Marenina eo aho fa izaho hiresaka!!!!

21. Fiffi ( 04/06/2006 05:45)
marozevo: de nde hatao hoe "TAIS-TOI" zany :-D:-D:-D
22. prime ( 06/06/2006 07:41)
Lalina izany...:-D:-D:-D
23. marozevo ( 07/06/2006 19:44)
Io fa nangina tokoa rehefa nasain'i Fiffi nangina !
24. daomania ( 10/06/2006 17:27)
misy ny olona mahay mitsikeraka, saingy tsy miasa fa mivareraka, indraindray mankaleo ianao ry sareraka !!!
25. marozevo ( 11/06/2006 20:37)
Tsy indraindray fa isan'andro mihitsy eh...
Efa hatry ny oviana moa no re io anarana io, fa inona no mba voka-tsoa azo taminy ? Afa tsy ny clip angaha !... raha tena izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086