Aiza izy tao tsy tazana tsony?

61. ravakamalala ( 14/06/2006 06:31)
leity e! zay nefa mba nanantena ahita pestacle gratuit, ho aiza ary nareo?:-D:-D
62. colar ( 14/06/2006 10:08)
za ko efa mbo liana amle spectakla be,tssssssssss,tairo eto ihany ranga a,mbo misy hanalana azy ,hihihihihi, fa za ko alo malahelo an akamatiana e,namako be ko mantsy izy iny ra ol a,
63. diamondra27 ( 14/06/2006 10:18)
akamatiana sa Akamatiana?

Samy hafa ireo

le iza no tadiavinareo?
Akamatiana any @ karajia jerena
64. Fiffi ( 14/06/2006 10:52)
nga tsy hoe Akamatiana ?
65. Aino ( 15/06/2006 07:11)
ny dedaviko i Akamatiana^:^:snif:
66. mamzelkely ( 15/06/2006 07:28)
hita akia ry Aino ee za ko akia malahelo aza fa ela be zay izy no ts tazana no ts niresaka :snif:
67. colar ( 15/06/2006 09:24)
izy le be sary be tato iny e,mpandray anjara mavitrika ,manja kely iny izy e,tsita ntsonyyyyyyyy,malahelo daol ny mpokona zany ,za konko
68. Aino ( 15/06/2006 15:25)
hita akia ry Aino ee za ko akia malahelo aza fa ela be zay izy no ts tazana no ts niresaka
ary maninona aza no tsy anotaniantsika any zoky Yonika?

izy le be sary be tato iny e,mpandray anjara mavitrika ,manja kely iny izy e,tsita ntsonyyyyyyyy,malahelo daol ny mpokona zany ,za konko

hita hoa, nefa ny panendrika sy pialona t@ hireny tena mirona fa diso nafinaritra any izay nakafy azy angamba ka leo ny sasany de nanao izay tsy naha tamana azy.
69. Fiffi ( 15/06/2006 15:40)
70. vivi ( 15/06/2006 16:05)
efa nijery any toi tary @ hafatra fa tsy hita kosa ianao ry herimiafina , rasta niaraka ihany fa rehefa sola adino , eny
e , mampalehelo!, mbola hiverina any amerika za hiala nenina farany , fa sao d za no diso adresy, sao d any californie no mipetraka nefa canada no lazaina !
71. Fiffi ( 15/06/2006 16:08)
:roll:
72. xxx ( 15/06/2006 16:20)
... tsy hita kosa ianao ry herimiafina , rasta niaraka ihany fa rehefa sola adino ...
Hmmmm, hay i Herimiafina izany taloha rasta e, de izao izy sola! Sa i vivi izany? tsy azoko tsara :idea:

Haoro size kely izaho fa aiza i akamatiana fa malahelo ny kilonga ato :idea:
73. Fiffi ( 15/06/2006 16:29)

xxx: ka zay indrindra hoa an! efa hoe hors sujet le resaka personely de mbola misy mi-insiste hiany ve :!::!::!:
74. Fiffi ( 15/06/2006 16:36)
Aino: :-*:-*:-*:-*:-*
75. vivi ( 15/06/2006 16:38)
aoka re ry fiffi a!ary aza mampmé koa @ ilay rasta !fa mahita resaka koa anie!hihihihi
76. cutie ( 15/06/2006 17:01)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 11-06-2006 15:59:22
Lohateny : Aiza izy tao tsy tazana tsony?
Malahelo sy manina any i Akamatiana fa tsy hita hintsony izy!!

njy nga mitady azy hiverina eto sa te hiresaka aminy fotsiny ?
Raha te hiresaka aminy manko de jereo any @ tsaty izy.
Atoroko an-jy le tsaty refa veo :wink:
77. LouAnne ( 15/06/2006 17:34)
vivi:

efa nijery any toi tary @ hafatra fa tsy hita kosa ianao ry herimiafina , rasta niaraka ihany fa rehefa sola adino , eny
e , mampalehelo!, mbola hiverina any amerika za hiala nenina farany , fa sao d za no diso adresy, sao d any californie no mipetraka nefa canada no lazaina !
ina azany ty mi-insiste ty lol


78. LouAnne ( 15/06/2006 17:35)
vivi :-*:-*:-*
79. LouAnne ( 15/06/2006 17:39)
Akamatiana ôôôôôo^aiza enao zoky malalako ? manalahelo beuhhhhhhhhhhh anao zâ bizouuuuuuuuu mamy beuhhhhhhhhhhh
80. LouAnne ( 15/06/2006 17:48)
cutie zâ m'tady an'zokimalalako Akamatiana :snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.071