tsy haiko aloha e, marina fa tena diso tokoa ilay nangala bady anefa tsy manana zo mihitsy ilay vady taloha ny handaroka ilay vehivavy fa azony toriana tsara izany. tsy misy lalana miteny mihitsy fa tsy mahazo mandalo eo antranony izy, izy no diso fa mikitika olona sy mandaroka olona noho izany. ekeko fa tsy mahafinaritra ny zavatra misy anefa raha ny lalana no jerena dia izay.