Fahalalam-pomba

21. Fiffi ( 04/06/2006 08:56)
fa mety ho possible ange hoe maika be ohatra de tonga de manontany hoe phoneo aky zah ohatra na hoe heu... tonga de mandefa sary kely manao bizz fotsiny eh!
22. LouAnne ( 04/06/2006 12:45)
kikou doly :D io zao malala fomba beuhhh ve ? :D
23. ds ( 04/06/2006 13:24)
Saonjo iray lohasa tokoa ka tsy ilaozan'izay mamarara.
Tsaroako taona vitsivitsy izay, raha sendra nisy olana tekinika teto amin'ny Serasera.org dia nisy nanompa mangingina
taty amiko nanao hoe "rehefa tsy mahay aza manao zavatra". Izy amin'io anefa mitavana maimaim-poana... Dia hoy ilay mpanomponareo iray ato hoe : tsiky dia ampy :)
24. fasaly ( 04/06/2006 14:02)
fiffi: hafa ange ny entre sam efa mpinamana bey mifankahazàtra e! iny hafa njay iny efa tena norme be! fa ohatsa zao hoe nahazo hafatra zà de tsisy arahaba na inona fa toudé de hoe: afaka manome ny adresse msn ve enao?????:roll::roll::roll::roll:vao nahazo an'io hafatra io zao zà de na ni hamaly azy aza kamo ihany fa......:°)
25. fasaly ( 04/06/2006 14:04)
ds:mba loza kou zany an!:x ameo himehezana fotriny de tsiky de ampy:D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 04/06/2006 14:55)
Renjekaky oo :{:{ ry fasaly.
Ny fanao ireny omena bizoroka tonga dia tsy mamaly intsony kah.
27. andry44 ( 05/06/2006 07:42)
Marina izany ry zareo a!
aleo aloha asiana "Manakory e!":lol: sao de tafiditra @kilasin'ny sasany eo zahay!!!!
Tsy mahafaty akory ny manaja ny hafa ary tsy mampihena velively ny voninahita ananao.
Tsara ny mifanaja!!!fahendrena lalina izany!
28. mandrindra ( 05/06/2006 13:06)
ds, izay manao zavatra ihany no tsikeraina, fa raha nahay izy dia nanao. fisaorana manokana ho an'y mpikarakara sy mpandrindra an'ity sehatra ity.

mety ho misy ny zavatra tsy mifanentana amin'ny eritreritry ny tsirairay, fa na ao aza ny hatezerana na fahatohinana dia zavadehibe ny fifanajana. tsy zavadehibe fotsiny ihany fa tsotra sy mora ampiharina ary tsy ialana vola ka aoka tsy hialana.
29. vale ( 05/06/2006 17:43)
Fiffi:

fa mety ho possible ange hoe maika be ohatra de tonga de manontany hoe phoneo aky zah ohatra na hoe heu... tonga de mandefa sary kely manao bizz fotsiny eh!
hafa indray akia ny fipetrany raha izay fiffi à, efa mifankazatra be zany ilay olona 2 dia tsisy olana!:)


30. mamzelkely ( 06/06/2006 08:03)
hummm marina mits io lazain hery io fa zany we za klou ts de manisy sira an le izy ee anjarany ny azy refa ts manao bjr ana izy de ts ataoko ko c tout :-D
31. mandrindra ( 06/06/2006 09:25)
mamzelkely a, tsy mety izany, raha manao zavatra tsy mety izy dia aza alaina tahaka. ny maha izy anao dia tazomy foana fa aza ovaina, tonga saina sy menatra ihany ny sôva rehefa ela ny ela:D
32. mamzelkely ( 06/06/2006 10:40)
hihihi fatatro fa ts mety zany fa zany we efa zay ny toetrako we refa manao anah de ataoko ko amizay tonga saina tsara we ts mety anie zany na marary :°) ratsy loh be za fa azfd aa :-D
33. booboo ( 06/06/2006 10:47)
:-D zazakely be zany kouh ! ôtra oe nangalatra ny bonbon-ko dé angalariko koa ny bonbon-ny ! tsy aleo mitady fika hafa marary kokoa noho zay ? :°)
34. mandrindra ( 06/06/2006 11:14)
mamzelkely, tsy mety hoa zany, satria ny sôva rehefa anaovana toetrana sôva dia norma izany aminy fa tsy marary azy, dia ianao indray no lasa sôva avy eo

booboo, mba omeo ohatra amin'izany fika marary kokoa izany hoe
35. booboo ( 06/06/2006 11:36)
tsy asiana sira mitsy ohatra
36. mandrindra ( 06/06/2006 11:40)
lasa matsatso be ko :°)
37. mamzelkely ( 06/06/2006 11:52)
=))=)) booboo aa za nge mbola zazakely eee hihihihi

mandrindra enyaza ee omeo fika milay koko aza ee:wink:
38. mandrindra ( 07/06/2006 20:04)
tsy ampy fika angaha mamzelkely ?:°)
39. Fiffi ( 08/06/2006 04:13)
:wink:
40. mamzelkely ( 08/06/2006 04:47)
mandrindra sady ts ampy no kely fika :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2722