aminareo inona no fandraisanareo ny tantarako?

1. bonnechance ( 02/06/2006 21:31)
Manambady aho ary ary efa nanambady io vadiko io. Nivady 18 taona izy reo ary nisarantoeana 3taona alohan'ny tena nanao divorce. Mifandray tsara ry zareo ary tena mifanampy @ zavatra maro. Miantso azy farafahakeliny 1/herinandro io vadiny taloha io ary t@ andron'ny mariazinay de mbola niantso foana izy ary de mitohy hatrany io fifandraisana io. Manomboka manorisory ahy ity toejavatra ity satria efa vita ny fanambadianay ary efa fantany fa ts tiako io zavatra io.Hodiako fanina ve ka hiaretako na de efa nametraka ny eritreritro aho t@ vadiko sa za mihitsy no ratsy saina?
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:02
2. Fiffi ( 02/06/2006 21:53)
bonnechance: an3 kah ! tsy hoe ratsy saina ianao fa sur aho fa fitiavanao ny vadinao no mahatonga anao tahak'izao.
Misy ny olona rehefa misaraka koa an! de tsy tapaka mihintsy ny fifaneraserahan'dry zareo , tsy misy maharatsy an'io raha ny heritreritro , saingy , isika gasy ve mahatanty an'izany ?
3. Herimiafina ( 02/06/2006 21:56)
Misy zanaka angaha ry zareo sa tsy misy? Raha misy mantsy de norma raha mifampiantso.

Misy mbola pire noho io aza retsy knou, misy miara-mipetraka trano iray izy rehetra e!
4. Fiffi ( 02/06/2006 21:56)

Mahafantatra olona tahak'anao zah an! fa vazaha , nefa dia mifankahita , mifanasa , miaraka mandeha manao vacance ry zareo , tena @ fo madio eh!
Zany hoe ny fisarahan'ry zareo tena fisarahana nataony fanahiniana satria samy tara t@ olonkafa ry zareo .
5. vale ( 02/06/2006 22:05)
ko le appel nge hono ry reto "farafahakeliny" 1x/semaine e, tsy tiako koa aloha raha izaho no eo @ toerany bonnechance e,, mifampiantso sy mitazona ny relation, tsy olana mihintsy,fa tsy mifampiantso isaky ny 2na 3jrs zany kosa kah!:-D
6. Herimiafina ( 02/06/2006 22:08)
Une fois tsy maninona kah, fa sao de misy zavatra hafa mbola mampi-lié andry zareo aloha e! Ohatra bizina na entana sns
7. cutie ( 02/06/2006 23:00)
Mpandefa : bonnechance [ Valio ] 03-06-2006 02:31:58
Lohateny : aminareo inona no fandraisanareo ny tantarako?
Manambady aho ary ary efa nanambady io vadiko io. Nivady 18 taona izy reo ary nisarantoeana 3taona alohan'ny tena nanao divorce. Mifandray tsara ry zareo ary tena mifanampy @ zavatra maro. Miantso azy farafahakeliny 1/herinandro io vadiny taloha io ary t@ andron'ny mariazinay de mbola niantso foana izy ary de mitohy hatrany io fifandraisana io. Manomboka manorisory ahy ity toejavatra ity satria efa vita ny fanambadianay ary efa fantany fa ts tiako io zavatra io.Hodiako fanina ve ka hiaretako na de efa nametraka ny eritreritro aho t@ vadiko sa za mihitsy no ratsy saina?

resaho aminy le zavatra tsy tinao fa aza hodiana fanina
8. tisera ( 03/06/2006 06:38)
Bonnechance>>> azoko tsara hoe somary malahelo ianao @ ilay fifandraisan'ny vadinao @ ilay ex-ny . Saingy izao ihany atao be ao an-tsaina hoe matoa nisaraka tamin'io izy dia efa tsy fitiavana vady intsony no ifandraisan-drizareo fa mety ho resaka zanaka iraisana na asa na zavatra hafa koa ... ary indrindra matoa ianao izao no nofidiny ho vadiny dia efa ianao indray izany no tiany é! Sarotra be ny mamafa izany 18 taona nivadiana izany : raha ny hevitro an! matoa rizareo tsy miafinafina sy tsy mihafahafa @ fifandraisany dia nijanona ho mpinamana madio .Sarotra ny mitantara fiainan'olona fa ny cousine-ko (mety ato @ serasera ato izy: nasaiko namaky ity dinika ity mantsy izy)nanambady olona divorcé koa saingy consultante ny asany dé mandeha mission foana ka rehefa lasa mission izy dia lé vadin'ilay rangahy taloha no mikarakara ny zanany (samy gasy ireo an! any dago!) satria mifankatia tsara ny zanak'izy roavavy na dia be elanelana be aza ny taonany (2 avy ny zanak'izy roa ) dé rehefa noely sns... ireo dia miaraka daholo.... Raha mamaky an'ity moa akia indry ra-cousine dia mba hamafiso izay voalazako a!
9. bonnechance ( 03/06/2006 07:01)
Manome courage ahy le valinteny ry zareo fa misaotra betsaka a! tsy manajanaka aloha ry zareo e. ARy eo no nahatonga ahy sahirana t@fifandraisandry zareo satria tsy bizn, tsy zanaka fa tena juste mifampiantso fotsiny,sns.
10. diamondra27 ( 03/06/2006 08:20)
si tu es mise à l'écart de tsy mety kosa aloha izany e! satria mbola le ex ihany no mibahantoerana.

Fa raha hoe: resaka tél: 5mn par jour de mbola azo ekena ihany fa raha plusn'io kosa nefa tsy zaza tsy bizn de inona izany? Manjary lasan'kery daholo ny fotoana syny confidence sns...

Ny hitako oe: tsy nety nataonao dia efa fantanao t@ voalohany ilay relation-ny de tsy ni-stopper-nao de lasa nahazo vahana de lasa sarotra be le manapaka azy. Fa na izany de andramo ihany e! lazao madama oe: 'tsoriko aminao fa tia anao aho kanefa za mahatsiaro mijaly rehefa miresaka @ vadinao taloha elabe ianao, ary mety hisy fiatraikany @ fiarahantsika izany.... lazao mivantana izy e! de ho hitanao eo ny valiny, oe maninona izy no mbola manana io besoin io.
De mitadiava solution hafa mba hampiena ilay conversation-ny e! ohatra oe: miara-mivoaka en amoureux de tsy asiana na iza na iza manapaka ny feeling-nareo= sana coup de phone.
Tsay misy fitsarana eto an! fa constataion no nataoko ka mety diso aho.
11. sipagasy ( 03/06/2006 12:49)
mmhhhh amiko aloha na misy zaza na tsy misy zaza dia tsy olana e! fa inona moa ny antony ifampirafesana ka tsy hisian'ny fifandraisana intsony??? sady @ izay koa olona nivady nandritry ny 18 taona be izao???? efa tsy tahakan'ny vady intsony anie izany @ gasy fa tahakan'ny hoe fianakaviana mihintsy e! hihh fa io aloha ny sainao ihany no mitondra azy e!, raha madio ny sainao diua hilamina ny fiainanao, fa raha ho maramara kosa dia mmhhhh tanteso ny vokany e! hihihi
izay ka kourazy e!!!, mahereza hatrany
12. Fiffi ( 03/06/2006 13:33)
heu... raha zah ry zareo de tena tsy hitako izay olana @ zany an! satria efa samy manambady , fa nga raha hoe nisaraka de allez hop ! vita hatreo daholo ny rehetra ? Fa raha misy zanaka aloha de tena normal raha mitohy hatrany ny fihaoanana eh!
13. vale ( 03/06/2006 15:28)
bonnechance:

Manome courage ahy le valinteny ry zareo fa misaotra betsaka a! tsy manajanaka aloha ry zareo e. ARy eo no nahatonga ahy sahirana t@fifandraisandry zareo satria tsy bizn, tsy zanaka fa tena juste mifampiantso fotsiny,sns.
bonnechance: miala tsiny klo fa tsy hoe mamendrofendro anao aho fa saingy izay no mba fijeriko dia izay no nolazaiko, na dia tsy misy resaka fitiavana intsony aza ilay relation'izy 2 ireo, tsy maintsy mialona kely ihany aho hoe fa maninona no dia régulier be ohatr'izany ny appel hatao? fa maninona raha izaho no atao namana akaiky fa tsy ilay taloha ihany:wink:


14. vale ( 03/06/2006 15:32)
diamondra27: tél 5mn /jr ,,, tsy mampaninona ve? na dia mieritreritra an'ilay izy hoe "isan'andro" ftsn aloha amiko dia lasa mampieritreritra fa asa:{, tsy zaza iombonana , ka hoe mba manome vaovaon'ilay zaza fa asa?:roll:
15. marozevo ( 03/06/2006 21:01)
Ny tsy voalazan'i bonnechance koa dia hoe manam-bady sa tsia ilay ary an-kilany. Dia mba ahoana ny mba mety ho reaction'ilay vadiny any? raha toa moa ka tsy mbola manam-bady ilay any an-kilany dia resaka lalindalina ihany tokoa ity.
16. Fiffi ( 04/06/2006 03:56)
17. manantsoa ( 04/06/2006 07:16)
Mila mandray décision entitra ianao , ary aza manaiky influencé-ny olona.
Tsy fiarahana tsotra fotsiny ny anao sy io vadinao io fa efa tena tokatrano mihitsy.Tsy misy manambany izay fifandraisan'io vadinao io tamin' izay ex-na tany .
Masina ny fanambadiana ary arovy ny tokantranonao.
18. Fiffi ( 04/06/2006 07:18)
Masina marina ny fanambadiana fa misy koh ny fiara-monina , indrindra raha misy ny ankizy.
19. bellla ( 04/06/2006 16:39)
euh...
20. Fiffi ( 04/06/2006 16:54)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913