ary tsy maintsy hivoaka ny marina na ho ela na ho aingana.
27. fasaly ( 15/06/2006 16:37)
ié beuh mpisandoka kalou ato e!:wink: toudé haiko avy hatrany reny sary sandoka reny.....:°)
28. Herimiafina ( 15/06/2006 16:51)
Miandry ilay sarin,i fameusecousine izany ziahay ato e! Soraty hampidiro namana dia ataovy sary ho an'ny akama manokana de amin'izay tsy maninona e! :wink:
29. cutie ( 15/06/2006 17:28)
za koa:-D
30. fasaly ( 16/06/2006 04:08)
zà kou!amzay tsy hitan'i rams njy:-D:-D
31. Fiffi ( 16/06/2006 18:18)
zah koh! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2641