AKAIKY TOKOA NY FIFIDIANANA MANKO AN!

21. prime ( 06/06/2006 07:49)
:-D:-D:-D=))=))=))=))
22. marozevo ( 07/06/2006 19:38)
Na ny hoe "voangory" aza tsy fantatr'ilay nanokatra loha hevitra akory !!!

23. fetrakens ( 25/06/2006 13:23)
Lery 'ngamba voan-javatra e!
24. marozevo ( 27/06/2006 20:49)
Mba jereo ange ity ataon-dra OLP eh....
25. prime ( 28/06/2006 06:42)
"Arakara-tarehy voa-javatra..." :-D:-D:-D
26. tsoupou ( 08/07/2006 12:02)
Marina zany zoky a, hoy ny tanora izay.
Soa ihany fa nataonao tany ny ohatra fa tsy tay (azafady). Raha izany mantsy dia isika vahoaka lé tay. Fa tena marina ny anao. Fa inona ary ny vahaolana ???
Amiko tsotra ihany : amin'ny maha-TANY antsika vahoaka, satria raha malemy isika dia sokitsokirin-dry zalahy eo fotsiny, dia aleo manamafy fo e, aleo atao tany mafy, amzay tsy mora hanorenam-pangady. Sa ahoana ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0688