CLANDESTINS MALGACHES EN FRANCE.

21. Fiffi ( 04/06/2006 06:25)
Ny zavatra mahagaga ahy fotsiny de ireo gardes de corps-n'i ratsiraka , firy ? tsy azo kasiana .:evil:
22. Fanja1 ( 04/06/2006 06:31)
Fiffi ka i Chirac sy ny tariny no miaro azy reo kou...
23. Fiffi ( 04/06/2006 06:43)
Fanja: marina zany !! saingy i sarko tsy afaka manao na inona na inona satria tsy nahazo tombontsoa ! Fa de sasany no mahazo ny fihatraikany.

Fa mba lasa hiany ny saiko an! sao de mba misy zavatra tokony hatao kosa aza ny momba an'io ?

Satria manko , marina fa ao ny olona ni-klandy tsotr'izao!

Ao koh ireo efa aman-taonany no niady ny hahazahoana ny paps.

Ao koh ireo nangataka asile pilitika


Ao koh ireo ny sipany efa manan-janaka , teraka taty. De ahona zany ny rain'ireo ankizy ireo raha toa ka tsy nivady ry zareo ?

Ao koh ny mpianatra mba te-hanoy ny fianarany nefa tsy novozina ny paps . sns....

24. Fanja1 ( 04/06/2006 06:56)
Ny we sao mba misy tokony atao? reo rehetra manana papiers frantsay angatahina mba hifidy daholo @ 2007...zay ngamba aloha no hitako fa dingana voalohany.
Fa reo voalazanjy reo aloha Fiffi de tena maha lasa saina marina.
25. Fiffi ( 04/06/2006 07:02)
Tena mahalasa saina marina . Saingy ny fifidiana mbola ho ela , fa ny olana de izay zavatra hitranga @ fin du mois zao.
Misy manko mba tsy rariny loatra ny zavatra hahazo azy ireo . Ohatra fotsiny an! ireo rain-zaza ? :(
26. boubounezy ( 04/06/2006 07:09)
:lol: ra za njay alou ry HM dé tsy anaiky ataony ra sarkôzy anizany esorina paps zany fa ny tsisy paps aza masah midongy toerana eto manao grève sns..., ka za misy paps njay vé dé esoriko eto ampélatanako ny droitko!!!! impossible bé zany système ny rasarikôzy zany alou ka!!!:D:D


Herimiafina:

Ny tanjon'í Sarkouzy anie de mazava be hita be e!
Ny sans-papiers aloha no aripany. Premiere phase iny.
Ny efa manana papier indray ezahany halana aminy ny papier-ny avy eo. Izay no deuxieme phase.

Izay tara amin'ny fanavaozana rehetra dia tonga de ampiakarina tribonaly elabe tsy mivaly de leo de mi-abandonne.

Ny troisieme phase moa dia tsotra dia tsotra, pousser-na hanao crime ny premiere generation dímmigrant africain rehetra dia expulser-na avy eo.

Tadidio fa tsy adala ny amerikana tsy dia mifantoka firy amin'ny fandroahana satria fanahy iniany hijanona ho clandestin ny olona sasany hameno ny banga amin'ny fiaraha-monina amerlock efa miha-antitra tsy ampy main d'óeuvre.

Ny clandy no manao ny asa ambany rehetra sady latsakin'ny salaire minimum (moins de $5/heure)ka economiquement interessant fa hahafahan'ny manana taratasy manao fety lava sy jours ferié ary tsy mikasika ny asa maloto sy misolotika rehetra e!

Efa hainy daholo ny olona mi-clandy rehetra ary azony retracer-na tsara saingy tsy ataony izany fa mijanona AGENDA POWER satria mampandroso ny travail social de base any aminy izay iankinan'ny asa mampidibola ekonomika indrindra.

Mi-traquer ihany izy, misambotra fa symboliquement ary tsy manao izany raha tsy misy delation na olona mitory.

Lainga fotsiny ny hoe mangalatra ny asan'ny tompontany ny clandestin satria ny asa ataonízy ireny aza dia ireo karazana asa na ny 4'mi any aminy aza tsy manao azy satria tsy manaja ny maha-olona matetika. :roll:



27. Fanja1 ( 04/06/2006 07:19)
boubounezy ny manana papiers akia tssy atahorana, tsy ho vitan'ny sarko zany (mitady la guerre angaha izy raha hanao zany)
28. Fiffi ( 04/06/2006 07:21)
boubounezy: fa tena marina aloha io an! tena efa nisy nanana paps zao de ni-etudiena indray ny cas-ny sy ny dossier-ny de inona no nitranga ?
29. Fanja1 ( 04/06/2006 07:23)
Fiffi ka sao de papiers novidiana antsokotsoko kousa?
30. diamondra27 ( 04/06/2006 07:25)
HM: ahoana tokoa ny fomba ataony @izany?

Ny efa manana papier indray ezahany halana aminy ny papier-ny avy eo. Izay no deuxieme phase.


hamoaka lalàna vaovao ve izy?
31. Fiffi ( 04/06/2006 08:25)
Fanja , diamondra: efa tena nisy ireo an! olona tena efa ara-dalana mihintsy ny paps-ny , nahazo convokasion de hoe vao dinihana indray ny dossier-ny
Ary tena source sûre fa tena nisy nalana mihintsy ny paps , na nahena ny visa de séjour-ny .
Tao aloha ny filam-baniny , nefa tao koh ny nisy nanao fahadisoahana , ohatra rehefa manao deklarasion impôt , heu.... zavatra misy manaraka daholo anie ireny an! fa tsy hoe nahazo paps de zay de vita de milamina ny saina. Indrisy anefa....
32. Fanja1 ( 04/06/2006 08:31)
:roll::snif::snif::snif:
33. Fiffi ( 04/06/2006 08:41)
Fanja: :-*:-*:-*:-*
diamondra: tsy afaka mamaoka lalàna vao2 zany izy , rehefa misy lalàna avoaka koh , tsy izy irery no afaka mamoaka an'io fa misy voty ao @ parlementa .
Tsy afaka mandidy ny lalàna izy . Saingy mahay manao argument mba hahalany io lalàna io .
Fa raha sanatria aloha ka hisy lalàna hivoaka @ io de asa fotsiny angamba fa ho lasa grevy generaly indray . Fa hisy fihetiketsehina ato ho ato satria toa tsy naharaiky azy na de pitiny aza le manifestation natao farany teo iny .
34. Herimiafina ( 04/06/2006 12:30)
Sciences Politique ny Neo-Malthusiens rehetra retsy io an! Tsy hanao zavatra offisialy izany izy fa misy mesure indirecte mody promulguer-ny dia maro no ho tratra.

Justement, hi-eviter-na la guerre no antony mety tsy hanaovany azy directe e!

Momba Ratsiraka indray dia aza adino fa ny traffic dia possible noho ny amin'ny maha-samy framacons azy rehetra ireo e. La fraternité, miaro ny tombotsoan'ny sociétés secrete-ndry zareo.
35. Fiffi ( 04/06/2006 14:42)
Betsaka ny mesures azon'ny ambassady , na ny prefecture momba an'io justement , ary raha sanatria ka misy olona mba sahy mihetsika na mametraka fanontaniana hoe nahoana na misy inona , de hilaza hoe tsy nahafantatra an'izany fandehan-javatra izany de tonga de valiana fotsiny tsotr'izao hoe "nul n'es censé ignorer la loi" de mangina fotsiny.
Fa na ny gauche ve hoy ianareo no ho lany eo @ herintaona , hisy fihovana io ? Ny lalaàna efa vita , heu... asa raha azo hatao ny mi-abroger azy.
36. Herimiafina ( 04/06/2006 14:49)
Azo atao tsara ny mi-abroger lalàna iray kah.
Fa tsy sur aho fa ny gauche no ho lany ao aloha e!
Toa efa voalahatra horaisin'ny droite indray io.
37. benito ( 04/06/2006 23:10)
hypothese daolo zany rehetra zany. ny tiko tenenina de samy manana ny susceptibilite any ny tsirairay ka sao misy mahita ireny teny voalaza rehetra ireny de hatahotra be sy hanomboka tsy hivoaka ny trano, fa ny fianana andavan andro ihany no aoka atao de aleo evitena ny zavatra mety hisarika ny intention ny polisy satri zay fotsiny no endrasany, ohatra ny misoty refa mandray transport public, na ny manao fitafy axtravagant( racaillle) satri tsika gasy tsy misy racaille zany, satri tsika de foko hendry.de ho any pifoka zava madomelina , tokony efa hajanona any an trano @ zay reny satria efa manao depistage an ireny ko ry zareo zao, asdy miaraka @ alika mintsy ry zareo.ny azo lazina de hoe efa fait le izy de miandry zay mitranga tsika , zay ihany angamba no aazo atao, satria ra hanomboka hifanilika fahadisoana isika(fifi sy fanja)de ho lany andro eto fotsiny. zay fa de mahaereza daolo e
38. Fanja1 ( 05/06/2006 04:40)
benito ekeko ny teninao.. de mazotoa daholo de manaova zay tokony ho mety ny tsirairay avy:)
39. mandrindra ( 05/06/2006 12:46)
hoy i hery:
Ny Frantsay no anisan'ny nahatoa izao an'i Madagasikara. tsy tamin'ny fanjanahantany ihany fa na dia tamin'ny fahaleovan-tena aza (ny saribakoly izay napetrany)... ny mpitondra hafa teo aloha izay mbola saribakoliny sns...

misy fahamarinana izany fa tsy ekeko manotolo, fa raha toy izao i madagasikara dia noho ny malagasy. raha zana-tany isika dia satrai tsy ampy firaisankina tamin'ny fanosehana ny mpanjanaka. raha nisy ny fanjanahana ankolaka dia satria isika nanaiky. ankehitriny ny firenena mahantra dia noho ny malagasy.

hoy i hery :
ny frantsay izay nikiky sy nitsentsitra ny harenan'ny Malagasy taloha (sy ireo tany nozanahany)

raha nisy olona nangalatra ny fanananao tao antranonao dia zonao ve ny mandeha mankany antranony dia tonga dia mipetraka ao aminy sa misy lalàna tokony arahina aloha vao afaka manao izany ianao?

izaho dia manaiky fa sarotra sy mafy ny fiainana any madagasikara ka filana ravin'ahitra ny aty ivelany. saingy raha miainga any madagasikara ny ol iray ka tonga dia vonona ny hiklandy, na aiza io na aiza, dia efa mahafantatra koa izy ny sazy mety ahazo azy rehefa tratra izy. noho izany tsy hitako izay mampimenomenona (miala tsiny raha masiaka).
avahako manokana, ho an'ireo zaza izay teraka taty ivelany ka tsy aradalana ny taratasin'ny RAR dia tokony ho hadihadina ny momba azy ireo satria tsy manantsiny ary tsy nisafidy an'izany izy ireo.

40. mamzelkely ( 07/06/2006 07:58)
za klou de tena ts pour an'io loi na inn lazainareo na inn e, misy marina le we tokony hanara-dalana iny ts de hidirako le cas an le clandestin fa ny tena ts zakako de ireo efa manana papier ohatra etudiant de mitady asa izy de nefa ts omena azy ny asa sahaza de aveo hon expulser-na ko reny nefa ny frantsay no ts manome ny anjara asa sahaza azy

de ho hitany eo fa iza angamba no hanao ny asa ts mety ataon'njy zareo frantsay

za klou de tena tezitra mafy am le sarkozy io e!! marina ee izy ko anie il n'est pas français de manin manao toetra ôtran'izao??? franchement tena tssss

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1911