hofaty ny daroka sa tsy handalo tsony?

1. Aino ( 13/06/2006 07:35)
misy olona fatatro izay izany, ary sipa izy io, ka lasa niaraka t@ vadiny ilay vhv iray de lasa niteraka ry niteraka iray ry zareo.
zany hoe ilay bandy izany no nampirafy any vadiny ao atrano de nafeniny tany ambadika tany, nefa taty ahoriana dia fatatra ihany ny marina, fa niara teraka ilay vadiny sy ilay sipany, zany hoe ilay sipany no lasa taloha, t@ ilay tena vadiny anefa efa manana roa ry zareo!! ka taty ahoriana dia tsy nanaiky tsony ity raha sipa fa hoe mila mijesy sy mahafatatra ny rafozany hono izy, nefa ilay rafozana mipetraka akaikiny ilay tena vinanto. noho izany dia voatery nisaraka ilay banmdy sy ny vadiny ka ilay bandy tsy manintsy tonga mijery ny zanany faona sy manome fanampiana ary koa mitondra bisoky sns isan'andro!!
ilay sipa izany mandalo makany @ rafozany faona, nefa alohany atongavana any aloha tsy maintsy mandalo eo hiloany tranony ilay tena topombady. ka rotika ity tena vady mahita azy mandalo faona ka voatandrina ny farany hoe " raha mbola hitako mandalo eto hiloany tranoko ianao dia mihomana fa tsy maintsy ho tezitra aho ka handaroka" de mbola mandalo ihany faona ity sipa fa tsy mivaky loha, kandro lasa voadaroka faona rehefa mandalo na miaraka @ le bandy aza de voa ny daka sy totondry faona na dia eny @ arabe aza no tratrany fa tsy mahazo mandalo @ ilay toherana mihintsy!! ka na hiaro aza le bandy de izy ihany koa voa miaraka @ le sipa, satsia ilay tena tompom'bady favo be raha mamely!! ka ny fanotaniana de hoe moa ve hiaritra @ izany ianao nefa efa ampitandremana faona?
2. Aino ( 13/06/2006 07:37)
raha izaho aloha dia tsy mandalo tsony aho fa miataka alavitra eh!! iza ko no hanaiky ho borina lava eny!! sady raha toaka kely aina tahaka any le sipa de aleo manaja tena!!
3. diamondra27 ( 13/06/2006 07:40)
za aloha raha vao misy midaroka tonga de manao protection 'za fa tsy manaiky darohana zany fotsiny e!

je ne suis pas faite pour être battue an! raha tsy inona kou

ze mikasitanana ahy de dehors

Fa le tantara de de tena mampieritreritra. Misy tokoa ve ny tahaka izany?
4. Fiffi ( 13/06/2006 07:40)
tsy hitako koh zay mbola handalovany eo ? nga tsy misy lalana hafa fa de tsy maintsy io ? Mba mitady raharaha koh zany an!
5. booboo ( 13/06/2006 07:59)
nazes koa na lé bandy na lé sipany lé ! lé midaroka kosa tsy mety fa tokony fika hafa no nataon'ilay iraika hi-emmerder-na an-dreo :twisted:
6. mandrindra ( 13/06/2006 08:02)
torio any amin'ny pôlisy zany e. raha tsy izany dia hitondray akama.
7. Fiffi ( 13/06/2006 08:14)
mba misy zavatra azo hatao koa anie hi-evitena an'io eh! efa zany ve no manjoa de mbola manao fanahiniana handalo eo hiany ?
8. mandrindra ( 13/06/2006 08:25)
fa misy koa ny lalàna tokony hampiarina ka. tsy tokony handefitra manana ny rariny mihitsy
9. Aino ( 13/06/2006 08:50)
tena nisy io ary efa ela ihany fa tadidiko tsara fotsony!!
ka ilay tompombady anie aza efa nitory tany @ fokotany fa tsy tiany ny hanelingelenany any ilay sipa azy eh!! efa maka ny vadiny hono ve mbola hanao izay handrombotra azy ihany. ka nametraka taratasy izy fa raha toaka mbola tonga manelingelina de mety hamely izy, efa nampitandremana faona le sipa fa tsy nivaky loha!!
nefany taty ahoriana de nisaraka t@ ilay bandy ka niverina t@ le vadiny ihany anie!!
10. diamondra27 ( 13/06/2006 09:15)
tena mi-rôle koa le kof tssss tena feux de l'amour 'ty

victor sy nikki
:-D:-D:-D
11. little ( 13/06/2006 09:57)
ra za izy mianatra karate na kungfu za, tsy miseho mitsy aloha fa mikotra na ambadika manao karate kid tonga de tran, tran, asiako @ zay. tonga de shidoshi mitsy
12. pissoa ( 13/06/2006 11:09)
Tsy mandalo any fa hiady an-tsena isaky ny mankany ve e :-w
Sady raha mandalondalo any koa dia aleo mahitsiny lakoiny. Ny lako mahazo le tompom-bady koa angaha tsy hitanareo ... Sady iny no tena danzzz fa lako any amin'ny resaka moraly, emotions, honneur sns. Izany hoe ilay sipa mandalo no nilako pre :-D:-D:-D


nefany taty ahoriana de nisaraka t@ ilay bandy ka niverina t@ le vadiny ihany anie!!
:-w
13. Fiffi ( 13/06/2006 11:36)
pissoa: izay indrindra manko!
14. azerty ( 13/06/2006 14:09)
ka iza lay fitiavana ka ato aona ary :lol:
15. kally ( 13/06/2006 15:04)
little>:-D:-D:-D

Karate na kung fu na ohatr'izany ,tonga dia cours mampahay haingana be sady azo ampiharina ny androtr'io ihany izao no tena mety.
16. Aino ( 13/06/2006 15:10)
ka ilay sipa tompombady anie tsy nianatra nanao karate sns izany izy fa saingy dange be izy raha higijaka izany ko, tonga de mandravaravabe!! nefa izany aza tsy le karazana olona degany sns hireny fa hita hoe tsotsotra, nefa rehefa izy ny hanao azy tena :evil: efa 8-)ianao vao avelany. :-D:-D
17. diamondra27 ( 14/06/2006 07:11)
k'efa oe efa nifampody ry zareo de inona ny blème @ izany?
18. miantra ( 14/06/2006 09:55)
:roll: inoan koa ity tantara lazain'i Aino ity?
19. diamondra27 ( 14/06/2006 10:26)
miantra: io no atao hoe: mission accompli
20. miantra ( 14/06/2006 10:53)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2448