Aiza izy tao tsy tazana tsony?

41. Fiffi ( 13/06/2006 05:37)
fasaly:

fa inona zany ampamoaka zany indry e!:roll::roll::roll: rahefa zany avoakako eto daholo ny ahy an!:wink::^)
fa le inona no havoaka eh ? tena tsy arako!


42. Aino ( 13/06/2006 08:57)
tao lasa resaka ny avoaka sy tsy avoaka indray? fa inn le avoaka sy tsy avoaka aloha eh?... tao tsara hafona ery izy izany raha araky ny voalazany herimiafina ko!!:twisted:
43. mamzelkely ( 13/06/2006 11:57)
hay ve misy apamôka ato eee :°) inn re ny ampamôkako ato eee :roll:8)
44. Herimiafina ( 13/06/2006 12:45)
Aiza ary i Akamatiana klé? :roll::roll::roll::roll:
45. vivi ( 13/06/2006 13:31)
inona indray ty fanontaniana any akamatiana ty ry herimiafina!, mba aza adino ny akama taloha e!biz hoany herimiafina irery! hihihi
46. Herimiafina ( 13/06/2006 13:32)
Tsy adino ianao kah, io izao ianao de hita de manjavona indray de tsy hita tsony raha tsy radem ary knou.
47. Aino ( 13/06/2006 15:21)
manao antso avo any Akamatiana ooo!!!

hummm saropiaro indray i vivi an!!
48. Fiffi ( 13/06/2006 15:39)
Aino:
manao antso avo any Akamatiana ooo!!!

hummm saropiaro indray i vivi an!!
eny tokoa hoa eh ! hihihhi fa tokony hataony any @ hafatra ny resak'ry zareo fa lasa nivadika le sujet.


49. fasaly ( 13/06/2006 15:58)
:°):°):°):°):°)
fiffi: koa ampamoaka hono de havoakako eto dooly ny ahy raha izany:wink:
50. vivi ( 13/06/2006 16:31)
ty za fa hita ndray e!, ianao no tsy hita intsony koa ,efa ho avy zao ny vacances ka aza atao tsinotsinona ny fotoana mandalo!hihihih, taiza foana wa ! :wink:
51. Herimiafina ( 13/06/2006 16:37)
Salut vivi! izao mitady an'i akamatiana izao e! Izahoa ry ato foana fa ndry no tsy hita mihintsy kou! sady manao xxx de tsy hita mihintsy.
52. vivi ( 13/06/2006 16:42)
zany izy io an!, eo foana fa madinika d tsy hitany toi e!, sady efa lasany hafa ny andraindraina d aleo mipirina e!, efa akamatiana ndray no malaza e!,inona moa zahay zay petit poid mipitika anjorony e!, nefa teny andravoangy akama ihany , indrindra moa ny soupe chinoise isankarazany , eeee! indrisy e! talo e!
53. Herimiafina ( 13/06/2006 16:46)
Aleo hono tsika sy njy any amin,ny hafatra no hiresaka hoy i Fiffi fa mamadika sujet eto indray e!
izany an! :-*
54. diamondra27 ( 13/06/2006 17:31)
izay no mety ka!
55. fasaly ( 13/06/2006 18:50)
^:^^:^^:^^:^^:^ ié izay no mety ka!:wink:
56. Fiffi ( 13/06/2006 19:41)
=D^:^
57. Fiffi ( 13/06/2006 19:59)
Herimiafina:

Aleo hono tsika sy njy any amin,ny hafatra no hiresaka hoy i Fiffi fa mamadika sujet eto indray e!
izany an! :-*
Herimiafina: heu....zany hoe miala tsiny raha toa ka nilaza an'io zah satria resakareo personely kosa le izy koh! sa ve diso zah ?


58. Fiffi ( 13/06/2006 20:04)
fasaly:

:°):°):°):°):°)
fiffi: koa ampamoaka hono de havoakako eto dooly ny ahy raha izany:wink:
fasaly: heu...hihihihi ka fitadiavana an'i Akamatiana kosa ho an'i Aino kely zay mba malahelo azy akia ve de hasiana resaka personely sy ampamoaka ? :roll:


59. Herimiafina ( 13/06/2006 20:27)
Aoka izay fa efa lasa any izahay e, milamina ianareo izao.
Efa tonga ve i akamatiana?:roll:
60. Fiffi ( 14/06/2006 03:48)
Aino:
manao antso avo any Akamatiana ooo!!!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646