Herizo RAZAFIMAHALEO
21. marozevo
(
13/06/2006 21:37)
Somary narahiko kely ny dinika ifanaovan-dRagadona sy i Kolokanto satria hita fa diniky ny samy misaina tokoa. Indro kely fotsiny anefa, tsy hoe miandany amin\'i kolo aho raha manamarika fa somary manao extreme loatra i Ragadona. Ohatra, milaza i Kolo fa tokony mba olona mahay mikarakara ny tenany (dika malalaka), no ho mpitondra. Dia itarin-dRagadona hatrany amin\'ny fanasana ba kiraro sy fanamboarana fandriana.
Ny hevitro kosa momba an-dRazafimahaleo : Na rahoviana na rahoviana dia misy tarazon-kevitra avy amin-dRatsiraka io lehilahy io... Tsy ratsy akory izany, nefa .....
Ny hevitro kosa momba an-dRazafimahaleo : Na rahoviana na rahoviana dia misy tarazon-kevitra avy amin-dRatsiraka io lehilahy io... Tsy ratsy akory izany, nefa .....
22. arson
(
14/06/2006 07:11)
ao raha matoa izy hilatsaka ho fidina.misy fofondratsiraka ireny ka tsy ilaina e!
23. avolenta
(
14/06/2006 08:32)
patrick2002:
avolenta : mahatsiaro ny tenin'i Monja Jaona izaho mahita ny fijerinao hoe ny fitondrana firenena tsy mila diplaoma :roll::roll:.
Marina fa tsy misy ny ny ecole fitondrana firenena ,fa jereo ny zava-misy any etats-unis famille bush, famille kennedy, jereo fa mitana toerana ambony foana ny taranany, jereo ireo politisianina ,frantsay fany dadaben'ny efa maire tamin'ny tanana kely tatsy t@ taona 1900 ohatra ireo.
Ny tiako ho lazaina dia izao ,tsy misy ny fampianarana filoham-pirenena ,fa io kosa dia fitaizana ary fiainana, tsy vita ny fanapahan-kevitra androany sy rampitso ny fitondrana firenena ,fa fiomanana amam-polo taona maro ,ka any ampianarana ianao dia efa mijery ny zava-misy,sy mandinika ny fiainam-pirenena ,ary mijoro @ foto-kevitra fa tsy mivadi-badika ohatra androany ianao miaro ny madinika ,rampitso ianao liberal, afaka 1 volana ianao nationaliste mafana-fo. Izay no tiko ambara.
Fa taiza mo za nilaza hoe mitondra fireenna tsy mila diploma,za ary manindry mafy mintsy hoe ny pitonfra firenena dia tokony olona mba nandia fianarana ambony ihany na de tsy tena any am faratampony aza fa mba nandalo anzany université zany . Any am lé foto pisainana no tena ilaina io satri mba mandinika koko ny nandeha tany.De fanampin'zany refa manana ny fahavononana sy manohana ny hevitrao aho aamin'ny ambiny rehetra.
24. patrick2002
(
14/06/2006 12:24)
avolenta-ka tsy ianao anie no niteny anio fa itompokolahy Monja Jaona eh! ,fa kosa ianao no nametraka fanontaniana hoe aiza no misy ecole filoham-pirenena? dia valiako hoe tsy misy ,ka raha izany no izy dia mahatsiaro ny teninny Monja jaona izaho .
Ka eto izaho dia manindry fa i Herizo Razafimahaleo raha ny fitsarako dia olona tsy notaizana, na nobeazina tamin'izany,fa nahita chance nalaza (populaire) dia ny profite an'izay dia lasa mpanao politika,dia mitady seza ,inona indray ny hevitra mety hambabo ny fo ny vahoaka androany izay ny hevitra tazoniko ,rahampitso izao indray no tsara resahina @ vahoaka izay indray ny hevitro.
Fehiny sahala ny mpanao politika gasy rehetra, ka tsy tokony hasina sira ,sahala ny nataon'ny sahoby ery ambony hoe mendrika ny hotoanana.

25. Fiffi
(
14/06/2006 13:27)
Ragadona: heu...de ho fosika daholo ve ireny songade ireny ? satria maro hiany izy ireny an!