vita ny lalana vohiparara

1. zandrikely ( 09/06/2006 19:42)
ela ny ela ka vita ihany ,
novalian'i rapala ny 11/06/2006 11:10
2. cutie ( 09/06/2006 20:19)
lalana aiza zany :roll:
3. Herimiafina ( 09/06/2006 20:49)
Favy kosa izany klé. Andeha hidasy any amin'ilay akama any antsenavolo indray izahay izany.

Làlana mampitohy an'i Fianarantsoa (Alakamisin'Ambohimaha) amin'i Andranomafana sy Mananjary sy Manakara sns retsy ziany ry cutie an!

Ohatry ny mbola tsy tany koa njy klé. efa tany isika e!
4. cutie ( 09/06/2006 21:14)
:-D:-D:-D:-D
HM, hay le lalana:wink: mahazatra iny
5. soanja ( 09/06/2006 23:14)
zandrikely:

ela ny ela ka vita ihany ,


Oai, Zany ve? Manja be fa dia misosa fotsiny angamba izao ny fiara rehetra any. Nefa vao tamin'ny iray volana mbola kitohatohana be ihany. Mbola mety hisy touristes hatory ve ao Ranomafana raha izay no mitranga? Tsy izany mantsy izay foana no atahoran'ny mpanana hotel ao hoe mitsidika park fotsiny ny touristes dia avy eo tonga dia lasa miverina Fianara, na manohy Manakara. Sur Ra8! Izaho aloha mbola hifidy azy e.


6. Fiffi ( 10/06/2006 03:44)
tsara kosa zany an! =D=D=D
7. Fanja1 ( 10/06/2006 05:55)
de arabaina zany ko:)
8. diamondra27 ( 10/06/2006 12:16)
ndeha mba hijery ny toerana nahitana masoandro raha izany no izy

misaotra ze nanantotosa e!de arabaina
9. Herimiafina ( 10/06/2006 13:05)
Ny olana tamin'ireny lalana ireny anie fahiny de lobbying ataon'ireo collecteurs sasany e!
rehafa ratsy mantsy ny lalàna dia ampidininy ny vidin,ny vokatra café akondro sns amin,iny faritra iny, toy ny vary tany Ambatondrazajka ihany e.

Ary matetika ny olompanjakana no tompon'ny mpanao collecte ka zarany aza mba ratsy ny làlana hahaozana prix aux producteurs mora.

Tsy resahana eto ny momba ny prix international an.
10. rapala ( 10/06/2006 13:34)
so de mba anisanireo collecteurs kosa i herimiafina fa tena mahay be ny fandehan-javatra :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 10/06/2006 14:31)
Zah aloha mety tena anisany satria mihinana akondro sy misotro café mora tany andrenivohitra fahiny e! hehehehe:-D
12. rapala ( 11/06/2006 11:10)
:-D:-D fa afa ihany aloha ilay fahiny é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763