Fifidianana @ 03 desambra 2006 mahalasa saina tokoa!...

1. OLPolonaleopolitika ( 31/05/2006 15:37)
Raha arahina tsara ny zava-niseho depuis fin 2001 (desambra)izay nanaovana ny fifidianana ka nampisy olana sy crise t@ 2002 dia mahalàsa saina ihany .

-raha ny lalàna velona dia ny HCC no milàza ny vokatra ofisialy hoe i Ra...no president
ny andaniny nahita fa 1ér tour dia vita ny ankilany tokony hiditra 2é tour...Tsy hidirana lalina iny .

-Natao ny 1ér investiture tsy nekéna ary tsy ôfisialy.
-nanao ny 2é investiture officielle mois de juin 2002 raha ny lalàna velona izany dia JUIN 2007 no tokony ho atao ny fifidianana fa tsy désambra 2006.

Raha atao ny kajy tsotsotra misy 6 mois de décalage be izao izany ny datim-pifidianana.

INONA NO MAHAMAIKA?

Ny mpanohitra moa etsy andaniny mofo akondro vava lanian'ny mpitondra ankehitrio kobaka am-bava varimbarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso.
Tsy ho ampy azy ireo ny seza fa tsy maintsy miandry 5 taona. Le moment est venu !!Toy ny fanatanjahan-tena ihany io izay tsara echauffement sy entrainement ihany no ho lany fa tsy misy miracle .Refa tsy lany avy eo ny vahoaka no atao sorona indray!!!

Ingahy MAILHOL moa efa maminany fa ahiana ny hisian'ny rotaka aorian'ny fifidianana ao @ la gazette de la grande île androany 31 mai .

MEDITATION!!!!hoy ilay mpihira izay
novalian'i rapala ny 06/06/2006 12:16
2. Fiffi ( 31/05/2006 16:46)
Ingahy MAILHOL heu.... io koh mba be resaka tssss !
Inona no maha-maika ? heu... inona tokoa moa ?:roll:
3. fijo ( 01/06/2006 03:32)
tsy hoe satria niteny rangahy io hoe hisy rotaka dia hisy tokoa izany.
4. Fiffi ( 01/06/2006 03:43)
justement....
5. Angie ( 01/06/2006 08:36)
zany ange dia toa entina hanamporisihinaireo malagasy efa reraky polifika ka raha sanatria tsy zay tiany no lany eo dia hoe efa hitako hoe hisy rotaka.

Zany lay manakorotana fotsiny ka nahitany aza maninona raha tazomy ho azy irery dia entiny ambavaka ao.

Ny loza ange dia ef mahatra ihany no mijaly e ary ny lehibe sy pata mbola mihamiadana hatrany.

Mahereza tsika ramalagasy
6. Fiffi ( 01/06/2006 09:02)
mahereza marina
7. Rainikarabo ( 01/06/2006 19:47)
ka i Maihol izany no manam-pikasana hitarika rotaka raha izany no fandehany
8. marozevo ( 01/06/2006 21:22)
Misy toe tsaina navelan-dratsiraka any Madagasikara. Toe-tsaina mankahala... dia ampiadiany amin'ny fomba maro samihafa ny samy Malagasy, fa izy lasa mianinkanina any Parisy...
Mba diniho ihany izany fa aza variana mifanaratsy
9. Fiffi ( 02/06/2006 03:11)
marozevo:

Misy toe tsaina navelan-dratsiraka any Madagasikara. Toe-tsaina mankahala... dia ampiadiany amin'ny fomba maro samihafa ny samy Malagasy, fa izy lasa mianinkanina any Parisy...
Mba diniho ihany izany fa aza variana mifanaratsy
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?


10. prime ( 02/06/2006 11:00)
dia inona no soso-kevitry OLP??? :°)
Toa efa mihakaiky ilay andro...:-P
Eritreritra mandalo tokoa ka dia samia mandinika ary e!:?
11. Fiffi ( 02/06/2006 11:21)
MEDITATION hono :-D:-D:-D
12. MTN ( 03/06/2006 12:31)
Fa ilay MAILHOL ve dia tena manana fahefana ahoana mihitsy eh? Toa ohatra izay teneniny dia mitaritarika be mihitsy. Nefa tamin'izy nasain'ingahy kardinaly toa tsy sahy akory.
13. Fiffi ( 04/06/2006 04:02)
manana fahefana ahoana ?
14. MTN ( 06/06/2006 11:37)
tsy manana fahefana izy no tiako tenenika kah.
15. rapala ( 06/06/2006 12:16)
Asa raha mba no-remarkénareo fa hiditra ny fifidianana@ decembre de misy sahady ny mpanakoratna saina sa ahoana hoy ianareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1158