Ahoana indray ity ?

41. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:29)
42. Fiffi ( 27/06/2006 12:50)
de raha anaty CD le izy de copieo aloha ao @ PC-nao de ataovy eo à bureau , de eo no hangalana azy avy eo.
43. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:36)
jereo eto raha mety
44. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:38)
tsy meeeeeeeeeeeeeety ilay iiiiiiiiiizy ,
45. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:46)
46. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:48)
tsy za irery no manandrana ato fa miaraka amin'ireto olombelona maromaro ireto nefa dia aotra no azo .
47. Aino ( 12/07/2006 07:59)
milay ilay izy nefa tao tsy hatakatra anio ny sosy ko.
48. fijo ( 15/07/2006 19:38)
tsa mba tia an'io aho kle
49. azerty ( 16/07/2006 21:29)
tena tsara anie ny manofinofy e! fa io ihany indraindray no tanteraka :P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4603