Aiza no mijery baolina?

1. Samoana ( 09/06/2006 11:58)
Mitokana maka tsirony irery ao an-trano sa mitangorona miaraka @ tapaka sy namana?
2. Herimiafina ( 09/06/2006 14:37)
Tsy misy ambiance raha tsy misy tapaka sy namana na misy fianakams e!
3. diamondra27 ( 09/06/2006 15:24)
refa tsy misy namana de revena seul e!
sady mitsaty no mijery hihihi:-D:-D:-D
4. totofy ( 09/06/2006 15:45)
mety daolo, fa tsy mety ra manakotaba bé ny voisin indray amin' ny taim-bava ?????
5. Zina ( 09/06/2006 17:48)
eo analakely misy ecran be mihitsy ko.. eny zao no tena tsara no sady mihaino ny commentaire ny gasy kely
6. Fiffi ( 10/06/2006 06:31)
totofy: ountsss ! ka samy manana ny ekipany kosa eh! de asaina mijery koh le voisin ! :-D:-D:-D
7. mandrindra ( 12/06/2006 07:40)
mijery mondial tsy maintsy asiana ambiansy. miaraka maromaro dia tsy maintsy maro maro koa ny beks sy ny tsakinady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3043