Inona no atao hoe Filoha-mpirenena e?
21. Herimiafina
(
12/06/2006 13:03)
Marina ny anareo!
Mbola misy foana mantsy ny toy izao hoe "voahitsaka tany anaty bus ny tongony dia ny filoha no omeny tsiny hoe tsy mahay mitondra e!".

22. kolokanto
(
12/06/2006 13:41)
Tapaka ny tsinaiko!
Aza dia mampihomehy re r'i Herimiafina a!
Tsy hita moa izy ity! Efa t@ andron'i Moïzy anie ra-olona ny MANA e!

23. Herimiafina
(
12/06/2006 21:16)
Alaiko ho anareo vahoaka malagasy ny volana sy ny kintana, fa fidio aho amin'ny desambra, marina amafy!
24. kolokanto
(
13/06/2006 07:20)
Manao ahoana ianareo!
Ny ahy indray izao: fidio filoha aho fa hataoko tsy misy miasa na manahalaka isika Malagasy anefa voky sy miadana tsara, azonareo avokoa izay ilainareo.
N'iza n'iza filoha eo raha tsy isika tsirairay no vonona tanteraka ka miezaka mifofotra sy mamono tena tsy hisy fandrosoana vanona izany eo!
Ny toe-tsaintsika malagasy no tokony ovaina aloha vao mety hisy ny fandrosoana. Fa na iza na iza filoha tonga eo dia tsy hisy mihitsy ny fivoarana raha tsy ny foto-pisainantsika vahoaka no miova.

25. mandrindra
(
13/06/2006 07:37)
Herimiafina:
Alaiko ho anareo vahoaka malagasy ny volana sy ny kintana, fa fidio aho amin'ny desambra, marina amafy!
dia alaina sary ireo dia zaraina hoe ity ilay nampanatenaiko anareo. hitanareo fa izaho mahavita izay nampanantenaiko :lol:
26. Fiffi
(
14/06/2006 05:19)
Mbola misy foana mantsy ny toy izao hoe "voahitsaka tany anaty bus ny tongony dia ny filoha no omeny tsiny hoe tsy mahay mitondra e!".hihihihi sady mampihomehy io nefa indrisy fa tena marina , heu...de lazaina ve fa hoe ny mpitondra no tsy mamoka bus maro ?
Fa na izany kosa aza aloha an! hitako tatsy ambadika tatsy hoe : variana mijery mondial hono ny olona de manararaotra mampihakatra ny vidin'ny lasantsy ny mpivarotra , de hoe ny mpitondra no tsy mahay mitondra na nanao ny fahadisoana. Mahagaga an!
27. toovs
(
15/06/2006 14:05)
Herimiafina:
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra.
Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra na hamahana sakafo, hampanankarena azy tsy an'asa sy hamoaka ny havany gadra any amponja, hampidina frais-n'ny bus, hanome jiro sy rano maimaimpoana, sns
"Charité bien ordonnée, commence par soi-même".
Kiano kely aloha ity resako ity fa tsssss. :@
amiko aloha raha tsy mandroso ny firenena iray de noho politique économique et sociale tsy mamely ataon'ny mpitondra e. izay ihany.
raha heverinao fa tsy mihetsika ny gasy tsirairay de heverinao fa ho feno olona ve any amin'ny zone franche. any anie ka tena "esclavagisme moderne e". miasa hoatra ny omby ny gasy kely fa satria vonona hiady amin'ny fahantrana. Ny tantsaha indray miasa mafy hoatra ny omby koa hamokarana kely. Ny mpianatra kosa mianatra mafy hahazo diplaoma kanefa matetika ny manana bac + 5 de karamaina 200 euros en moyenne.
ka raha ny hoe "Charité bien ordonnée, commence par soi-même", de sahinao ve no milaza fa tsy efa miezaka ny gasy na de sandaina kely aza ny hatsembohany.
sa heverinao fa ny gasy raha mahantra de tsy mikarokaroka fa matoritory fotsiny amin'izao? Hoy aho hoe sao de ny terrain hiasany kosa no tsy lavorary e.
fa ny fanafahana gadra kosa indray, tsy idirako ny momba an'izany. Ny ahy ny fihariana sy ny fampandrosoana ihany no mba haiko kely
28. Herimiafina
(
15/06/2006 17:14)
Eo indrindra isika izao, aiza ary inona no tsara hitsarana ny fitondrana iray hoe mamely sa tsia?
Ny hitako mantsy dai parametre na zavatra tsy misy ifandraisany amin,ny politika ekonomika et socialy no entina hitsarana ny filoha.
Ohatra hoe maty ny trondro tany Analavory Itasy, noho ny poizina nararakin'ny avy any Faratsiho tao amin'ny fariny, dia avy hatrany ny reaction dia miala Ravalo, sns.
Misy foana koa rehefa fotoan'ny propagandy toa izao ny mampanantena zavatra tsy ho possible ny ho tanteraka mihintsy, toy ny hoe hampitsangana ny maty sy hanasitrana ny marary no fahenoana azy e.

29. Fiffi
(
15/06/2006 20:30)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
30. marozevo
(
15/06/2006 22:54)
Herimiafina:
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra.
Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra na hamahana sakafo, hampanankarena azy tsy an'asa sy hamoaka ny havany gadra any amponja, hampidina frais-n'ny bus, hanome jiro sy rano maimaimpoana, sns
"Charité bien ordonnée, commence par soi-même".
Kiano kely aloha ity resako ity fa tsssss. :@
Ka inona no manakana anao tsy hanazava ny tena marina sy hanabe ny olona mba ho tena tompon'andraikitra izy.
31. Herimiafina
(
16/06/2006 12:41)
Ny olana dia any amin'ny olona nandray ny fanabeazana mihintsy no mipetraka io olana io, ary ny tena olana aminy dia mampiseho diplaoma sy fahaizana ka tsy mihaino ny tsy nianatra sy ny tsy manana diploama.
32. soanja
(
16/06/2006 13:00)
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra.
Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra na hamahana sakafo, hampanankarena azy tsy an'asa sy hamoaka ny havany gadra any amponja, hampidina frais-n'ny bus, hanome jiro sy rano maimaimpoana, sns
Marina ny tenin'ny marovezo. Ny fanabeazana sy fanomezana ny torohevitra hoe inona avy no asan'ny filoha no tsy ampy ary inona no andrasan'ny vahoaka aminy.
Satria amiko dia io (ny filoha) no fantany fa mifehy ny firenena ary matetika manapaka ny izay fiodin'ny fiainany ao. Ohatra tsy misy vary ao Dago dia izy no manapakevitra hoe ndeha hividy vary any Filipinina sns Manana andraikitra be dia amin'ny fanovana ny fiainam-bahoaka ny filoham-pirenena. Ny fanontaniana dia ny hoe ampy ve ny fanabeazana nomena azy hahafany manavaka ireo andraikitrin'ny filoha ireo amin'ny azy ARY voaentana ve izy hanana toetra ho "Olom-pirenena Vanona".

33. naughtyboy
(
16/06/2006 19:18)
ny anampiako ny tsy voalaza angamba , dia olona mahay maneho filamatra @ olompireneny fa izy no ohatra velona mahay mampandefitra ny tombotsoany manokana fa mametraka ny tombotsoampirenena ho andraikitra iarahamisahana , ary mahay manentana ary manabe ny zo ny olompirenena tsirairay. ny zvmisy araky ny hevitro dia manankarena manampahaizana isika fa
mahantra manampanahy ary tsy io nefa no sakana fa challenge tsy vitany reo teo aloha

34. marozevo
(
17/06/2006 13:10)
Ary angamba tsy ny andraikitry ny Filoha ihany no tokony hazavaina sy hanentanana ny vahoaka, fa ny andraikitry ny hafa koa... Ohatra ny an'ny Depioté.. Misy manko mampanantena zavatra betsaka nefa zavatra tsy azony atao akory.
35. rabaradaka
(
18/06/2006 06:09)
Tsy misy kianina daholo zay rehetra voalazanareo, fa izao kosa ange dadatoa e, ilay Filoham-pirenena mampanantena tsy msi kosa toa adinonareo, tsy manantena 4L ange ny vahoaka fa nampanantenaina e, tsy mino fotsiny ange zahay fa nasaina hoe minoa fotsiny ihany e, tsy nanantena ho hafa-trosa anie ny mafy ady fa nolazaina hoe afaka ny trosantsika e, ... Inoa ary ny famaritana izany hoe Filoham-pirenena raha izany ?
Rabaradaka ho filoha amin'ny 2015
Rabaradaka ho filoha amin'ny 2015
36. marozevo
(
18/06/2006 23:01)
Any ambadiky ny 2023 rabaradaka vao Filoha, satria i Maihlol aloha manomboka amin'ny 2013, manao deux mandats ohatran-dRavalomanana....
Fa hono'aho, raha nampanantenaina tokoa ve moa izany dia hiandry amin'ny nahiny eo fa tsy tokony hoe "miasa miaraka" ?