SARY

1. fameusecousine ( 13/06/2006 18:14)
IALAIN VE NY MAMETRAKA SARY EO @ SERA2 RAHA JUSTE MIRESKA NO ATAO ..SA INONA NO METY TANJONA AMETRAHANA SARY KA FA ZA TE HAMETRAKA KOA:roll:
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:18
2. Fiffi ( 13/06/2006 18:46)
fameusecousine: wadrayyy ! io samy manao izay tiany hatao koh! de hapetrao ao ny sarinao raha tianao.
Ny tanjona ? heu...mba ho hitan'ny namana rehetra hoe iza ary zany fameusecousine zany koh! :)
3. fasaly ( 13/06/2006 18:57)
:-D:-D:-Dmarina mahintsy azon'i fiffi tsara....apetaho aky fameuse fa mianjy zany zay a! fa de atao miraradraraka ny tsikera zany an!:wink:tsy tsikera masika fa aza matahatsa an!:-*:-*:-*
heu.....ny experiansa hitako am fametrhana sary kalou de betsaka ny manoratra te hinamana aminao e! ary tsy haraka trony ny mamaly ny hafatra zay no mampalhelo aminy:wink: miala tsiny amzay tsy voavaly ny hafatra na^:^^:^^:^:-*
4. Fiffi ( 13/06/2006 19:17)
hummm! de miandry ny sarin'i fameusecousine zany eh! :)
5. fameusecousine ( 13/06/2006 20:39)
ka za tsinona tys manana sary ka sady tsy afaka fa tsy mahay mametraka ehh:-D:oops:
6. Herimiafina ( 13/06/2006 20:41)
Apetraho resty fa tsy maninona io an.:-D
7. fameusecousine ( 14/06/2006 00:44)
:lol:ny olona rehetra tsy mitoy ry HM ...tsy resaka tsy manina fa question de respect ngamba aminay mivady:oops::oops:
8. fasaly ( 14/06/2006 03:56)
hummmmm! zay angaha ka hafa njay raha maniky izy mou maninona refa madio ny sain'i rams e! trisy olana...fa raha maloto ny sainy de aleo tsy mametaka:wink:
9. Fiffi ( 14/06/2006 04:12)
heu...io indray aloha de zavatr'hafa an! de raha izany de aleo tsy mametraka fa sao de hisy fihadiana eo indray @ rams!
10. mamzelkely ( 14/06/2006 04:50)
fameusecousine aa sô de apijamiko sary aza njy ee :-D:-D lengako zany io ky zay tinjy ihany aa rea te hametrak njy de mametah fa trisy beudy eny e misy bedy ihany fa ts koi :-D:-D
11. fasaly ( 14/06/2006 08:57)
sady amzay mou mamz mahazo bizoroka bdb raha mametraka sary ô!:wink: de mahazo compliemnt bdb kounkou de faly ery mahazo anzany rehetsa zany mampiakatsa ny morale:°):-D:-*
12. mamzelkely ( 14/06/2006 11:16)
fasaly aa siora akia ;) :-*marina mitry io lazainy fasaly io de mizesta kely aveo hay ve za mbô mandra ihany ee :°):-D:-D
13. tisera ( 14/06/2006 13:08)
:D:D:D manja tena mandra be daholo aloha izay nametraka sary é! Fa dia izaho sy fameuse mitovy : rams tsy mazoto @ io mametraka sary mivantana ato io : tsy hoe tery saina izy na ratsy loha fa mihazakazaka loatra ilay informatika ka sao dia tsy araka intsony ny lalan'ny sary avy eo . Fa izaho faly be mijery ny sarinareo namana fa misaotra bdb an:-*:-*:-*:-*:-*:-*
14. Fiffi ( 14/06/2006 13:13)
hummmmm! fa ahoana akia zany ry tisera ? nga hono ny maso mijery mitondra mody ? heu...:-D:-D:-D
15. tisera ( 14/06/2006 14:02)
:-D:-D:-D lé maso aloha tsy mitondra mody é! fa hanihaniny ao hoe tandremo sao hono gaga mahita ny sariko any @ www.sipagasy.com na meetic .fr @ anaran'olon-kafa vao gaga . Dia aleo manaja ny heviny é:! Zà rahateo tsy fotojenika mihitsy :-D:-D:-D
16. Fiffi ( 14/06/2006 14:06)
tisera: heu.. de aleo zany tsy hatao any :):-*:-*:-*
17. fasaly ( 14/06/2006 14:33)
tisera : izy aza handany fotoana amzany mampiasa sarin'oul any am meetic zany.....:roll::roll::roll:
zà tsy mivaky loha fa tsy hahatonga ho aiza anzay mampiasa sarin'oul any zany....

hummmm! noheveriko fa saropiaro ange i rams e!:wink:
18. fasaly ( 14/06/2006 14:34)
mamz: marina mitry zany de avy eo tena gaga hoe hay ve eeeee!:°):-D
19. tisera ( 14/06/2006 15:03)
:) sarim-bazaha no efa nisy nisoloky é! tsy henonareo angaha iny t@ herintaona nandeha t@ télé ilay vaovao . Fa i fasaly aloha manjakely an! :? rams aloha ts'hita hoe saro-piaro be fa mety mifangaro ao daholo izany ts'haitshay ...
20. fasaly ( 14/06/2006 15:26)
ahoana ilay resaka vazaha zany aky ry tisera????:?
hummmm mciiii njy an!:wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2692