Aiza izy tao tsy tazana tsony?

81. Aino ( 16/06/2006 17:30)

cutie ka izaho matetika koa miditra any fa tena tsy tazako mihintsy!!
sady te hiresaka aminy no te ahita ahy hiverina ato.
82. cutie ( 16/06/2006 17:47)
Aino zany ve?
Andraso ao e :wink:
Mpandefa : LouAnne [ Valio ] 15-06-2006 22:48:36
Lohateny : Re : Aiza izy tao tsy tazana tsony?
cutie zâ m'tady an'zokimalalako Akamatiana

omeko any@hafatra le tsaty
83. totofy ( 16/06/2006 17:53)
Malahelo sy manina any i Akamatiana fa tsy hita hintsony izy


Fa iza kay zany Akamatiana ry reto zay vaovao dé tsy mahafantatra?????
:roll::roll: miverana hono ianao ry Akamatiana a!
84. Fiffi ( 16/06/2006 18:07)
totofy: namana navitrika be teto izy de tsy hita intsony .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645