Ahoana indray ity ?

21. Fiffi ( 14/06/2006 16:09)
STONG: de tsy lafo ve zany ? de iza @ ireo hono no mba tianao ? :)
22. bilakarenjy ( 14/06/2006 16:53)
Ny tsy fantatrareo ry reto dia izao .Tsy natao ho an'ny garazy kely madinika intsony ny fiara mivoaka amin'izao fa tsy maintsy mivantana any amin'ny mpanamboatra azy raha misy simba na misy tsy mety (lalanan'ny orinasa mpanamboatra sy mpamorona io) .Ny hanafoana ireny garazy kely ireny mihitsy no tena tanjony amin'io fivoharana goavana ataony io .Dia anjaran'ireny garazy kely ireny izany ny mikolokolo ireo fiara tsy dia raitra be toy io hitantsika amin'ny sary io .Fantsy mipetraka daholo ireo ary ny dokam-barotra no tena atao matevina sy mafonja mba handresy lahatra ireo olona sasany .
Aleo ihany miaina amin'ny tsotra sy mateza ary mora amboarina e!.
23. Fiffi ( 16/06/2006 16:33)
ka mba miova sy mihatsara ange ny teknolozia kosa eh! fa marina hiany aloha ny anao an! ny garazy indray zao no tsy maintsy misy ny ekipement elektonika mba hanamboarana ireny fiara ireny an!
24. bilakarenjy ( 22/06/2006 14:25)
Ianao moa tia fiara sport ?.Hoatra izao hoe :PORSCHE .Dia ahoana ny eritreritrao rehefa ao anatin'izany hoe :porsche izany ?.Ilay porsche vita farany io teneniko io a!.
25. Fiffi ( 22/06/2006 15:57)
bilakarenjy: tena tia fiara sport be mihintsy zah an ! ary efa mba nisy okazy mihintsy nitaingina an'le Porsche 964 fa heu.....tsy mahazo mandeha mafy akory fa raha tratra @ io ho loza.
Heu....manja aloha ny ao anatiny an! fa pfff !! tsy misy impression be hoe ahoana na ahoana fa mety le anarany fotsiny no mitondra an'io . Zah aloha tsy nahita hoe inona marina ny différence-ny @ fiara matanjaka hafa fa le style sy ny anarany no tena hitako ho mampalaza azy .
26. bilakarenjy ( 22/06/2006 16:28)
Ary tia mandeha mafy izany ianao an!,aleo fiara hafa indray no homena anao raha izany ,fa ho lazaiko anao aloha ny emotion-ko raha mitaingina izany hoe :porsche izany za na tsy porsche fa rehefa fiara manahatahaka an'ireny .Vao mihaino ilay feon'ny moterany fotsiny dia efa fantatra fa manana tanjaka ilay fiara .Vao mandray ny volant sy ny vitesse ary manitsaka ny pédale dia tsapa avy hatrany fa haingam-pamindra ary azo atao amin'izay tiana anaovana azy ;rehefa mandeha moa ny fiara vao maika tsy ety an-tany satria mety daholo izay ilainao aminy na hitsoriaka ianao na hisosa fotsiny .Saingy amin'ny farany dia hoe :tsy ahy kay ity fiara ity ,fa toa manonofy eto fotsiny za ,fa aleo mihonona amin'ny takatry ny vola ihany .Zany ry Fiffi o!.
27. Fiffi ( 22/06/2006 19:40)
bilakarenjy: tena marina mihintsy ireo voalazanao ireo an! Fa zao kosa aloha an! tonga de tsapa avy hatrany aloha ny tanjakin'ny fiara raha vao velomina an! Mbola miheritreritra an'le porsche iny aho , braoummmm ! fa manja an! tonga de hita ny différence-ny @ fiara hafa . Ohatra fotsiny ny BMW Serie 3 E46 ohatra io an! nefa manja zany raha fiara an!

heu....:( aleo hiany mihonina @ izay takatry ny fananana eh! :)
28. bilakarenjy ( 23/06/2006 13:04)
ahoana moa ry Fiffi no fampidirana sary eto fa tena tsy haiko ,fa misy sary inoako fa mahafinaritra anao tiako ampidirina eto sady mba ho hitan'ny rehetra koa e!.
29. Fiffi ( 24/06/2006 03:49)
alefako hafatra :)
30. bilakarenjy ( 24/06/2006 20:05)
voaraiko ny hafatrao fa ho alefako ilay izy ,merci an!
31. Fiffi ( 25/06/2006 04:45)
de miandry anao zany an! :)
32. bilakarenjy ( 27/06/2006 11:59)
Ny tonta ihany no avadibadika e!.C:\Documents and Settings\nono\Mes documents\Mes images\am-pitiavana be.jpg
33. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:00)
Andraso aloha amboarina indray fa tsy nivoaka ilay izy e!.
34. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:06)
Ahoana ary ity le .
35. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:10)
36. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:11)
tsy poince ilay izy fa tsy mety mipetaka fa aleo amin'ny manaraka ,fa hitadiavana paika hafa indray e!
37. Fiffi ( 27/06/2006 12:13)
mety tsy nidihanao le lien no nahatonga azy lasa tahak'izao. Fa tena hidina mihintsy an! ery @ le X menamena ery ambony ery zay vao halefa ny eto.:):-*
38. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:17)
39. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:19)
ka ilay sary anie ry Fiffi any anaty CD fa tsy ao anaty site e! ka sao dia izay no tsy mahampety azy .Lasa miklike zavatra betsaka za dia ireny no mivoaka .
40. bilakarenjy ( 27/06/2006 12:23)
C:\Documents and Settings\nono\Mes documents\Mes images\am-pitiavana be.jpg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804