Ady hevitra malalaka

21. Achia ( 09/06/2006 06:31)
Io teny io die tena tsara mihitsy @ fitazana , ankehitriny anefa toa tsy tanteraka intsny io nefa ny ankamaroan'ny malagasy dia Kristiana . Ny ilazako hoe tsy tanteraka dia izao firy2 @ izao reo tanora manambady no mbola mipetraka ao @ ray amandreniny nefa oe hanambady hanana tokantrano noho ny fahantrana ve ? sa ny tsy fahalalana sa ny tsy fankatoavana ? sa tsy ampy ny fitazaina arampanahy ohatra any ampiangonana na eo @ raiamandreny sy ny zanaka
22. little ( 09/06/2006 06:45)
lalina be ny dikan'io ry Silo an!
efa fandinihina lalina vao nanoratra an'io ny bainoly satria antony maro no ao ambadik'io,individuel,sosialy,ekonomika,....ara-piaraha monina,ny lafim-piainana rehetra e!
sarotra ny mamaritra an'io fa refa manambady enao de oa vao mety hiseho ny misterin'io teny io. nefa io no fototry ny fanambadiana tonga lafatra raha ny fijeriko azy. Jereo ny dinika rehetra ato @ serasera fa reny rehetra ireny no mamaritra an'io teny io. ary ny hevitra rehetra omen'ny tsirairay mitambatra no manakaiky indrindra io.
23. Silo ( 09/06/2006 08:08)
\"Handao ny rainy sy ny reniny ralehilahy ka hikambana @ vadiny ka ho nofo iray izy roroa \"

Raha ny hevitra araka ny fahalalako azy indray de zao:

Rehefa manambady ny lhlhy na vhvavy, dia mahaleo tena, @ lafiny rehetra, ary amin\'izany dia miray aina izy ireo @ lafiny rehetra tsy olona 2 intsony no ao anatin\'ny tokantrano fa lasa olona 1 vatana1 sy aina 1, ary tsy misy intsony ny hoe: ity ny ahy ary ity ny anao, fa fanana mitovy ny ao,

Izay ny hevitro ry Prime sy Fiffi a!

Herimiafina = Finoana bodiste somary misy fahasamihafana kely @ Chretien satria efa Fikarohana ny hery anaty no ao, fa ny Christianisme tsy mbola tonga @ izany. Manana toerana lehibe ny karma @ finoana boudiste, sady mandratra koa, indrindra raha tsy ampy cleaning tsara ilay olona, nefa mandray ny karma ny hafa.



24. Fiffi ( 10/06/2006 06:53)
Silo: ka zay koa no hanisan'ny hanambadiana.
25. Fiffi ( 10/06/2006 06:55)
fa tsy hoe rehefa manambady de mbola hisy hoe "ity ahy" sady raha ny tena izy koh ! de ny fananana ao anatin'ny tokatrano ange ka niarahana novidiana avokoa eh!
26. Silo ( 10/06/2006 08:08)
Fiffi>>> tsy voatery hoe fanana niaraha nividy ny ao an-tokatrano, raha oh ka efa samy mapidi-bola ny 2 tonta (samy mikarama)
de misy ny hoe ity novidiko t@ karamako fa ity novidintsika
27. Fiffi ( 10/06/2006 08:26)
Silo: heu...ka inona no hivadiana raha zany ? Afatsin'ny hoe : ohatra angamba hoe misaraka avy eo de samy maka ny entany zay nohentiny t@ voalohany ?
Fa na samy miasa aza , tsy maintsy misy kosa angamba ny fandaminana hoe ny entana zao de hiarahana mividy an!
28. lapino ( 10/06/2006 08:35)
Silo:
... ary amin'izany dia miray aina izy ireo @ lafiny rehetra tsy olona 2 intsony no ao anatin'ny tokantrano fa lasa olona 1 vatana1 sy aina 1, ary tsy misy intsony ny hoe: ity ny ahy ary ity ny anao, fa fanana mitovy ny ao,

Izay ny fanambadiana raha ny nanoroan'Andriamanitra azy. Izay koa ny fanambadiana raha ny voady atao amin'ny mariazy: "na ory na faly, na manana na malahelo, na bli na bla, etsetra, ... tsy misy hampisaraka antsika afa-tsy ny fahafatesana ihany". Fa amin'izao andron'ny "fahalalahan-tsaina" izao indray, dia tsy mitombina tanteraka intsony izay.
29. Fiffi ( 10/06/2006 09:09)
lapino:

Fa amin'izao andron'ny "fahalalahan-tsaina" izao indray, dia tsy mitombina tanteraka intsony izay.
lapino: andron'ny fahalalan-tsaina ahoana moa izany ? Nga tsy mba nisy an'io fahalalan-tsaina io taloha ?


30. pissoa ( 10/06/2006 16:21)
Efa we INONA ZANY KARMA? 8O

dadasy:

Inona zany karma?:?:

31. Fiffi ( 11/06/2006 05:38)
tsy misy mamaly....
32. Silo ( 11/06/2006 14:35)
Pissoa>>>> karma = dindo, zany hoe zvt ratsy na heloka, sns..,

manana ny lanjany lehibe io @ finoana Boudiste, na ny ol manao Meditation,

hoy i lapino :
Fa amin'izao andron'ny "fahalalahan-tsaina" izao indray, dia tsy mitombina tanteraka intsony izay.

Mahagaga indray zany an! inona no antony kay ????
33. lapino ( 11/06/2006 15:29)
Silo:
Mahagaga indray zany an! inona no antony kay ????
Fahalalahan-tsaina ka! ;)
Fiffi:
Nga tsy mba nisy an'io fahalalan-tsaina io taloha ?
Raha ny fahitan'i Fiffi an'azy?!
34. little ( 12/06/2006 10:16)
Silo o! asio le hira RN7 iny kely aloha o!
boda be ny loha @ ty resaka ty kle! kilipy mitsy alefa e!=))=))=D
35. marozevo ( 13/06/2006 21:53)
Mifanohitra be ny loha hevitra sy ny contenun'ny hevitra voalohany.
Malalaka ?....
Momba ny hoe "...".

hany ka tsy hita izay handraisana azy sy hamaliana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4904