Tapaka lalan-dra

21. watafon ( 13/06/2006 09:55)
tsy fantatro aloha ny stat e! fa mety marina zany k!
22. Fiffi ( 13/06/2006 11:17)
mampatahotra..
23. watafon ( 14/06/2006 05:26)
inn mampatahotra anjy amzany ?
24. Fiffi ( 14/06/2006 12:44)
la tapaka lalan-drà tampoka koh!
25. pitchou ( 14/06/2006 17:27)
zà zao eo am-pihinanana le fanafody malaza! karazany 6 be izao isan'andro! fa tsy mbola kivy aho fa tsy mbola hiala @ireo fanafody ireo!
fa le eo @ lafiny sakafo koa misy manahirana ihany indraindray ko!
26. fijo ( 15/06/2006 19:30)
wata an,efa henon'ilahy ve le fomba tranainy fitsaboana tosidra miakatra be,hoe tsindronmina kely ny lalandra hivoahan'ny ra???raha efa,dia ahoana ny hevitrareo aratsiantifika?
27. watafon ( 16/06/2006 04:43)
fijo: efa henoko k ! ny tsara aza raha mety d manao don de sang mitsy! ny principe zany d rehefa mihena ny volume sanguin d mihena ny pression d mihena arak'izany koa ny tosi-drà sy ny risk na fahatapahan'ny lalan-drà!
28. Fiffi ( 16/06/2006 06:10)
andeha hazoto hanao don du sang indray zany.
29. fijo ( 16/06/2006 20:41)
ok,za mantsy efa naheno azy io tany mahajanga,fa fandaharana tany afrika no nahitako olona nanao azy.
30. Fiffi ( 17/06/2006 05:01)
fa raha manao don du sang io ve mety mifindra any @ le olona omena rà io haretina io any aoriana any ?
31. watafon ( 17/06/2006 07:03)
Fiffi: non k ! tsy mifindra io k ! fa raha retina hafa kosa d mifindra nefa moa tsy maintsy atao fitilina alou le rà vao azo omena olona hafa k !
32. Fiffi ( 17/06/2006 16:34)
nefa mahafanina be le manome rà
33. pitchou ( 17/06/2006 17:21)
wata: ka raha hypervolemie no mahatonga le tsoi-dra d mety zay fa raha zavatra hafa d tsy mety hoe ohatra we tsentsina ny lalan-dra na mavesatra loatra na sahala @zany! fa vao nalazain'ny tele we tsy afaka manome ra hono ny olona avo tosi-dra!!!
34. watafon ( 19/06/2006 13:51)
pitchou: zany v akia ? misy valeur limite kosa angamba k !
35. Fiffi ( 19/06/2006 15:13)
zah aloha mba nazoto nanmé hieny fa farany fanina foana zah de najanoko.
36. havanan ( 21/06/2006 08:35)
Mahafinaritra be ny maheno ny zavatra tantarainareo, misaotra e. Ny henoko toa misy sakafo hohanina rehefa avy manome ra ahafahana mahazo hery sy manonitra ny nomena, sa?
Ny lehilahy no tena betsaka mpanome ra. Ary toa ny lehilahy no matetika tapaka lalandra araka ny henoko.
37. Fiffi ( 21/06/2006 09:45)
nefa misy milaza fa ny vhv ?
38. fijo ( 21/06/2006 19:25)
ary betsaka no olona nay mada no maty tato hoato momba ity tapaka lalandra ity an;
39. pitchou ( 22/06/2006 02:06)
kay! tena betsaka mintsy! d ny sira misy ioda no voapanga
40. watafon ( 26/06/2006 10:22)
ny tena mahatonga an'ireny ange dia tsy mbola zakan'ny ankamaroantsika malagasy le hoe mila mihinana fanafody "à vie" ny olona misy tension e! fa rehefa sitrana kely d tsy mihinana intsony ! na koa hoe tsy diagnostiqué mihitsy ilay aretina raha tsy efa grave !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1576