aminareo inona no fandraisanareo ny tantarako?
21. Herimiafina
(
04/06/2006 17:01)
Renjekaky oo :{:{
Ho anareo sipako sy vadiko fahiny!
Zah aza mba hantsointsoina intsony an! Efa manambady zah mantsy izao, aleo ihany le fotoana secret any anelakelantrano ireny e! :-D
Ho anareo sipako sy vadiko fahiny!
Zah aza mba hantsointsoina intsony an! Efa manambady zah mantsy izao, aleo ihany le fotoana secret any anelakelantrano ireny e! :-D
23. bonnechance
(
05/06/2006 06:17)
Tsy manambady lay ankilany e ary amin'izao fotoana izao milaza fa marary ho interner na any @ hopital psychiatrique hono. Mariana ny an'i Manantsoa fa mila miaro ny tokantranoko aho . Misaotra bestaka anareo rehetra e. Tena manana namana tokoa eto!!!
24. vale
(
05/06/2006 13:37)
Herimiafina:Na dia in-1 isantaona aza ve?ihihihihih
Renjekaky oo :{:{
Ho anareo sipako sy vadiko fahiny!
Zah aza mba hantsointsoina intsony an! Efa manambady zah mantsy izao, aleo ihany le fotoana secret any anelakelantrano ireny e! :-D
26. Aino
(
07/06/2006 15:03)
izay mety sy trapanao fa mety ho vaholana azy hatao!!
anjaranao ny mieritreritra na hatsara azy ny hilazanao ny heritreritrao na koa tsy tsara ny hilaza azy, nefa mety hande ny fotoana ka tsy ho zakanao tsony de mety tsy maintsy ho lazainao ihany, ka ny mety dia raha ilaza ianao de lazao diany voalohany!!

28. fijo
(
07/06/2006 19:29)
za kosa klo mahita hoe tena hoatry ny lasa be loatra le fifandraisana e.tsy tsara le miady mifandripaka,fa mba tokony hofantarina ihany hoe sao mandratra ny iray vaovao.asa ngaha izany izy hoe marary saina izany no tsy haiko
29. diamondra27
(
07/06/2006 19:55)
ahan, hay nisy resaka marary saina tato.
Tsy responsable an'le olona enao rehefa nanatanteraka ny adidinao sy hoe: refa misaraka izany.
Tena manimba le tokatranao vao izany knou, marina fa na de ao aza le oe: resaka humanité mba tsinjovina ihany ny anao raha tsy izany de aleo tsy ni-engager t@ity vaovao ity satria tsy mitovy ny fomba fijerinao sady e izy efa mitaraina fa mi-tél foana nareo de izy zany ahoana?
Aleo izy omena olona hitsabo azy fa aza maniky culpabiliser enao sady tokony hiteny ianao hoe: je ne suis pas ton psy ni docteur, et ke je ne suis pas compétente hanasitrana fa aleo manaraka spécialiste. @izay de mazava ao antsainy koa ny cas-ny fa tsy manantena anao izy.

31. Santiona
(
08/06/2006 13:22)
Miaiana zavatra mitovitovy @ izany mihitsy za aky @ zao a. Ny ahy aloha tsy vady e!Ny azy ireo taloha koa satria izahay "homosexuels".
MIfampiantso, miaraka mitsangatsangana, sns... fa tsy ataoko olana @ fiarahanay izany satria na izaho koa aza mbola mifampiantsoantso sy miaoana @ EX.
Taloha aloha aho "jaloux" e!Nefa hitako jereko ny fataoko @ EX ary hitako fa toy izany koa no ataon-dry zareo ka tsy asiako olana intsony.
Amiko, rehefa niaraka ela ny olona roa (indrindra izany 18 taona izany) dia misy "tady" tsy hitamaso mampifamatotra azy ireo. Ary io tady io (tsy voatery ho fitiavana) dia tsy ho tapaka mihitsy na misy ny fisarahana. Raha tsy hoe nisy "trahison" grave B ngah no nampisaraka azy ireo.
Bonnechance a, aza asiana blem aky zany fa "la vie en rose" foana a!
:-*

32. Santiona
(
08/06/2006 13:30)
Dia rehefa tsy mety ho "rose" lé izy dia ataovy "bleu" aky a!
:wink:
:wink:
33. miranto
(
09/06/2006 09:28)
Amiko kosa aloha tsy mety le fifandraisana matetika na @ phone na @ inona rehefa nisaraka e, indrindra efa nanambady vaovao indray enao,
tsy zakako aloha raha za ny eo @ toerana ,@ izay eo himasoko eo no mifampiresaka ,tsy vitan\' izay koa fa matetika ,tena tsy zakako raha za mintsy ,
avy de lazaiko azy hoe tsy tiko le fifandraisany matetika de ho hitako eo izay lazainy fa raha tsy mety izy de hasiko misafidy izay tiny na le taloha na za tato afara de vita ny adintsaina kou, za ve hakarary fo lava @ iny eo fa izay ray tiny , fa rehefa tsy foiny le taloha de alefaso any , olona bdb erany tany io ve de izay 1 iny no atao hankarary aina sy hiaretana eo

34. soanja
(
09/06/2006 13:30)
bonnechance:
Manome courage ahy le valinteny ry zareo fa misaotra betsaka a! tsy manajanaka aloha ry zareo e. ARy eo no nahatonga ahy sahirana t@fifandraisandry zareo satria tsy bizn, tsy zanaka fa tena juste mifampiantso fotsiny,sns.
Raha tsy nisy zanaka ry zareo dia azondry atao tsara ny miresaka amin'ny vadindry izay mba ahiahin-dry: Inona no antony hiantsoana matetika sns dia raha zavatra mitombina sy misy antony tena ifandraisany amin'ny fainanareo roa ny resaka dia tsy hitako ny olana fa afaka minamana tsara izany ianareo rehetra. Raha toa ka ekendry io fianamana io. Hazavao tsara aminy ny antony tsy dia azahozahoandry ani'ily fifandraisan-dry zareo. Raha tia andry ny vadin-dry dia tokony hihaino sy hanaraka izay hetahetam-pon-dry eo. Fa matoa koa anefa ny lehilahy iray mbola mifandray be tahak'izay amin'ny vadiny taloha dia mbla misy zavatra tsy ampy eo amin'ny tokatranonareo na tsy mahafoy ilay vadiny taloha izy. Dia najaran-dry ny misafidy hoe zakan-dry io sa tsia. Ny fiainana dia safidy ihany. Omena safidy ilay olona avy eo maka safidy koa ny tena amin'ny alalan'ny valiny omen'ilay olona. Satria ny fitiavana dia ny fanomezana ny tsara indrindra ho an'ilay olon-tiana.
35. Fiffi
(
10/06/2006 04:20)
bonnechance: de mba omeo @ zay hoe ny hevitrao noho ireo voalazan'ny namana rehetra eto ireo ?
36. bonnechance
(
10/06/2006 12:57)
Tena voadiniko tsara daholo ny sosokevitra rehetra. Misaotra anareo rehetra Efa nanao points tsara izahay ary mino aho fa hivoatra tanteraka ny situation ( satria difference na culture koa manampy azy). Mametraka finoana sy fahatokisana ny tokantranonay sy ny fifankatiavana misy aho mba hananako fisainana positif foana .Misaotra daholo e!
37. Santiona
(
10/06/2006 13:51)
miranto:
fa raha tsy mety izy de hasiko misafidy izay tiny na le taloha na za tato afara
Misy fahamarinany ihany ny teneninao. Tokony ho fantany aloha hoe mamparary anao ilay ataon-dry zareo e!(ny olon-drehetra mantsy tsy toa ahy avokoa)
Raha tena tia anao izy dia tokony handinika sy hisaintsaina ary anao izay hasambatra anao.
Fa ny mametraka "dilemme" kosa ry zareo tsy lasa a.
Vao mainka manimba zavatra betsaka. Raha tsy hoe efa tsisy solution intsony angaha.
Courage BOnnechance a!