Aiza izy tao tsy tazana tsony?

21. mamzelkely ( 12/06/2006 07:10)
diams aa hitanjy mi-comprendre azy za satria ts vitan sary ftsn na we le mpitsikera sary reny anie le raison ee bdb ny raison-ny de comprené-ko tsara izy satria diso fanantenana fa ra le tsikeran sary ftsn mafy toto tsara izy face an reny fa misy zvt hafa tena napa-decue azy de zay ary zay no hilazako we je la comprend :wink:

lapino de ts hi-comprendre azy zany toi fa ts hiverina izy ;) hihihihi:-D:-D
22. colar ( 12/06/2006 07:17)
milay le kozy ra diam a,ra otran toi daol mantsy a,milay be ny serasera,hihihihihihi. na hisy hiteny aza any ho any we 10 ny sipan colar,10 ny zanak i colar,colar mamo lava,tsssssssssss, tsy rarahako e, za eto fona,mbola misy ihany ny namako,zay tsy namako tsy rarahako ko e,za tsy maintsy manala azy ,TSY HIALA AHO WAAAAAAAAAAAAAA,HIHIHIHIHIH
23. diamondra27 ( 12/06/2006 07:25)
colar: :-*:-*:-*:-*
milay ka! tohizo hatr@ farany fa ny vérité vérité foana, AZA MIALA izany WAAAAAAAAAAAAAAA
ka manja matoa be sipa ra-colar a! ry zalah tsy mahazaka de ny vava no ampiasainy hihihih:-D:-D
mi ouou toy ny alika( le chien aboie la caravane passe)

mamolava: raha marina kosa io de tanjemo ihany fa tsy reven'ny sipa an!:wink: conseil d'amie fa tsy manaratsy 'za.
'Za anefa nahita le sary teny amorondranomasina tena nilay le izy, miaraka @ kofy camarade nareo, de ozy za oe: hay ve 'ty le colar e! fa hummmm!masaka e:wink:
POSITIF foana ny fiainana ry colar a!
Rehefa hitan'ny olona fa tsy mahofoka ny nataony de mijanony izy sady izy njay no misolelaka aminao avy eo
24. diamondra27 ( 12/06/2006 08:52)
mamz: ok akia azoko tsara ny tianjy lazaina fa tiako ampitaina de oe: raha mbola manatena olona ihany eto antany de tsy maintsy déçue un jour ou l'autre satria izay no maha olombelona antsika, ilay olona antenaina mety hosolafaka ihany koa eo @ fiainany na de oe: modely aza no nitarafana azy; de tsy misy ifanomezantsiny.

pasitera sy mompera aza akia misy solafaka fa maika fa olona tsotra.
Tsy misy ankanavaka io fa samy tratran'io daholo.
Mandia tany hono ka tsy maintsy lena e!

De ze mbola tsy solafaka dia bravo aloha mitandrema
Manao erera daholo ny olombelona rehetra fa manarina @sisa no azo atao.
25. Aino ( 12/06/2006 09:09)
fasaly hummm de ny pihetraketraka de mbola mitohy ihany hatraminy izao ka d emitandrena tsara koa izany tsika sy indry, raha izhao indray aloha de tsy misaraka @ namana izany eh mbola samy miserasera eto faona tsina na be aza ny pihetraketraka!! zeray hono tsy mataty fa de mbola smay miandry eto faona!!!

fa izaho aloha malahelo any akama faona eh, las atsy misy akama hantsoina tsony!!
26. vivi ( 12/06/2006 12:08)
miala tsiny fa hafa ny manao recherche zahay mananararaotra fotsiny satria efa raikitra ny hankamoaka , zaaloha niandry anao foana ry herinmiafina , efa hatrany amerika fa eeee! tsy hita ary tsy nifanena, ary nanao ahoana aloha ianao zay e ? , mba asio vavao kely! biz ho any herimiafina irery !HIHIHIHIH
27. ravakamalala ( 12/06/2006 12:41)
raikitra ny ampamoaka!!!!:-D
28. xxx ( 12/06/2006 16:08)
ratsy zany zavatra miseho eto zany..
29. diamondra27 ( 12/06/2006 16:18)
HM: hummmm! aleo za tsy hijery
vivi: efa salama tsara izy vao² farany azo saingy afaka 1mn taty aoriana no tsy haiko
sao de tokony tsy ho eto ity ry zalah!

force caché mbola miafina foana :-D:-D:-D

30. Herimiafina ( 12/06/2006 17:07)
vivi:

miala tsiny fa hafa ny manao recherche zahay mananararaotra fotsiny satria efa raikitra ny hankamoaka , zaaloha niandry anao foana ry herinmiafina , efa hatrany amerika fa eeee! tsy hita ary tsy nifanena, ary nanao ahoana aloha ianao zay e ? , mba asio vavao kely! biz ho any herimiafina irery !HIHIHIHIH


Ary izy refa tamy aho dwe tsy hita fa rehefa tsy ao aho vao mipoitra an! Sa tohizana ireny fangalampiery teny Andravoahangy ambony fahiny ireny? Bizzzz

31. lapino ( 12/06/2006 18:05)
Aino:
raha izhao indray aloha de tsy misaraka @ namana izany eh mbola samy miserasera eto faona tsina na be aza ny pihetraketraka!!

Marina aky ny an-dry ry Aino a! ;)
32. Herimiafina ( 12/06/2006 18:19)
Any amin'ny fiainana andavan'andro any koa anie ka misy foana ny mihetraketraka e! N'aiza n'aiza aleha tsy hahita fandriampahalemana iznay fa ny any azo atao dai ny mi-s'adapte ihany. Kourazy e!
33. Fiffi ( 12/06/2006 19:35)
xxx:
ratsy zany zavatra miseho eto zany..
sady misy hoe ampamoaka , de tsy te-hijery hono i diamondra :-D:-D


34. Herimiafina ( 12/06/2006 19:38)
Indrisy nefa fa tsy mety tanteraka le film e!
35. diamondra27 ( 12/06/2006 19:59)
fiffi: lol
za tsy hijery ho'aho! refa mahita doly ny rehetra vao hijery za
36. Fiffi ( 12/06/2006 20:13)
diamondra: fa hijery inona aloha ? :roll:
37. Herimiafina ( 12/06/2006 20:43)
Hijery le zavatra tsy azo jerena e! Misy fafiny kokoa mantsy ireny refa le afenimpenina de mipoitra toy izay ilay tonga de ampoitra, hehehehe=))=))
38. Fiffi ( 13/06/2006 03:56)
heu...de aleko koh zany tsy hijery miaraka @ diamondra.
39. fasaly ( 13/06/2006 04:15)
fa inona zany ampamoaka zany indry e!:roll::roll::roll: rahefa zany avoakako eto daholo ny ahy an!:wink::^)
40. diamondra27 ( 13/06/2006 05:10)
fiffi:io e! tsy mahazo miteniteny 'za fa bedy
fa de tsy hijery le zavatra tsy azo jerena e!
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 13-06-2006 01:43:56
Lohateny : Re : Aiza izy tao tsy tazana tsony?
Hijery le zavatra tsy azo jerena e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0597