Tapaka lalan-dra

41. Fiffi ( 26/06/2006 19:54)
tena erreur be nefa zany an! izany foana no hahitana @ boite-na fanafody hoe raha mahatsapa fa nihatsara ianao , tsy midika akory zany fa hoe sitrana de hajanona ny fanafody.
42. watafon ( 27/06/2006 09:37)
le "automédication" koa ange antony iray mahatonga an'io e! tsy hoe nahasitrana an-drakoto d mety amin-drabe koa !
43. Fiffi ( 27/06/2006 12:36)
wata: fa raha manao allergie @ iode ve de tsy mahazo mihinana sira ?
44. pitchou ( 27/06/2006 17:04)
wata> mba diniho kosa ange e! fanafody "à vie", 400 000 fmg ny boîte iray, nefa boaty 2 isam-bolana no ilainao! d enao mpiasam-panjakana kely ery, mbola mila mandoa hofan-trano izay tsy latsaky ny 500 000 fmg satria efitra 1 sy tapany ihany d ataonao homby anareo 4 mianaka! d @ fomba ahoana no hihinanana fanafody à vie?
45. watafon ( 28/06/2006 05:12)
pitchou! lafo loatra kosa zany fanafody lazainao zany k ! misy 40.000 fmg kosa ny boite iray k !
marina tsy azo lavina ny lazainao k ! fa misy kosa ireo manana possibilité nefa tsy manaraka ny lazain'ny mpitsabo!
Fiffi: raha sira misy iode d tsy aony hanina k ! fa misy sira tsisy iode anie e!
46. Fiffi ( 28/06/2006 06:41)
pitchou: anjekaky ooo :{:{:{ nga akia tsy misy fanampiana ? heu...assurance maladie na mutuelle any ?
47. fijo ( 28/06/2006 19:52)
fiffi na, aza miteniteny foana,fa raha izao toerana ekonomika misy an'ny mada izao tsy ahafahany manao izany.
48. pitchou ( 29/06/2006 05:43)
wata> asa re wata fa radoko 2 no ni-proposer fanafody à vie olona iray, sady nolazainy am-pitsikitsikiana hoe io mba moramora, fa tena tsy mananihany aho milaza aminao hoe 400 000 fmg ny boaty iray! mety hoe 40 000 angamba ny vidiny eny ambohipo sy eny an-tsisindalana, saingy rehefa matahitra ianao sao sendra ny tsy izy d aleo na mividy lafo (aelo amtin'ny hanohanana @zay satria tsisy vola hividianana sakafo intsony) na aleo tsy miditra mihitsy
49. fijo ( 29/06/2006 20:02)
tsy zaka kosa raha izany kle.
mamanay koa mihinana fanafody mandrapa toa izany de 50€ isam bolana le vidiny.fa angalako avy aty.
50. pitchou ( 30/06/2006 09:55)
50 euros zany lesy efa 700 000 fmg raha tsy maka tombony ny mpanafatra fanafody!
51. fijo ( 30/06/2006 18:32)
tonga saina tokoa aho nahita io voalazandry io ko.fa andefasana avy aty isambolana ka.
52. watafon ( 09/07/2006 05:48)
Pitchou: tena mazana le izy k ! ny sakafo aloha no priorité! fa ny tiako lazaina anie d oe misy fanafody tension moaramora ihany e: TENSIONORME ohatra ! tsy eny ankatso fa any @ farmasia izy io tô mba moramora ihany 45.000 na 50.000 ny bte de 30 izy zay!
53. fijo ( 11/07/2006 20:07)
ah,andraso letsy fa mba asaiko manontany an'io izy kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0787