Sondage kely ndray!

1. labomba ( 10/06/2006 19:35)
Tandremo fa toa mifidy indray fotsiny de zay.
Misaotra!
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n448463334a1fa
novalian'i vale ny 14/06/2006 20:19
2. vale ( 10/06/2006 21:12)
labomba: sondage ahoana? tsy azoko:°), mmmmm, dia efa any daholo indray izany koh!;-)
3. Fiffi ( 11/06/2006 04:12)
vale: manao sondage akia hoe inona no mozika na danse tianao heu...
Inona no mozika ilainao hatao betsaka indrindra amin'io alina io ?
1-salegy
2-kawitry
3-kilalaky
4-rnb
5-ragga
6-danceHall
7-reggaeton

de mifidy ao hono eh!
4. vale ( 11/06/2006 10:45)
fiffi: hihihihi, :-D:-D,hay ve aki, jamba mahiratra ko zah zany,hahahahahha:-D:-D,
ireo voatononjy ireo aky tena mety daholo à!
fiffi: ny kwassa,kwassa sy minotsiky hadinonjy :wink:,ihihihihihihihihihih

labomba: asio ny rehetraretra kah!!mety daholo rehefa azo handihizana ny ahy alou e,na ny rap,hip hop,,,,fa ny tena tiko aloha dia ny reggae, ragga,house,salegy, dia tsy hadino koa ny "slow":°)ho an'ireo mpifankatia, sa tsy possible io?:):°)
5. Fiffi ( 11/06/2006 13:25)
vale: ka jereo ao fa ery ambany ery no misy an'io hihihih fa ny ahy nataoko copier fotsiny io . :):-*
6. vale ( 11/06/2006 21:01)
ié, hitako aky annn!:D:-*
7. Fiffi ( 11/06/2006 21:58)
8. vale ( 14/06/2006 20:17)
:}:}
9. vale ( 14/06/2006 20:19)
Labomba::-* mifidy indray ftsn ve? ko raha mba tia betsabetsaka de ahoana:°):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4123